Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i velosoa, milahatra araka ny daty
velosoa ( 02/07/2007 14:27)
Taratasy misokatra !
Manoratra ity taratasy ity izahay mpanjafan'ny PAOSITRA MALAGASY, mba hilazanay ny fahasahiranay momba ny fidiran'ny mpiasa sy ny fisokafan'ny biraon'ny paositra malagasy. Nanomboka androany dia nidi... tohiny
novalian'i Ccilia ny 13/09/2007 06:04
velosoa ( 12/09/2006 15:02)
zava-misy
Misy zavatra mitranga ao amin'ny orinasa lehibe iray eto tana. Hatramin'izao anefa tsy hita hoe ahoana na ahoana ny tena fandehany. Dia avela ho afa-maina ve ny mpanao ratsy ? ... tohiny
novalian'i prime ny 20/09/2006 11:16
velosoa ( 12/09/2006 14:54)
tsy maty manota
Mba lasa ny saiko manontany tena hoe : amin'izao fotoana izao dia mbola misy ihany ireo olona mihevitra ny tenany ho tsy maty manota ka manao izay danin'ny kibony.... tohiny
novalian'i jennifer2 ny 22/09/2006 11:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0071