vhv @sary rehetra efa mivoatra

121. xxx ( 25/06/2007 14:32)
hita mihintsy hoe olona maivand-doha e! izay sai-patany ihany ....tsssss.....
122. nikopol ( 25/06/2007 14:43)
inn no hidiranty resaka ty amizany ry diamondra27?
en plus tsy resaka mandrangitra io fa resaka manompa ...
123. Fiffi ( 25/06/2007 14:48)
diamondra27:

mirary fampaherezana ho an'ny fianakaviana fa tena tohina tokoa ny fo ary malahelo.
Fiainana daholo izany
diamondra: an ? :roll:


124. xxx ( 25/06/2007 15:31)
nikopol:

inn no hidiranty resaka ty amizany ry diamondra27?
en plus tsy resaka mandrangitra io fa resaka manompa ...



fa hita hoy aho....ompa sy fandotoana tsotra izao...


125. xxx ( 25/06/2007 15:38)
=))=))=))mamangy @ fahoriana ireo rehetra ratsy raha vao mampiseho bika ô!=D=D
126. xxx ( 25/06/2007 15:38)
diamondra27:

harinah: aoka re zay fa ataoko fa tsy fotoanany angamba androany hanaovana ity toetra ity .
Ny antony de jereo ny mahazo reo olona nila ravin'ahitra taty an-tany lavitra, nefa de izao fahafatesana izao no hita sy vantanin'ny fianakaviana

De zay fotoana kely andalovana ity ve dia tsy mba ifankatiavana fa ilaozana mifandrangitra.

Teny atsipy ihany iny fa avereno raha tsy mety.
:-*

mirary fampaherezana ho an'ny fianakaviana fa tena tohina tokoa ny fo ary malahelo.
Fiainana daholo izany
fa inona koa ity mahavoa?fa inona no idiran'ireo olona namono ny ainy @ hamaivanan-dohan'raharinah mitsana ny olona ho makorelina?


127. xxx ( 25/06/2007 15:45)
sao dia nivadika ny ondany i diamondra27 :-D
128. Fiffi ( 25/06/2007 16:32)
xxx:

=))=))=))mamangy @ fahoriana ireo rehetra ratsy raha vao mampiseho bika ô!=D=D
:roll::roll::roll::roll::roll:


129. kelly13 ( 25/06/2007 18:08)
xxx:

=))=))=))mamangy @ fahoriana ireo rehetra ratsy raha vao mampiseho bika ô!=D=D


tsy azoko le fehezan-teny :(
130. harinah ( 25/06/2007 19:24)
ao ve fa nareo ve de mivaky saina @ ze resaka eto eh! ko na hanompa aza za nareo nga ho hitako sa fatako no lagy @zany ; ka na hanisy sira ko ary za tsy hitako ze dikany ; sary io azo fafana refa tsy tiana hisy tsikera ; tsy problemako ko io na tsy hiklaoty ary nareo eto fa mba toy ny olona rehetra ny dinika apetrako
131. Fiffi ( 25/06/2007 19:31)
ka inona no himenomenomana eto ?
132. harinah ( 25/06/2007 19:37)
fiffi enao ko anie haiko tsara eh! sa aborakao eto ko ny marina aminao aleo hilamina @zay hoa
133. naughtyboy ( 25/06/2007 19:37)
:roll:na tsy te amaly aza mapalelo ny voadona aratsaina toy tony ka torohevitra no azo atao satria tsy fantany ny olana mahazo azy,ataoko toy ny miresaka @ zaza 5 taona mba azava tsara ,zao zany ra adika @ teny gasy misy sokajiny ny resaka rehetra sy ny toerana iresahana azy ra te iantso oul oe koksa enao de midina eny andalambe eny tsaralalana na toerana otrizany de antsoy mafy eny andalana eny fa any no misy reny fa ra eto no resahinao an'io de lazainy oul fa tsy ampy kely ny sainao ka tsy tiany hafa ho hita ny maso akory na ho fantarina ny momba anao de refa sitrana vao miverina miresaka tsy olana
134. harinah ( 25/06/2007 19:43)
misaotra ihany aloha fa na 5ans io na 82 ans ahy zany fa tsy anao azonao? na menatra enao na tsia za anie tsy hainao eh! reraka eo fona ;
135. naughtyboy ( 25/06/2007 19:55)
ka za ne tsy te hahalala ny momba anao na kely aza fa
le aretinao ty tsy fampiseho vahoaka ary tsy olanao na reraka na tsia fa voalohany iny no farany itenenako zany,enao diso njay no avo vava no itenenako oe sipa tsisy saina firy no manao toetra toa anao io misaotra tompoko(tsy misy remorse mintsy nefa mitady anao azafady atsy ambadika)
136. xxx ( 25/06/2007 19:56)
harinah:

misaotra ihany aloha fa na 5ans io na 82 ans ahy zany fa tsy anao azonao? na menatra enao na tsia za anie tsy hainao eh! reraka eo fona ;
na hiafina aiza ianao na aiza kobo hiany e!sady efa kobo koa hoe iza ianao io e!marary saina!!!


137. harinah ( 25/06/2007 19:58)
tsy mapiova ny fianako zany na marary za na tsy marary rerka eo fona ; lagy eo fona :
138. diamondra27 ( 25/06/2007 21:53)
xxx:

diamondra27:

harinah: aoka re zay fa ataoko fa tsy fotoanany angamba androany hanaovana ity toetra ity .
Ny antony de jereo ny mahazo reo olona nila ravin'ahitra taty an-tany lavitra, nefa de izao fahafatesana izao no hita sy vantanin'ny fianakaviana

De zay fotoana kely andalovana ity ve dia tsy mba ifankatiavana fa ilaozana mifandrangitra.

Teny atsipy ihany iny fa avereno raha tsy mety.
:-*

mirary fampaherezana ho an'ny fianakaviana fa tena tohina tokoa ny fo ary malahelo.
Fiainana daholo izany
fa inona koa ity mahavoa?fa inona no idiran'ireo olona namono ny ainy @ hamaivanan-dohan'raharinah mitsana ny olona ho makorelina?






__________________________________


ny idirany raha tsy mazava aminareo ny tiako lazaina dia izao:
resaka fifankatiavana
fohy ny fotoana eto an-tany de tokony hakana lesona ny nahazo ireo gasy maty ireo satria misy ny olona te-hifankatia (famille) nefa tsy afa- manoatra noho ny elanelan-tany; nefa nareo ilaozanareo miady...

de nampahery ny fianakavian'ilay tra-doza aho fa tsy araka ny hevitrareo
139. xxx ( 25/06/2007 22:57)
Izao no hevitro:
lalàna faha-2 amin'ny serasera
Ny namana misoratra anarana dia manaiky fa hanaraka ny voalaza ato amin'ity fitsipika ity. Manaiky ihany koa fa ny mombamomba azy izay asehony na tsia dia marina sy azo itokisana. Tsy iantohan'ny mpitantana anefa ny maha marina na tsia ny mombamomba ny namana iray.

harinah:
mpikambana fotsiny za fa ny momba rehetra ao lainga


lalàna faha-13
Ny namana mametraka sary na teny mamoafady manafintohina ny namana hafa dia esorina tsy ho namana intsony ary tsy afaka miverina ho namana vaovao intsony

harinah:
zany ny maha-vendrana anareo kox reto


Mbola betsaka ny azo tenenina fa ireo fotsiny angamba dia hitako hahafehy azy.

Dia aleo hiantra ny lalàna manan-kery dia ho hita eo izay ho voadaka.
140. sitlo ( 25/06/2007 23:04)
lalàna faha-17
Ny mpandrindra ny serasera.org dia tsy hizara na hanome olona hafa ny adiresy imailaka na koa ny mombamomba ny olona iray.


nikopol:
dia avoaka koa ny mail- nisoratany anarana tato amin'ny serasera ...
matetika mantsy eto no manompa nefa any ambadika hafa ny resaka


:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2015