vhv @sary rehetra efa mivoatra
21. cute
(
23/06/2007 22:18)
fasaly:
pissoa:
andray ! toa mbola tsy nisy niteny akory hoe makorelina dia efa miteny an'io fasaly :roll::-D
tara train njay njy ry pisoa fa tamin'ny sariko nasiany anzany de tam sarin'i cute koa;...de tany am blog ko koa nasiny tsy tahotra tsy henatra fa ny ahy raha tsikera tsy milay fafako avy hatrany ary sakanako mbakan'ny ps:-P
ary to mbola notohizina aty ilay resaka ry harinah anh?samy manana ny tiany io ary tsy fomba ny mitsara2 olona rehefa tsy te hotsaraina e,sady tsy hainao ny fiainan`ny olona!!fa tsy mi:-@ b fahatany!!
22. cute
(
23/06/2007 22:25)
fasaly:
ary tsy hitako io vosratry i rakaroka io fa mimbokevitra kounkou e! zany ahay ka mba misaina ny sainai'ni harinah marina no simba fa tsy ny sary no ratsy:-D:-D:-Dtsy mimé loza mitsy aho ry reto:-D
merci rakaroka fa nataonjy nazava tsara ny resaka hihihi:-*
mihombo kevitra oh!!!
23. hery
(
23/06/2007 22:32)
bjer fa manin kay ny sipa eto @serasera refa mandefa sary de lasa mitanjaka ny ankamaroany zany ve no atao hoe inona
Izany no atao hoe maka sary... tsy hitako indray zay zavatra hafa havaly azy :-)
24. Aino
(
23/06/2007 22:37)
raha ho ahy samy hirery dia io efa voalazany xxx io ny valiny.
ary raha ande ho any @plage koa izany ianao dia milaza fa tsy hitany olona? sy hireo ray aman-dreny sns? sendra dia ianao no manao saina lomorona? mandiniha tsara aloha vao miteny.
bon marina fa tsy dia tsara ny mametraka sary ho hita ny izao olona rehetra izoa, nefa samy manana ny fombany fiainany eo @ fiainana angamba isika, ary @izoa fotoana izao na misy aza ny fivoharana eto mada tsy mitovy ny hivelany ka eaha sendra mba tazana hoa hafa fitafy ny aty hivelany dia lazaina faona fa izao sy izao.
fa ny lazaiko aminao dia tsy manana ny zoa ande hitsara ny namna sasany ianao, aoka ny tsirairay hitsara ny tenany fa tsy ianao no ande hilaza izao sy izao ary tsy makorely tany atranonao ny olona eto ka aza mifanadala, na mifandrangitra.
anay ny anay ary anao ny anao, MBA MAHAIZA FOTSONY MANAJA RAHA TIANAO NY HAJAINA.
Mpandefa : harinah [ Valio ] 23-06-2007 21:47:41
Lohateny : Re : vhv @sary rehetra efa mivoatra
ny sariko tsy hatao hitan ny vazan-tany rehatra zao de mba ahona hoy ny rain'ireny sy ny anadahiny mba mahamenatra ihany ko, ny sary tsotra tsy manin fa ny sasany efa ho hita mban'izay tsy ho hita mintsy , manin raha nue ho haingana
ary raha ande ho any @plage koa izany ianao dia milaza fa tsy hitany olona? sy hireo ray aman-dreny sns? sendra dia ianao no manao saina lomorona? mandiniha tsara aloha vao miteny.
bon marina fa tsy dia tsara ny mametraka sary ho hita ny izao olona rehetra izoa, nefa samy manana ny fombany fiainany eo @ fiainana angamba isika, ary @izoa fotoana izao na misy aza ny fivoharana eto mada tsy mitovy ny hivelany ka eaha sendra mba tazana hoa hafa fitafy ny aty hivelany dia lazaina faona fa izao sy izao.
fa ny lazaiko aminao dia tsy manana ny zoa ande hitsara ny namna sasany ianao, aoka ny tsirairay hitsara ny tenany fa tsy ianao no ande hilaza izao sy izao ary tsy makorely tany atranonao ny olona eto ka aza mifanadala, na mifandrangitra.
anay ny anay ary anao ny anao, MBA MAHAIZA FOTSONY MANAJA RAHA TIANAO NY HAJAINA.
25. Aino
(
23/06/2007 22:44)
14. harinah : 23/06/2007 23:33:05
Fafao | Sakano ny hafany
tena defa miligilingy mintsy
nilingilingy tany aminao anga aho? ary aza antsoina tena kely aho aza fady fa tsy mbola nangataka vary ray sotsokely tany aminao ankory aho no ande tenatenaina!!!
26. fasaly
(
23/06/2007 22:44)
harinah:
tss!!!!!!!!!!!!! za aloha ratsy e! fa na tsara ary ary za , ny sariko tsy hatao hitan ny vazan-tany rehatra zao de mba ahona hoy ny rain'ireny sy ny anadahiny mba mahamenatra ihany ko, ny sary tsotra tsy manin fa ny sasany efa ho hita mban'izay tsy ho hita mintsy , manin raha nue ho haingana
hahaha defa marary saina sy marary fo am fiainan 'ny hafa mitsy ity enao....aiza moa no hivoatra ny fiainanao ka manjary mialona ny hafa sisa azo hatao, izany avy ka hatao olana mipetraka eo am fiainana....:-D zahay alou tsy manana olana mitsy e! izahay mpametraka sary izany fa enao manokana no manana olana ary enao ihany no olana ao aminao ao;-)
27. diamondra27
(
23/06/2007 22:52)
xxx:
harinah:
tss!!!!!!!!!!!!! za aloha ratsy e! fa na tsara ary ary za , ny sariko tsy hatao hitan ny vazan-tany rehatra zao de mba ahona hoy ny rain'ireny sy ny anadahiny mba mahamenatra ihany ko, ny sary tsotra tsy manin fa ny sasany efa ho hita mban'izay tsy ho hita mintsy , manin raha nue ho haingana
efa resaka nandalo io, toa an'i diamm's izany ilay miteny!:D:D, be théorie eo! Mbô hampisesoy ny hananana ry anona an! Sô ratsy veuh???
_____________________________________
kiii naninona ndray we diams a?
Ary nareo reto an! za zao mbola nanao repos kely de otran'ny tsy mety tafandry mandry zany fa mangididy ny sofiko fa misy mifosa de tonga eto aho kay nareo mifosa anah an!:lol:
za aza zao mba te-hahalala we iza i harinah koa?
na de zany aza de misotra matsiaro anah
:-*
valiny: tsy za io , afa-po ve enao:wink:
28. fasaly
(
23/06/2007 22:55)
Aino:
14. harinah : 23/06/2007 23:33:05
Fafao | Sakano ny hafany
tena defa miligilingy mintsy
nilingilingy tany aminao anga aho? ary aza antsoina tena kely aho aza fady fa tsy mbola nangataka vary ray sotsokely tany aminao ankory aho no ande tenatenaina!!!
:-D:-D:-D aino ary sady mi tena tena be lay izy an! hahaha tena zaza ratsy taiza tany andranony mitsy :oops:
29. diamondra27
(
23/06/2007 23:10)
mamely kosa le timide an!
tonga de morale be avy hatrany :lol:
http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/namana&user=harinah
de mazahoa ze irina e!:wink:
tonga de morale be avy hatrany :lol:
http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/namana&user=harinah
de mazahoa ze irina e!:wink:
30. diamondra27
(
23/06/2007 23:30)
fasaly: tano mafy ze hananana fa sao de alain'ny sasany eo an! =))=))
harinah: otran'olona fantako izany ndry refa manoratra an! sa naka fomba fitenin'le olona 1 zay?:-w:-w
harinah: otran'olona fantako izany ndry refa manoratra an! sa naka fomba fitenin'le olona 1 zay?:-w:-w
31. cute
(
23/06/2007 23:53)
Aino:
14. harinah : 23/06/2007 23:33:05
Fafao | Sakano ny hafany
tena defa miligilingy mintsy
nilingilingy tany aminao anga aho? ary aza antsoina tena kely aho aza fady fa tsy mbola nangataka vary ray sotsokely tany aminao ankory aho no ande tenatenaina!!!
giravy b mintsy aky ny fomba fisainan`ito harinah ito anh!! aiza ko ny olona tsy maninona azy ary v no atao izao ko!!:evil::^)
33. Aino
(
24/06/2007 02:34)
harinah: http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/namana&user=harinah
Aino,Fanaina: http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/namana&user=Aino
fasaly: http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/namana&user=fasaly
raha ho ahy samy hirery anky ry harinah dia alehoko tahaka anay tsy timide hitovy ary azo atao hoe manaja ny sasany ko toa izay tahaka anjy!!!
ary raha tohetra tahaka anio no hoetinao hitady olon-tiana dia aza manantena ny aharitra ho ela eh!!!
tsy tsara ny olona tahaka izany, satsia mitovy ny fialonana izany.

34. fasaly
(
24/06/2007 06:04)
ary ilay hoe bacc=5 no tena mahamenantra, raha olona nandia fenarana zany tsy hanana fisainana lomorina otrzany fa mba zavatra hafa no hiasàn'ny loha fa tsy resaka sary:-D:-D:-D:-D very aho diplôma:{
35. tslem
(
24/06/2007 06:17)
harinah:
bjer fa manin kay ny sipa eto @serasera refa mandefa sary de lasa mitanjaka ny ankamaroany zany ve no atao hoe inona
:roll: samy manao izay mahamiramirana ny sainy sy zay mafalifaly ny fony zao ry kala a! fiainana mandalo ty :P
36. agoago
(
24/06/2007 07:53)
Ny sary anie toa ny zava-drehetra dia mivoatra manaraka ny toetr'andro koa, na ny qualité sary avoaka na ny fihetsiky ny olona alaina sary e.Taloha izao classique be , mijoro ireny fotsiny rehefa maka sary ny olona.
Io dia araka ny andraisanao lay sary fotsiny, aza mijerijery sarin'olona any fotsiny ianao rehefa tafitohana amin'izany.
Io dia araka ny andraisanao lay sary fotsiny, aza mijerijery sarin'olona any fotsiny ianao rehefa tafitohana amin'izany.
37. tslem
(
24/06/2007 08:12)
agoago:
aza mijerijery sarin'olona any fotsiny ianao rehefa tafitohana amin'izany.
zay no tena marina :)
38. harinah
(
24/06/2007 08:53)
ts!!!!!!!!!!!!! za anie tsy miteny ny manao maillot eh! sady reraka eo fona na hamoaka ny momba ahy ary , mpikambana fotsiny za fa ny momba rehetra ao lainga ny antony mba fanalana azy ty fa tsy fampiderana ny maha-makorely anareo mianakavy ry fasaly zany moa de hita mintsy na tsy lazaina ary ary aza mandray tsy raisina ry aino an! sa mahana za anie tsy niteny anao eh! hita zao fa ny vhv miboridana ato kox daholo manin tsy averina in-20000000 ny moba ahy tsy koi mintsy atao mivandrvandra sady ovay ndray ny loko ho hitan'ny olona kokoa zany ny maha-vendrana anareo kox reto ;
40. harinah
(
24/06/2007 08:56)
avereno in-3000000 azfdy ny moba ahy fa mbola tsy mahalala tsara ; tsy mahafantara mantsy fa lainga io avereno o!