vhv @sary rehetra efa mivoatra

1. harinah ( 23/06/2007 19:37)
bjer fa manin kay ny sipa eto @serasera refa mandefa sary de lasa mitanjaka ny ankamaroany zany ve no atao hoe inona
novalian'i Fiffi ny 28/06/2007 20:39
2. xxx ( 23/06/2007 19:40)
:?::?:ka inona ny olana aminao mba mitanjaha dia ho hita eo na tsara na ratsy, mino aho fa ratsy ianao sady mahamenatra be dia be vava fotsiny fa tsy sahy. Ny ankizy anie manao maillot de bain e! Aza dia coincée be loatra fa ho voa mafy eo!:-@:-@
3. harinah ( 23/06/2007 19:47)
tss!!!!!!!!!!!!! za aloha ratsy e! fa na tsara ary ary za , ny sariko tsy hatao hitan ny vazan-tany rehatra zao de mba ahona hoy ny rain'ireny sy ny anadahiny mba mahamenatra ihany ko, ny sary tsotra tsy manin fa ny sasany efa ho hita mban'izay tsy ho hita mintsy , manin raha nue ho haingana
4. xxx ( 23/06/2007 20:03)
Menatra ve i harinah rehefa mandeha eny @ plage??
Raha menatra dia ndeha misitrika ao anaty trano ao fa tssss! Ny anadahinareo angaha coincés koa? Tant pis pour vous, misitriha indray faharoa!!Mahamenatra ny hijery anareo! Dia aza be fialonana fa ny olona tsara matoa maka sary manao maillot! Rehafa tsy mahatany dia ndeha mivoaka fa izahay tia mijary olona mivoatra ary tia ny vehivevy tsara!=))=D:b
5. karinah ( 23/06/2007 20:14)
harinah: toa efa voavalinao ihany le question ampetrakao anie: vhv rehetra à sary efa "mivoatra":-D:-D:-D:-D
6. xxx ( 23/06/2007 20:39)
izany mivoatra izany dia tsara rehefa manao akanjo, pataloha, maillot de bain, short, jupe,tsy manana complexe ary sahy mijoro @ heviny. Vehivavy miasa, manana ny maha-izy azy. Tsy voatery ho tsara tarehy fa vehivavy dia ampy:°):lol:
7. xxx ( 23/06/2007 20:46)
harinah:

tss!!!!!!!!!!!!! za aloha ratsy e! fa na tsara ary ary za , ny sariko tsy hatao hitan ny vazan-tany rehatra zao de mba ahona hoy ny rain'ireny sy ny anadahiny mba mahamenatra ihany ko, ny sary tsotra tsy manin fa ny sasany efa ho hita mban'izay tsy ho hita mintsy , manin raha nue ho haingana



efa resaka nandalo io, toa an'i diamm's izany ilay miteny!:D:D, be théorie eo! Mbô hampisesoy ny hananana ry anona an! Sô ratsy veuh???
8. pissoa ( 23/06/2007 20:55)
Ary maninona no manao xxx daholo le be kredy an'i Harinah ? sa menatra koa fa mody be vava eo dôly fotsiny ? :-D:-D:-D

Harinah : za mitovy hevitra aminao, fa zay no mahasalama azy kou, hi hi. Za koa ngamba ratsy :-P tsy ngamba fa tena 'zay mitsy e :-D:-D:-D
9. xxx ( 23/06/2007 21:11)
tsy menatra fa tsy coincée koa!
zay ratsy dia tsy tokony be kiritika e!
10. rakaroka ( 23/06/2007 21:14)
Tsy dia fatao loatra ny manomé "morale" ny hafa satria samy manana ny nibeazana sy eken'ny sainy e:
"Raha sendra ny sehatra "nudiste" izao i harinah
dia tsy normale ho an-drizareo, ary efa nisy mihitsy izay tranga izay t@ tsy nampoizina fa dia voatery
nanala akanjo ilay olona:-D:-D:-D. Ka ny resaka @ net
tsy voafetra hoe rizareo mpitafy ihany no iantefany
fa ny faritra miaina sy tsy miaina izany:ny henatra aminao tsy voatery ho henatra @ hafa
Raha @ faritra maro any @ province, afrika sns, na tany mafana koa, efa be no miaina tsy voatery hihevitra ny anadahy sy ny ray izany ,( mafana ny andro,dia samy manao izay maha à l'aise azy ny olona rahateo rizareo toa efa tsy blem intsony ny ray sy ny anadahy intsony izany e!
Ary ny ankamaroan'ny oeuvre d'Art aza toa sarin'olona miboridana foana ,dia nisy ramatoa nanaratsy izany indray mandeha dia notenenin'ilay
mpanao haikanto hoe: tsy ny sary no ratsy fa ny sainao no efa simba :roll::roll::roll
11. fasaly ( 23/06/2007 21:14)
de in no olana, ary aza malaky mitsara makorelina fa tsy tsara ny mitsaratsara ratsy ny olona tsy hainao akory!!!! ny fialonana tsy mahatonga aiza .....
12. pissoa ( 23/06/2007 21:15)
andray ! toa mbola tsy nisy niteny akory hoe makorelina dia efa miteny an'io fasaly :roll::-D
13. pissoa ( 23/06/2007 21:20)
xxx:
tsy menatra fa tsy coincée koa!
zay ratsy dia tsy tokony be kiritika e!

:-D:-D:-D:-D:-D
ze tsara sahia aza miseho fa aza menatra e :-D
14. fasaly ( 23/06/2007 21:25)
pissoa:

andray ! toa mbola tsy nisy niteny akory hoe makorelina dia efa miteny an'io fasaly :roll::-D


tara train njay njy ry pisoa fa tamin'ny sariko nasiany anzany de tam sarin'i cute koa;...de tany am blog ko koa nasiny tsy tahotra tsy henatra fa ny ahy raha tsikera tsy milay fafako avy hatrany ary sakanako mbakan'ny ps:-P


15. fasaly ( 23/06/2007 21:27)
pissoa: jereo ny sary farany ahy ao fa ny ankizy rehetra nametraka tsikera tao nahita ny nosoratany dool....refa tsy hita zé lazaina tokony tsy hanompa oul miits satria tsy hainy zé fiainan'ilay oul....tokony hiova ny toetsaina.....
16. xxx ( 23/06/2007 21:31)
f'hita fa be fialonana fotsiny dia be vava ireo e! Rehefa tsy misaron-doha aminy dia tsy mety! Aza mihaino izany re ry vehivavy fa izy be complexe be an! Rehefa ratsy dia mihafena fa sao marary fo eo daholo!
17. pissoa ( 23/06/2007 21:35)
pissoa: jereo ny sary farany ahy ao fa ny ankizy rehetra nametraka tsikera tao nahita ny nosoratany dool....refa tsy hita zé lazaina tokony tsy hanompa oul miits satria tsy hainy zé fiainan'ilay oul....tokony hiova ny toetsaina.....

Ah - OK !
sorry fa tsy hitako zany fa le soratra teto fotsiny no noteneniko :-D:-D:-D
18. fasaly ( 23/06/2007 21:53)
pissoa: de rien, ka any am sary foana ange izy no i atak vlou e! nanao otran'ny pasin'i ra silta ihany:wink:


xxx: izaho tsy hifamaly aminy eto fa ny hiangaviana fotsiny dia tsy hitsara olona avy hatrany sy tsy hiditra ny fiainana privé ny oul fa tsy hainy mitsy ny fiain'ny olona, tsotra ngamba zay ry harinah....
19. cutie ( 23/06/2007 21:59)
Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 23-06-2007 23:14:07
Lohateny : Re : vhv @sary rehetra efa mivoatra
Tsy dia fatao loatra ny manomé "morale" ny hafa satria samy manana ny nibeazana sy eken'ny sainy e:
"Raha sendra ny sehatra "nudiste" izao i harinah
dia tsy normale ho an-drizareo, ary efa nisy mihitsy izay tranga izay t@ tsy nampoizina fa dia voatery
nanala akanjo ilay olona. Ka ny resaka @ net
tsy voafetra hoe rizareo mpitafy ihany no iantefany
fa ny faritra miaina sy tsy miaina izany:ny henatra aminao tsy voatery ho henatra @ hafa
Raha @ faritra maro any @ province, afrika sns, na tany mafana koa, efa be no miaina tsy voatery hihevitra ny anadahy sy ny ray izany ,( mafana ny andro,dia samy manao izay maha à l'aise azy ny olona rahateo rizareo toa efa tsy blem intsony ny ray sy ny anadahy intsony izany e!
Ary ny ankamaroan'ny oeuvre d'Art aza toa sarin'olona miboridana foana ,dia nisy ramatoa nanaratsy izany indray mandeha dia notenenin'ilay
mpanao haikanto hoe: tsy ny sary no ratsy fa ny sainao no efa simba :roll

miobon-kevitra :)
20. fasaly ( 23/06/2007 22:09)
ary tsy hitako io vosratry i rakaroka io fa mimbokevitra kounkou e! zany ahay ka mba misaina ny sainai'ni harinah marina no simba fa tsy ny sary no ratsy:-D:-D:-Dtsy mimé loza mitsy aho ry reto:-D

merci rakaroka fa nataonjy nazava tsara ny resaka hihihi:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1958