ahoana no tokony atao
1. diamondra27
(
02/07/2007 06:16)
misy namana vhv izany tara @ lhl iray. Tena tiany dia tiany tokoa io lhl io.
Ny olana anefa dia ilay lhl tsy miraika aminy fa mpinamana tsotra izy roa . Tsy mbola nisy resaka hoe: fitiavana fa resaka tsotra fiainana andavanandro no resaky ry zareo: vidimpiainana, sport, fialamboly etc...
inona no tokony ataon'ilay vhv mba ho babo ny fon'ilay lhl?

novalian'i andryjaps ny 11/09/2007 09:30
2. rahiratra
(
02/07/2007 06:31)
Mampiditra resaka hafa e. Efa mivoatra koa anie izao ary mahazo manambara fitiavana ny vehivavy fa tsy miandry izay hanantona fotsiny akory e. Na babo koa aza izy ka manana ny azy ny ilany tsisy azo atao.
3. rush
(
02/07/2007 06:59)
dia mba jamba koa izany lehilahy izany a!ny vehivavy r'ise rehefa tia dia hita eny foana a!na @ fomba fihetsika izany na ny fijery,na ny firesahana!ka inona koa no mahamenatra ny hanamboraka izany fitiavana azy izany e?efa taona 2007 be izao ve dia mbola misy an'izany ihany e?
4. kally
(
02/07/2007 07:03)
Fa maninona no hitady zavatra hambabo, matoa tsy niraika ny iray dia mety ho namana fotsiny ohatr'izao no itiavan'ilay lehilahy azy kah!
Tsy voatery hoe satria tara ny iray dia tsy maintsy ho tia koa ny iray.
Tsy voatery hoe satria tara ny iray dia tsy maintsy ho tia koa ny iray.
5. xxx
(
02/07/2007 07:13)
dia mba jamba koa izany lehilahy izany a!ny vehivavy r'ise rehefa tia dia hita eny foana
arak'io tenin'i rush io, tokony ho fantatr'ilay lhl izany fitiavany azy zany fa matoa izy tsy rototra d tsy tiany zany lé sipa,ra zah lé sipa tsy mamorona pb am zany sao marary fo tsy fidiny eo^:^
6. diamondra27
(
02/07/2007 07:59)
za aloha efa mba niteny le namako hoe: rehefa namana ny iarahareo dia ataovy namana izy fa tsaratsara kokoa aza mahita olona tia andry toa izay indry no mitia olona. Izy moa mbola @ lery foana ny sainy de e e e tsy azo ahodina.
Tena te-hambabo i kala fa saro-kenatra tsy te-hanao premier pas izany e!
rahiratra: holazaiko an'io izy e!
rush: araka ny filazan'le namako aloha le lhl mbola sport sy ny asany no mahaliana azy fa tsy izay vhv any koa
kally: ka sendra ny olotiany angamba akia i kala de manao io a!
xxx: marina loatra ny anareo fa le sipa wa tena babo e! asa na inona no tena mambabo azy fa izay izy vao hitako nanao toetra sy lasamborona tahaka izao foana
misaotra anareo namaly fa de lazaiko an'ireo ilay namako rehefa mihaona izahay.:-*:-*

7. diamondra27
(
02/07/2007 08:07)
rahiratra: hitako le dinikao io fa le kala sy le tovolahy resahiko eto samy mbola célibat daholo fa tsy manambady.:wink:
8. rahiratra
(
02/07/2007 09:04)
Izaho anie tsy miresaka ny fitiavanan'olondroa fa ny fanovozana ilay hoe mitia ivelan'ny trano no mba nahalasa saina ahy. Kay moa izany efa specialiste amin'io ny maro ka resy aho tamin'iny.
9. rush
(
02/07/2007 09:17)
rahiratra:inona ary ity?ary iza izany maro specialiste izany a?fa inona marina no tena olanao e?nisy naka nga ny vadinao sa ny sipanao?raha tsy nisy dia aza mirediredy mitiniteny foana ato fa mandraraka aaaaa!
ny fanovozana ilay hoe mitia ivelan'ny trano no mba nahalasa saina ahy. Kay moa izany efa specialiste amin'io ny maro
10. rahiratra
(
02/07/2007 09:25)
Inona no raraka ry rush??? Efa hoe revy tranainy ilay ny vady antrano ihany no heveriko mety kay moa efa lany andro izahay izany rush eee.Mameleza mafy ary eee
11. rush
(
02/07/2007 09:38)
rahiratra:ary misy miseho ho anjely be ato a!nefa mivadikondana!
Efa hoe revy tranainy ilay ny vady antrano ihany no heveriko mety kay moa efa lany andro izahay izany rush eee.Mameleza mafy ary eee
12. Jessimi
(
02/07/2007 09:47)
Tena tsy niraika tokoa ve ilay lehilahy ry diamondra27:?:
Efa karazana valin-teny ihany mantsy izany hoe tsy mahita n'inon'inona izy izany araka ny voalazan'i rush:!:
Nefa mety ho saro-kenatra koa ilay lehilahy dia tsy sahy mampiseho na dia fihetsika mitory fitiavana aza:?
Ny fanontaniako: efa ela ve izany sa vao vetivety, fa mety misy dikany koa izany tsinona.

13. diamondra27
(
02/07/2007 13:18)
jessimi: vao haingana aloha ilay izy
nefa ny fotoana tsy mitovy @ olon-drehetra fa ny marimarina kokoa dia nanomboka t@ paka teo angamba ry zareo no nifampikasokasoka.
za aloha mbola tsy ni-présenter-ny ilay lhl fa raha hitako maso azoko nampiana ihany le namako hoe: mety tahaka izao sy izao iny...
Mbola tatitra fotsiny no azoko
rahiratra: midera anao manaja vady. Ho modely hatrany anie ianareo. Tsy voatery hanaraka ny hafa fa rehefa mety ny tokantranonao dia izay no zava-dehibe sady ataovy izay mety mba tsy hisy handrava izany fahasambaranareo izany e!
Tena vitsy tokoa aloha izany @izao fotoana sady araka ny feo mandeha fa tsy eto @ serasera ihany dia na ny lhl koa aza we: rehefa tonga aty france toa lasa misaraka @ vadiny, asa fa dia maninona loatra?
somary HS iny fa te-hamaly ny hafatrao fotsiny aho.

14. ikaretsaka
(
02/07/2007 16:57)
avelao handeha ny fotoana...
fa mandeha ho azzy araka ny fotoana io, rehefa fotoanany dia mandeha ho azy..
rehefa tonga koa ny fotoanany dia maty ho azy
fa mandeha ho azzy araka ny fotoana io, rehefa fotoanany dia mandeha ho azy..
rehefa tonga koa ny fotoanany dia maty ho azy
18. diamondra27
(
03/07/2007 21:42)
imeva: le vhv efa hendry kou, tsy nanana sipa efa elaela. Sa hendry ahoana aloha zany e!
sympa: f'angah tsy we: "miandry fa gasy" :-P:-P
sympa: f'angah tsy we: "miandry fa gasy" :-P:-P
19. litabaombinn
(
10/07/2007 08:02)
Salut diamondra27! >>> Asaivo manoratra ao @ compte ilay namanao fa ataoko ho afa po :)!Tsy harary fo miitsy!:)
Merci !
Merci !
20. andryjaps
(
11/09/2007 09:30)
Miala tsiny raha mba mandray resaka, fa ny lehilahy anie mora sontonina ihany e!
@ fihetsika indrindra indrindra.Asaivo manao fihetsika sexy kely izy na geste mody ataony hoe tsy tandritandriny nefa manaitra an-dranamana. Dia ho hitany ny fiovana hisy. Tsy misy risque io satria fihetsika tsy voatandrina, tsy fanahy iniana.