Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 25/06/2007 09:05)
Dia bala volamena koa ve io?
http://fr.news.yahoo.com/18062007/290/l-australie-expose-le-fusil-en-or-de-saddam-hussein.html :roll:... tohiny
novalian'i sympa ny 27/06/2007 16:21
Fiffi ( 25/06/2007 08:13)
Tsy mahazo manambady intsony raha tsy feno 18 taona.......
Législation Mariage interdit aux mineurs Marc Ravalomanana a confirmé à Mahajanga, hier, la loi votée au Sénat sur l’âge minimum du mariage, qui est désormais fixé à 18 ans. Une révo... tohiny
novalian'i pariniza ny 19/07/2007 18:31
niceboots ( 24/06/2007 23:12)
Mody Bodo
Tiana... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/06/2007 19:01
jimtex ( 24/06/2007 18:01)
TEO NILAZA TSY MILA MIRESAKA @ PANOHITRA FA TOA TSY MISY ZAO
Taimbava mipoapoaka fa tsy ilaina ny miresaka @ panohitra fa toy ny tsy misy eto ,madagascart zao ndray mandefa antso any rehetra any fa tokony hiresaka , amiko aloha ny condition voalohany dia mivoak... tohiny
novalian'i kanota ny 08/07/2007 02:12
naughtyboy ( 24/06/2007 15:18)
tena lasany Barca less Titi (Thierry Henry)
vita zany transfert lery fa isalotra akanjony barcelona lery @ saison manaraka eo tena banga b loatra i Arsenal nilaozany nefa na i A.Wenger aza mety anaraka an'lery ra vao tapitra ny contract-ny Riij... tohiny
tisera ( 24/06/2007 15:04)
gasy nitango melon maty hoe???
sendra nahita ity vaovao mampalahelo ity tao @ avis de recherche wanadoo aho koa sao dia mba mampita azy eto é! vaovao mampalahelo koa dia mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana é! "Selon fra... tohiny
novalian'i rinakely1 ny 05/08/2008 18:33
harinah ( 24/06/2007 10:43)
misaotra ry fasly ; diamondra27 ; aino ; robby ; dadatoa ;
misaotra anareo rehetra @famalina eh! tena mahafinaritra ... tohiny
novalian'i Aino ny 27/06/2007 17:21
Jeankely ( 24/06/2007 03:33)
Sahirana nefa tsy zakan'ny Mpanohatra ny vahoaka satria?
Dia tsy azo lavina fa sahirana ary sarotra ny fianinana. Ny resaka menaka lafo nohon'ny solika aloha dia tsy i Madagasikara ihany no misy io fa mba jereo ny firenena hafa (Indonesia, Malaysia,...). Ny... tohiny
novalian'i tsoraka ny 28/06/2007 04:59
harinah ( 23/06/2007 19:37)
vhv @sary rehetra efa mivoatra
bjer fa manin kay ny sipa eto @serasera refa mandefa sary de lasa mitanjaka ny ankamaroany zany ve no atao hoe inona... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/06/2007 20:39
niryna ( 23/06/2007 17:24)
Torimaso:Fa nahoana no tsy maintsy matory?
Misy fanontaniana kely manitikitika ity.Na inona ataontsika,na aiza alehan-tsika ,rehefa tonga ny fotoana fahatoriana dia matory foana.Na mazava na maizina ny andro rehefa tonga ilay fotoana dia mator... tohiny
novalian'i marozevo ny 28/06/2007 09:37
bidagda ( 23/06/2007 13:50)
tartiflette
ty mba harosoko an'zay mbola tsy nihinana omano ny ovy, fromage reblochon, echalotte 6 somary antonony alehibeny, lardons fumés en dés andrahoina @ rano miaraka @ hodiny ny ovy, tsy andrasana masa... tohiny
naughtyboy ( 23/06/2007 09:19)
Rainivoanjo sy ny tantarany..
samy naheno ny momba an'iny kofa iny daoly mo sika na i mahaleo aza mihira an'io ra tsy diso aho ,ny tiako fantatra de angano ve izy io sa tena nisy ary ra nisy mbo zarazarao eto zay mahalala de ao ko... tohiny
ravakamalala ( 22/06/2007 19:11)
gratin dauphinois
ahoana kay ny fanaovanareo aan io gratin io? mba nanandrana aho androany fa be rano be mahatsiravina avy eo, nefa efa nataoko 30mn à 180°... tohiny
novalian'i hantakely ny 05/09/2007 18:31
ratonga ( 22/06/2007 17:57)
koragno-mangigina
http://www.dailymotion.com/related/1359820/video/xt5ex_kaiamba-koragno-mangigina/1... tohiny
novalian'i Bita ny 03/07/2007 17:46
rainibe ( 22/06/2007 16:12)
Mitady tonokira'i Roch Voisine
Salama daholo e ! Sao mba misy manana tonokiran'i Roch Voisine e ? alefaso @ ty adresse ty azafady ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/06/2007 05:39
xxx ( 22/06/2007 16:03)
iza ary izany?
niteny le ol iray "tu vois cette montagne !" namaly ny 1 " non j'y vois rien" inona ary ny originen'le 1?... tohiny
novalian'i sympa ny 30/06/2007 15:23
xxx ( 22/06/2007 15:52)
voan'ny ody gasy
Mety ho tratry ny ody gasy ve ny kristiana??:roll::roll: na koa hoe fanahy ratsy angaha???:twisted: Ny ody gasy tiako resahina eto de ilay mampahory sy mamparofy olona fa tsy ilay entina manasitran... tohiny
novalian'i ramaria ny 05/05/2014 11:53
Aino ( 22/06/2007 13:50)
vacances indray ity ny andro
mirary vacances mafinaritra ho antsika rehetra dia mazotoa dol mandende sy manao izay mafinaritra any fony. ho anareo pi-forum dia mazotoa dol mi-forum. ho any izay miasa kosa dia mahereza ary mazot... tohiny
novalian'i sympa ny 03/07/2007 23:21
naharyhaingo ( 22/06/2007 13:01)
Resaka
Milay be le miresadresaka samy malagasy e! mankasitraka. Fa izao aloha e : Sao dia mba mety mahita "Ecran portable 15 pouces nareo e!" mba lazao zah fa ny ahy maty dia tsy mandeha intsony? Sony le iz... tohiny
xxx ( 22/06/2007 10:52)
TAHOTRA SA FISEHOSEHONA
Mba te hanotany hoe inona mahatonga ny olona (lehilahy na vehivavy)refa te hiaraka amin'ny olona de mahay miresaka ery nefa avy eo nony te hisaraka tsy sahy miteny mivantana fa manao scène be mandain... tohiny
novalian'i rhina ny 01/08/2007 08:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0515