tsy maty manota

1. velosoa ( 12/09/2006 14:54)
Mba lasa ny saiko manontany tena hoe : amin'izao fotoana izao dia mbola misy ihany ireo olona mihevitra ny tenany ho tsy maty manota ka manao izay danin'ny kibony.
novalian'i jennifer2 ny 22/09/2006 11:22
2. Samoana ( 12/09/2006 15:22)
Toneo ny saina fa tsy maintsy maty ihany ireo vokin'ny ota ireo e !:)
Inona aloha no nataony no toa mampivezivezy ny sainao loatra izy izao velosoa a?
3. Fiffi ( 12/09/2006 15:31)
raha mbola olombelona izy , hisy farany avokoa ny zava-drehetra .
4. booboo ( 12/09/2006 15:43)
velosoa > miombon-kevitra tanteraka mitsy ! na zany aza zà tsy manontany teny tsony...
5. ganafolaka ( 12/09/2006 16:18)
Amiko de misy fiafarany ny zava-drehetra
mety hipoka ny kibony am ny farany refa tena manao zay danin'ny kibony foana tsy mahalala voky :P
na koa mety ho maty manota:evil:
=))
6. Fiffi ( 12/09/2006 20:34)
mety koa hoe manararaotra hanao zay danin'ny kibony satria hoe fandalovana ny fiainana ?
7. velosoa ( 13/09/2006 13:50)

Manao fanodikodinam-bola dia be vava satria havan'ny lehibe



Samoana:


Toneo ny saina fa tsy maintsy maty ihany ireo vokin'ny ota ireo e !:)
Inona aloha no nataony no toa mampivezivezy ny sainao loatra izy izao velosoa a?


8. Herimiafina ( 13/09/2006 18:56)
velosoa:

Mba lasa ny saiko manontany tena hoe : amin'izao fotoana izao dia mbola misy ihany ireo olona mihevitra ny tenany ho tsy maty manota ka manao izay danin'ny kibony.


Ny tsy maty manota lazaina eto amiko dia : Maniaco-depressive vao nivoaka ny hopitalin'ny adala na vao ho ampidirina. Tsy fantany izany raha tsy mahita dokotera izy.

Ny hahafantarana azy dia recidivista amina zavatra efa hita fa fahadisoana, mbola averiny foana, ary manamarintena be dirandoza. lol :-D
9. jennifer2 ( 22/09/2006 11:22)
i HM ve zao mba efa hendry? sao ho faty manota eo mantsy koa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1019