tsy rariny

1. Aino ( 01/07/2007 15:07)
izaho hoa t@ volana Mai teo iny saika ande ho any Londres, dia nividy Billets ho an-olona rao, avy @internet no matetika hividiananay azy dia mande tsara faona.
tonga aza ny fotoana andehanana dia efa vita soa matsara dol, ary efa tafiditra ny aeroport mihintsy aza fa iny ande hiditra @avion iny no nojereny ry zareo ny papier-ako dia hoy izy hoe. -Ary ilay visa?-Visa ahoana? hoy aho nanotany!
-ilay nolazainay? satsia raha tsy misy Visa hafa ianao hakaotra any ity anananao ity tsy tafiditra Londres. ry zareo moa tsy nilaza any izany ankory teo aloha!!

dia gaga be aho hoe ahoana koa izany!! matetika aho mande manao voyages europes fa tsy mbola nisy ny blem, dia tsy tonga saina mihintsy aho.

ary dia avy eo nolazaiko ry zareo hoe izany koa ve no andanin-andro eo fa avelao @izao, fa izay tsy ande.

dia lasa naverindry zareo ny valizy sns, kandro mao ilay any ilay namako tsy tafa-verina fa lasa any Londres niaraka any ilay Avion izay @izany miandry hoe aiza aza tsy tonga fa ny ahy hirery no niverina!!

apres 6jours ilay izy vao nalefan-dry zareo t@ paositra.

ny @ billets indray mao dia niresaka izay hoe ho avadika andro hafa, na aleo tonga dia anolena ilay izy. dia nampatoky moa ry zareo hoe miverena aza aty @erin-andro maka any ilay billets na ilay vola.
kandro tsy nety ry zareo rehefa tonga ilay fotoana. fa hoe tsy afaka amerina any ilay vola hono ilay companie na koa manova any ilay daty ho andro hafa.

nefa 598,90euros no fitambaran'ilay izy. dia voatery navela tany ny tantara na dia tsy naveriny ry zareo aza ny iray @izy ireo.

de hoy aho hoe: tsy mety no ataony fa sady tsy manome tsara ny fanazavana hoe ahoana sy ahoana, no mbola tsy averiny ihany ny vola,ny @ilay valizy sns.
novalian'i fanaina ny 03/07/2007 16:09
2. kally ( 01/07/2007 15:37)
Ny kaompania akia efa lazainy mazava fa tsy tompon'andraikitra @ tsy fanananao visa fa aminy matoa ianao mividy billet dia mahatsapa tena fa afaka mandeha izany.
Fa nahoana kosa akia ianareo no tsy mba nanontanitany tsara talohan'ny handehanana? UK anie tsy ao anaty schengen na dia ao anatin'i UE aza e!
3. Kota ( 01/07/2007 21:20)
kally:

Ny kaompania akia efa lazainy mazava fa tsy tompon'andraikitra @ tsy fanananao visa fa aminy matoa ianao mividy billet dia mahatsapa tena fa afaka mandeha izany.
Fa nahoana kosa akia ianareo no tsy mba nanontanitany tsara talohan'ny handehanana? UK anie tsy ao anaty schengen na dia ao anatin'i UE aza e!

Anjara sy adidin'ny compagnie aérienne na agences de voyages ny mampahafantatra ny fidirana amin'ny destination izay varotany, toa izay koa ny formalités sanitaires. Nisy ve izay sa tsia ? raha hoe tsy nahazo visa dia zavatra hafa izay nefa io aza mbola misy considération ihany. Raha ohatra kosa infos nazava io fa ianao no nieritreritra hoe schengen ny any...fa na izany aza : obligations ny manazava io amin'ny mpandeha !

4. kally ( 01/07/2007 22:04)
Kota:

Tsy haiko aloha fa dia lazainy mazava tsara alohan'ny fividiananao billet fa anjaranao mpividy no mamantatra sy miraharaha ny visa-nao fa tsy mpiantoka izy raha visa no antony hanafoananao ny tapakilanao avy eo.
Anjaranao mpandeha no manadihady raha tsy izany mihahaka eo.

5. agoago ( 02/07/2007 06:22)
UK tsy anatin'ny espace Schengen na ao antin'nu UE araka ny lazain'i Kally, mila visa hafa mihintsy mankany. Mivarotra billet ihany no ataon'ny agence de voyage,ianao no tsy maintsy mieritreritra ny visanao na ho aiza na ho aiza.
Nisy agence de voyage iray izay teto Tana nampihomehy anay mbamin'ny namanay mihintsy, ho any La Haye lay namanay, dia tsy hitan'ilay mpiasa tao @ logicielny tao aminy mihitsy hoe inona ny aéroport n'izany La Haye izany, hanaovana lay itinéraire. Niverina nanontany ny consulat izay vao niteny ireo hoe Amsterdam no aleha vao mandray train mankany La Haye.
Zany mijery lay destination ary izany indraindray tsy hitan'ny agence de voyages koa, maika fa hoe mila visa ve any.
6. mignone ( 02/07/2007 07:29)
kota > misy agences tsy ilaza aminao mpandeha mintsy a ! aleo manadihady na manontany foana !
7. kally ( 02/07/2007 07:58)
Agoago> :lol: Den Haag mantsy no tena anaran'i La Haye ka izay no tsy nahitàny azy.
Izany eo ihany fa ny tena manirikiry aza indraindray ny lanjan'ny entana azonao entina tsy fantany akory (matetika mantsy efa vita entana vao maka tapakila na efa any @ seranana mihitsy.) Ianao indray no mandeha mitady eraky ny vaza montotra rehetra io.

Ny ahy aloha rehefa mbola azoko ataoko irery eto @ tranonkala dia eto ihany. Eto na ny seza hitoerako aza izaho ihany no mifidy azy.

Mampi-te handeha koa izany resaka izany:lol:
8. sympa ( 02/07/2007 08:57)
mignone >> aleo manontanitany foana toa izay manaonao foana ve :°)
9. Kota ( 02/07/2007 14:33)
mignone:

kota > misy agences tsy ilaza aminao mpandeha mintsy a ! aleo manadihady na manontany foana !

Tsy manakana anao hitady izany ary misy tokoa ny tsy manao fa ny olona koa no tsy mahalala fa obligations teren'ny lalàna io, raha ny eto France aloha art.L211-9 du code du tourisme : "le vendeur doit informer les intéressés, par écrit préalablement à la conclusion du contrat, du contenu des prestations....des conditions d'annulation du contrat ainsi que des conditions de franchissement des frontières". Ka izay no tsara fantatra hoe nisy ve io informations io ? raha nisy dia inona tsara no lazainy ?
Fa ambonin'izay, misy jurisprudence manamafy io : "est illicite la clause indiquant qu'il appartient au client de s'assurer auprès des consulats ou ambassades des formalités administratives et/ou sanitaires à accomplir, la clause prévoyant en outre qu'à défaut de pouvoir entrer dans le pays de destination, le client ne pourra prétendre à aucun remboursement; une telle clause est contraire aux dispositions de l'artL 211-9...TGI Bobigny 21 mars 2006
10. Aino ( 02/07/2007 20:15)
kally ka tsy vao in-2 na in-telo aho no nivezivezy t@ Europe ka hatr@ izay dia tsy nisy ny blem fa nande tsara dol, na ry zareo police tao @aeuroport koa aza niteny hoe fa ahoana moa no tsy ahafahiny mande @ireto taratasy sy Visa any ireto, sady izaho na dia tsy nacionalite aty aza manana carte hafa aho izay manamarika fa afaka manao izay ataony ny europen aho, hakaotra ny carte d'etudient.
11. Aino ( 02/07/2007 20:17)

Tsy haiko aloha fa dia lazainy mazava tsara alohan'ny fividiananao billet fa anjaranao mpividy no mamantatra sy miraharaha ny visa-nao fa tsy mpiantoka izy raha visa no antony hanafoananao ny tapakilanao avy eo.
ka raha izaho aloha dia manana Visa avy aty Espegne ahafahiko mivezivezy eto Europe.
12. Aino ( 02/07/2007 20:22)
agoago oui iznay anie hay ihany hoe mila hafa ry zareo nefa avy eo indray ampivezivezeny erakiny Espegne hoe mila maka ary dia mila any izao sy izao, bla bla bla. nefa famille no ande ho vangiana de ataon'ny ry zareo mivezivezy be, nefa koa misy namako gasy izay nakany teo aloha dia niantso sy nandefa ny pasipaoro t@ Paositra fotsony izy dia izay, nefa aho no ataony miaka midina ko saleoko tonga dia adinoina any ny @izany. averiny iny tsara moa tsy averiny izy bon, saingy ry zareo tsy manazava any ilay izy ankory no tena blem, ilay companye io.
13. xxx ( 03/07/2007 00:43)
Aino:

izaho hoa t@ volana Mai teo iny saika ande ho any Londres, dia nividy Billets ho an-olona rao, avy @internet no matetika hividiananay azy dia mande tsara faona.
tonga aza ny fotoana andehanana dia efa vita soa matsara dol, ary efa tafiditra ny aeroport mihintsy aza fa iny ande hiditra @avion iny no nojereny ry zareo ny papier-ako dia hoy izy hoe. -Ary ilay visa?-Visa ahoana? hoy aho nanotany!
-ilay nolazainay? satsia raha tsy misy Visa hafa ianao hakaotra any ity anananao ity tsy tafiditra Londres. ry zareo moa tsy nilaza any izany ankory teo aloha!!

dia gaga be aho hoe ahoana koa izany!! matetika aho mande manao voyages europes fa tsy mbola nisy ny blem, dia tsy tonga saina mihintsy aho.

ary dia avy eo nolazaiko ry zareo hoe izany koa ve no andanin-andro eo fa avelao @izao, fa izay tsy ande.

dia lasa naverindry zareo ny valizy sns, kandro mao ilay any ilay namako tsy tafa-verina fa lasa any Londres niaraka any ilay Avion izay @izany miandry hoe aiza aza tsy tonga fa ny ahy hirery no niverina!!

apres 6jours ilay izy vao nalefan-dry zareo t@ paositra.

ny @ billets indray mao dia niresaka izay hoe ho avadika andro hafa, na aleo tonga dia anolena ilay izy. dia nampatoky moa ry zareo hoe miverena aza aty @erin-andro maka any ilay billets na ilay vola.
kandro tsy nety ry zareo rehefa tonga ilay fotoana. fa hoe tsy afaka amerina any ilay vola hono ilay companie na koa manova any ilay daty ho andro hafa.

nefa 598,90euros no fitambaran'ilay izy. dia voatery navela tany ny tantara na dia tsy naveriny ry zareo aza ny iray @izy ireo.

de hoy aho hoe: tsy mety no ataony fa sady tsy manome tsara ny fanazavana hoe ahoana sy ahoana, no mbola tsy averiny ihany ny vola,ny @ilay valizy sns.

Mazava io eee, ny visa nao sy ny ppas ananao rehetra ao europe ihany, fa ra hivoka aty us na c na Londres ianao tsy maintsy maka visa satria tsy anatin'ny fikambanan'ny firenena erope ireo, donc tsy miady @ papas ananao ny mankany fa mila maka visa vao tafa ny mankany na shengen aza, donc talohan'ny nandeha ianao de tokony nanadihady tsara hoe sao mila visa??? tokony naka information tsara, ambonin'izany ny billet lafo iznay @ ankapobeny io na ho aiza tsy miverina tsony ary tsy miantoka ny antony tsy nahalasanana ny agence de voyage, tokony nampandreha mialoha azy ireo andro vitsivitsy mialoha ianao ra tsy afaka, fa ra @ moment ny départ iznay ianao no miverina nohon'ny antony visa de voa ianao, fa ra resaka aretina etc ny antony de nampilaza andro vitsvitsy mialoha ianao de afaka natao ny fifanarahana, fa ra @ andro ny andanana no tsy lasa nohon'ny visa, faute-nao izany fa tsy ny agence, donc anjaranao ny manadihady tsara alohan'ny hivoahana, ary aza afangaro ny resaka europeana sy ny resaka Londres fa tsy mitovy ireo, mila visa foana ianao refa ho any Londres na canada na us ka de maka information tsara kaloha vao manao zavatra.

14. pissoa ( 03/07/2007 01:45)
Aino:
agoago oui iznay anie hay ihany hoe mila hafa ry zareo nefa avy eo indray ampivezivezeny erakiny Espegne hoe mila maka ary dia mila any izao sy izao, bla bla bla. nefa famille no ande ho vangiana de ataon'ny ry zareo mivezivezy be, nefa koa misy namako gasy izay nakany teo aloha dia niantso sy nandefa ny pasipaoro t@ Paositra fotsony izy dia izay, nefa aho no ataony miaka midina ko saleoko tonga dia adinoina any ny @izany. averiny iny tsara moa tsy averiny izy bon, saingy ry zareo tsy manazava any ilay izy ankory no tena blem, ilay companye io.

tsy azoko tsony le resaka ! angaha fantatrareo njay hoe mila VISA ny mandeha UK ? :roll:
15. pissoa ( 03/07/2007 01:45)
Oops, ny tiako tenenina hoe na avy eo Europe aza !
16. kally ( 03/07/2007 10:07)
xxx:

navela tany ny tantara na dia tsy naveriny ry zareo Mazava io eee, ny visa nao sy ny ppas ananao rehetra ao europe ihany, fa ra hivoka aty us na c na Londres ianao tsy maintsy maka visa satria tsy anatin'ny fikambanan'ny firenena erope ireo, donc tsy miady @ papas ananao ny mankany fa mila maka visa vao tafa ny mankany na shengen aza, alohan'ny hivoahana,

ary aza afangaro ny resaka europeana sy ny resaka Londres fa tsy mitovy ireo, mila visa foana ianao refa ho any Londres na canada na us ka de maka information tsara kaloha vao manao zavatra.

Fanamarihana kely fotsiny anaty UE i UK fa tsy anaty Schengen, raha tsy manana pasipaoro eropeanina ianao dia mila visa mankany.

Us sy Canada : arakaraky ny pasipaoro anananao fa misy tsy mila visa mankany.
17. Aino ( 03/07/2007 13:06)
pissoa izany hoe nafatatra ihany hoe misy ny firenena europe tsy afaka miditra raha tsy manana visa mitokana any izay anananao, saingy tsy fatatra hoe iza @izy hireo anefa.
18. kally ( 03/07/2007 14:00)
Dia izay akia Aino a!fantatr'indry izao hoe rehefa handeha alohan'ny hividy billet sy hangalàna hotel dia fantarina aloha hoe ahoana no fidirana any. Ny ankamaroan'ny firenena rehetra efa azo jerena amin'ny net daholo izany izao, tsy mila mandray telefônina akory.:lol:

19. fanaina ( 03/07/2007 16:08)
ankapobeny io na ho aiza tsy miverina tsony ary tsy miantoka ny antony tsy nahalasanana
dia maninona anefa ry zareo no nanome toky hoe ho averiny ilay izy na ho soloina ny jour?

raha izany anie dia tokony tsy mifamitaka eh!!! fa raha ny resaka any iny dia navalona tany fa eritreritra nandalo iny ny ahy.
20. fanaina ( 03/07/2007 16:09)
kally ka ny famille ssany any dia ry zareo moa t@nifindra monina tany tsy nila taratasy sns izany ka nanotany azy aho alohany nandeanako tany dia tsy mila hoy izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1546