vhv @sary rehetra efa mivoatra
81. xxx
(
24/06/2007 17:36)
harinah:
Aino ary sao de tsy tadidin-dry ary fa ndry nanome sary ny anadahinay eh! tsy menatra kory : ndry anie mbola kely eh! so la hanenina na simba simba foana eh!
Toa milaza ho lehilahy nefa "ny anadahinay????" fa angaha ny lehilahy manana anadahy sa pelaka?
Donky tsy lehilahy ianao fa vehivavy be ô! Madama manjamanja ô!ô!
82. xxx
(
24/06/2007 17:39)
harinah:
robby tsy hainao nga fa afaka mandainga ny eto sa enao mino ze miseho eto jereo ndray ny momba ahy eh!
MPANDAINGA FA MIOVA ISAN'ANDRO NY MOMBAMOMBA
83. matrix
(
24/06/2007 18:52)
mahaiza mipetraka ry harinah! ....fa naninona anao izao ry sipa ka???? ary i fasaly haiko tsara fa tsy mitovy lahatra aminao velively mihintsy;...
84. xxx
(
24/06/2007 19:06)
diamondra27:sady efa fantatrao fa kidaladala koa maninona no napetraka?sa ianao hiany io harinah io?ohatran'ny mitovy fanoratra izany manko!sady raha namana vaovao vao niditra teto nefa avy dia fanaratsiana no atao dia ao raha e!sady tadidiko tsara koa fa ianao no tena tsy nankasitraka ny sipa hanao sexy!dia izao hasiana izao indray fasaly!
fanontaniana kidaladala ny ahy an:fa maninona kosa raha vao karinah no mamaly de misy tsy mankasitraka
85. xxx
(
24/06/2007 19:10)
diamondra27:dia io foana no averimberina!koboko!koboko!eyseeeeee!sady ianao hiany anie no manao an'izany fanamboarana fanoratana izany e!
koboko fa za tsy hiteny e!
vao maika nanao confirmation aza enao @ famalinao rehetra raha tsy hoe: nisy namboarina indray.
86. dreamm
(
24/06/2007 19:17)
fa iza no tsy mahatanty sipa sexy e!
aza mialona ho aho fa vao maika aho nametraka sary en bikini ao ho ani'zay mila miofana kely hihihi!
aza taitra amin'izay fialonana ry sipa a!
aza mialona ho aho fa vao maika aho nametraka sary en bikini ao ho ani'zay mila miofana kely hihihi!
aza taitra amin'izay fialonana ry sipa a!
87. fasaly
(
24/06/2007 19:40)
xxx: tsy namana vaovao i harinah fa efa namana nisoratra anarana tam mars 2006:-P:wink:
89. xxx
(
24/06/2007 19:56)
iza ko no miseho manaratsy an'i harinah eo eh! ataoko mahita faisana eo an!
91. harinah
(
24/06/2007 20:09)
fasaly aza maka lagy leisy an! reveo manja ny fiainana ary aza mora rangitina tsony eh!
92. harinah
(
24/06/2007 20:11)
aino ko aza mora rangitina sipa kely an! lazaiko anadahiko no nandefasanao sary satria tsy te hanalabaraka anao za fa za harinah de lhl ary za no nadefasanao azy sa avoakao eto doly ! ndray mipetraha tsara fa bandy mbola misaina za no tsy namoahako ny sarinao eto
93. Samoana
(
24/06/2007 20:54)
harinah:
bjer fa manin kay ny sipa eto @serasera refa mandefa sary de lasa mitanjaka ny ankamaroany zany ve no atao hoe inona
"été" izao andafy ka norma raha akanjo maivana no anaovana sy hakana sary e ! Ravaky ny tanàna avokoa izany ka tsy hita izay maharatsy azy:wink:
Raha andro ririnina angaha no mampatahotsa sô jihitry ny hatsika ny namana:-D. Samy manao izay mampifalifaly ny sainy ka tsy tokony volena olana izany e
94. fasaly
(
24/06/2007 21:07)
harinah:
fasaly aza maka lagy leisy an! reveo manja ny fiainana ary aza mora rangitina tsony eh!
fa angah kilalao aminao ny fanopàna oul am tsy marina...raha reel efa notoriko tany am tribonaly mitsy na handoavako vola be aza hanafay ny olona otranao....mba kozé!
mba zavatra hafa no handrangitana oul fa tsy ny fanopàna olona.....ary ny ahy ny fiainana reveko manja fa tsy otran'ny anao mila vanony amin'ny olona vao mahazo aina.....
95. xxx
(
24/06/2007 21:20)
diamondra27:mba hitanao ve ny zavatra lazainy?izay mankasitraka ny zavatra lazain'i harinah dia miray tsikombakomba aminy e!sady hay tokoa moa ny an'i karinah izay lehilahy hiany no namany dia ataony an'izany ny vehivavy?cf namana ve io!sa harinah karinah na diamondra27 hiany?
fanontaniana kidaladala ny ahy an:fa maninona kosa raha vao karinah no mamaly de misy tsy mankasitraka
96. miangalyandria
(
25/06/2007 00:56)
xxx : aleo tsy taritina be r'ise lay resaka fa manjary mipolémiquer indray a, lasa manoso-potaka namana isika ka tsy mety.
Fasaly, Karinah : ka marina zany koa hihihi.
Fasaly, Karinah : ka marina zany koa hihihi.
97. fasaly
(
25/06/2007 05:55)
karinah:
robby: manala azy, valina fanalàna azy, efikasy kosa anh :lol::-D:-D:-D
tsy hitako mitsy aky aloha ry karinah no ilazàna hoe manàla azy ny fanopàna olona insulte izany, aminay zany tsy fanalàna azy fa toetra ratsy , ka tsy valiana amin'ny fanalàna azy mihintsy ny resaka otran'ity alou e! manjary mitovy saina .....refa resaka fanalàna azy de samy manala azy fa ity amiko tsy fanaàna tsony fa fanosoratapotaka....hitako otran'ny faly be indry....
98. diamondra27
(
25/06/2007 06:22)
xxx:
diamondra27:mba hitanao ve ny zavatra lazainy?izay mankasitraka ny zavatra lazain'i harinah dia miray tsikombakomba aminy e!sady hay tokoa moa ny an'i karinah izay lehilahy hiany no namany dia ataony an'izany ny vehivavy?cf namana ve io!sa harinah karinah na diamondra27 hiany?
fanontaniana kidaladala ny ahy an:fa maninona kosa raha vao karinah no mamaly de misy tsy mankasitraka
_________________________
xxx:1 - mba moramora e! mbola tsy niteny ny hevitro za hatr@izao aloha fa namaly fotsiny satria nisy niteny ahy teo...
FAHAROA: pissoa zao niteny we miombon-kevitra amin'i harinah de maninona tsy misy miteny an'i pissoa nareo fa za ihany no obsédée-nao eto we: miray tsikombakomba, harinah=karinah=diamondra sns...
raha tsy manana porofo sy tsy mahay de aleo mangina wa sady refa manao xxx de manaratsy koa zay no dikany amiko satria mahatonga ny olona hametraka fanontaniana we sao de marina tokoa zany lazain'i xxx zany.
raha manana zavatra tiana tenenina tahaka izao za de asehoko fa tsy miova ps zany.
FAHATELO: ny sary mipetraka dia samy manana ny andraisany azy. Matoa asehon'ny tompony ny sariny de manana motif perso izy zay donc zay zany no mba mahafinaritra azy de jerena refa tiana ary akipy ny maso refa tsy tiana jerena le sary
_________________________________
harinah:
de ahoana zany le mampiseho fôtra ao io?
Ny internet de fitaovana anaovana ze tiana ampiasana azy. (asa, loisirs ,jeux, communiquer,s(informer...)
zay no mba tiany, ny anao mi-forum na mi-tsaty no tianao de samy manao ze mahafinaritra azy
Mety fitiavana le olona no nitenenanao azy saingy le fomba fiteny tsy nety (ho an'ny sasany )de lasa niakatra daholo
sary zany nge ry harinah perso de ra vô kitihina de lasa miantsy ady e!
le resaka kox kosa tsy tokony lazaina zany
any ambadika no lazaina zany fa fiainan'olona tsy hidiranay.
Aza de mitora-bato ny kox fa misy tsy fidiny izy ireny. Ngah tsy henonao le vaovao we: be de be zao ny trafic d'enfant any dago aondrana aty ivelany de atao kox ry zareo aveo ... Mivavaha ho azy.
za zao miteny anao an'ireo de mety ho ratsy ny andraisanao azy nefa je crois bien faire.:-*:-*
99. diamondra27
(
25/06/2007 06:34)
xxx:
diamondra27:sady efa fantatrao fa kidaladala koa maninona no napetraka?sa ianao hiany io harinah io?ohatran'ny mitovy fanoratra izany manko!sady raha namana vaovao vao niditra teto nefa avy dia fanaratsiana no atao dia ao raha e!sady tadidiko tsara koa fa ianao no tena tsy nankasitraka ny sipa hanao sexy!dia izao hasiana izao indray fasaly!
fanontaniana kidaladala ny ahy an:fa maninona kosa raha vao karinah no mamaly de misy tsy mankasitraka
______________________________
aza mampiady anay sy fasaly ianao an!
raha mitovy fanoratra ngah de midika hoe: za io?
raha zany de ho facile ny manao manipulation eto fa boff raha tsy mana-katao ka ndeh hianatra ny fitenin'olona retra zao.
Ary enao tia manaraka ahy foana an!
de mahagaga fa xxx foana no entinao.
Hatra@zao aloha za de tsy mankasitraka ny fisehoana sary mitanjaka e! fa kosa manaja ny choix-ny olona mametraka izany. Tsy manaratsy. Samy manao ze mafinaritra azy.
Ary averiko aminao fa ny resaka we sexy amiko de tsy voatery we mitanjaka fa mety otran'le manao ens bleu mampiseho foitra ao @ sary ao sy toa andry dreamm , ary tsy hitako ze maharatsy azy : sexy nefa miakanjo saingy ny fôtra no miseho.Asa na azonao @zay ny tiako lazaina sy le itiavako le we sexy.
Jereo koa le film true lies iny de sexy le sipa refa nanao RDV t@ arnold, elle a déchiré sa robe , de aveo nolemana kely ny volo , drayyyyyyyyy sexy be avy teo
ataoko fa mazava ngamba zay ry xxx de aza mifanarakara intsony tahaka ny razana tsy hitahy:wink:
100. tess
(
25/06/2007 06:41)
fa ny tsy azoko e! fa efa nisy sary niboridana kosa angaha tao?????? mahita resaka hoe miboridana mantsy aho:-D:-D:-D izany miboridana zany ange tsy misy takona fa vatana malama be dool hatreny ambony ka hatreny ambany e!....toa tsy tsaroako mbola nisy sary anzany tao fa mba mpanaraka sary ihany aho re oul....hihihih.....