nitono tena ohatra ny lolo fotsy
1. bazylou
(
01/07/2007 18:31)
""LES MEMBRES DU TIM RECONNAISSENT QUE RAVALOMANANA N'EST PAS UN HOMME D'ETAT ET
QU'ILS ONT VOLONTAIREMENT AVOUE (MANIFESTE) LEUR DECEPTION.""
"TELONOHOREFY" DU 15 JUIN 2007.:wink::wink:
QU'ILS ONT VOLONTAIREMENT AVOUE (MANIFESTE) LEUR DECEPTION.""
"TELONOHOREFY" DU 15 JUIN 2007.:wink::wink:
novalian'i tsoraka ny 08/07/2007 05:42
4. rahiratra
(
02/07/2007 05:48)
Ny fahantrana efa izay no izy tsy misy mahamenatra anay fa anjaranay ny miezaka ny hivoatra. Ny tsy fisiana saina kosa dia ny an'ialahy vao mainka loza. Na tamin'ny andron'ny Dadatoan'ialahy aza tsy afaka ahazo seza daholo ny rehetra ka izay no namelany hanaoavan'ny akama risoriso tsy misy arakaraka. Amin'izao izay mihevitra ny ahita seza hitoerana fotsiny tsy tafavoaka noho izany ny mifanaratsy sy miala no betsaka satria mihevitra ny manedha ho azy. Ny olona zatra miampitapita antoko no miampita rehefa tsy mahazo ny irianay. Anontanio tsara i Vetsoko izay midradradra fa TIM niala.
