Taiza, taiza indray ianao?

61. gasynamana ( 07/07/2007 11:48)
oui, j'ai faim de toi...
62. lapino ( 07/07/2007 11:57)
Nasainao aho hisakafo
Ka noraisinao ho havana

Dia ny vary maina ihany
No niarahana nizara
Nefa dia natsiro izany
Niova ho sakafo tsara
63. tslem ( 07/07/2007 14:24)
...tsara, tsara ny andro
baliaka, sariaka ho antsika
ny masoandro..............
64. wooda ( 07/07/2007 14:40)
De tohizako indray zany:

tsy vôly zaho hiantsa, na fitiavagna io na ambiance,
lagnian’ny havagna, mitady ti-hampanjary,
gitara io sotronay , andesinay mitenda.
piraty tsy havanay, mitady zahay voakenda.

oh yeah!
65. sitlo ( 07/07/2007 15:01)
wainina eo tena (refrain)
66. cutie ( 07/07/2007 15:15)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 07-07-2007 11:21:53
Lohateny : Re : Taiza, taiza indray ianao?
Ianao no nofidiko re rahavana
Omeko fitiavana
Jereo ka mba raiso ireto tanana
Mitoloko izy ireo k'aza lavina


Tsy izaho sy ianao
No hiaraka hifankatia toy izao
Tsy izaho sy ianao
Mpinamana teo no hitambarantsika roa hatrizay
67. ikaretsaka ( 07/07/2007 16:14)
naman'ireo tena namana...
...tsy mba namanamana
68. pissoa ( 07/07/2007 16:18)
fa taiza izy izany no niverina ! :roll:
69. ianao ( 07/07/2007 16:23)
miverina ato an-tsaina
reo adiady izay natao
mitaraindraina
ilay mozikanao
70. lapino ( 07/07/2007 16:55)
Raha toa ianao ka tia mozika
Dia mba hiaraka hikalo aminao aho
71. ianao ( 07/07/2007 16:59)
raha toa ianao mangatsika
dia hitondra hafanana vaovao aho
72. cutie ( 07/07/2007 17:14)
fa ny antsika kosa hafa tsy toy ny anay
fa fitiavana niavosa no niarahana hatrizay
toky ihany no omeko omeko anao sy omeko azy o
ka izay nekeko tsy ataoko vazivazy

73. Stretch ( 07/07/2007 17:18)
wainina eo tena (refrain)

:-P
74. lapino ( 07/07/2007 17:53)
cutie:

fa ny antsika kosa hafa tsy toy ny anay
fa fitiavana niavosa no niarahana hatrizay
toky ihany no omeko omeko anao sy omeko azy o
ka izay nekeko tsy ataoko vazivazy

Fa ndrao dia manahirana, ho sahirana aho
Raha hitany miaraka aminao
Ireo manodidina, hanakina ahy
Hilaza fa mbola tsy matotra
75. cutie ( 07/07/2007 17:59)
fantatrao
eny fantatrao
fa mila toky aho
eny mba lazao
raha mbola tia ianao
ka ho faly aho
manana anao
76. ikaretsaka ( 07/07/2007 20:47)
Nifankatia tokoa, nahay niara-droa raha izaho sy ianao
Toa voamaso roa, iray vatana sy loha raha izaho sy ianao
Iza no nanampo fa hoe mbola hikoa, hikoa toa izao
Ilay rova soa izay niombonako taminao

Tsy neniko nefa lala ô ny nitia anao
Nafonja sy ngeza na dia kilalao
Voaloham-pitia toa ireo nofy tsara
Rava satria tsy mbola anjara
77. cutie ( 07/07/2007 20:56)
Aleo hiato
Satria tsy fitia
Tsy natao ho ahy
Tsy natao ho antsika
Izaho tena tia
Ianao koa minia
Milaza fa hoe
Mbola tia, tena tia
78. ravakamalala ( 07/07/2007 21:16)
Toa nilatsaham baratra aho nandray ny taratasinao
Nilaza fa tsy mety intsony ny hiarako aminao
79. cutie ( 07/07/2007 21:20)
manoratra ho anao
isaky ny ray minitra
miandry valiny aminao
fa maso foana no mipitra
80. lapino ( 07/07/2007 21:40)
Miomana ianao chérie fa ho avy aho e
Fa ho avy aho e
Ny fo feno fitiavana ô
Hangotrakotraka ity alina e
Ho tafaray indray ny tia sy manina ô
Dia hisy tambitamby ô
Hiampy safosafo e
Hifamihina ao anaty haizina ka ho salanitra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.206