vhv @sary rehetra efa mivoatra

101. tslem ( 25/06/2007 07:08)
nampiditra sary miboridana ao ah izay hijery :-D satria izay tiko ihany io:-D:-D:-D sa aôna?
102. diamondra27 ( 25/06/2007 07:09)
tess:

fa ny tsy azoko e! fa efa nisy sary niboridana kosa angaha tao?????? mahita resaka hoe miboridana mantsy aho:-D:-D:-D izany miboridana zany ange tsy misy takona fa vatana malama be dool hatreny ambony ka hatreny ambany e!....toa tsy tsaroako mbola nisy sary anzany tao fa mba mpanaraka sary ihany aho re oul....hihihih.....



__________________

ye efa nisy fa nesorina
de toa tsy le tompon'ny sary no nandefa azy fa olon-kafa...
103. robby ( 25/06/2007 07:16)
diamondra: ka he izany izy hoe nesorina, fa ny sarin'i sipa mipetaka tavela ao rehetra anie no maha kredy ny akama harinah e! aza alefa lavitra miodina indray ny resaka fa mikasika an'i fasaly aino sy ny ambiny ao no naha kredy azy ka ireo sipa ireo mbola tsy nisy nandefa sary niboridana na iray aza....
104. fasaly ( 25/06/2007 07:19)
tslem: ary nandeha nijery malaky aho fa efa voafafa sahady :-D:-D:-D:-D:-D rapidos kou lay mamafa sary boridana an! zà vao saika naka feeliing:-D:-D
kiss njy!è:-*
105. diamondra27 ( 25/06/2007 07:23)
zao zany le sexy we tiako e!
sexy nefa miakanjo
[URL=http://img518.imageshack.us/my.php?image=dreammmxm2.jpg][IMG]http://img518.imageshack.us/img518/4921/dreammmxm2.th.jpg[/IMG][/URL]

robby: za koa tsy niteny we nisy sary miboridana an'i fasaly sy aino sns fa aza alefa lavitra ny resaka e!
sady mbola tsy nahita
samy iaraha-mahita eto doly ze sary mipetraka eo.

fasaly aza miss sobikette koa :wink:



106. diamondra27 ( 25/06/2007 07:31)
tslem:=))=))
rapide be izy zany

fasaly: kiss akia aloha!:-*:-*
za tsy mbola nanaratsy andry ,
fa misy sarindry sexy ihany koa hitako taloha sexy nanao akanjo
zay zany ny ahy no mba itiavako le olona sexy fa raha misy olona manova resaka sy tsy mahazo ny resako de tsy blem-ko tsony zany fa samy milaza ze tiany tenenina le olona.

ny avis-ko efa fatan-dry ihany ary mino za fa tsy ho ampiadian'olona isika. si c'est le cas c'est domazy
:-*:-*
107. dreamm ( 25/06/2007 07:38)
ao ny sariko somary mapiseo kilaoty=))
108. dreamm ( 25/06/2007 07:47)
io no sariko tiko apetaka ao indray ry zareo ....;-)
samy manao izay tiny io ko!....
109. karinah ( 25/06/2007 07:48)
xxx:

diamondra27:

fanontaniana kidaladala ny ahy an:fa maninona kosa raha vao karinah no mamaly de misy tsy mankasitraka
mba hitanao ve ny zavatra lazainy?izay mankasitraka ny zavatra lazain'i harinah dia miray tsikombakomba aminy e!sady hay tokoa moa ny an'i karinah izay lehilahy hiany no namany dia ataony an'izany ny vehivavy?cf namana ve io!sa harinah karinah na diamondra27 hiany?



:roll::roll::roll:taiza zah no niteny ani'zany hoa lhl ihany no namako:?:8O8O8O8O8O:arrow::x^:^


110. karinah ( 25/06/2007 07:51)
dreamm:(l) zahay ankia mankasitraka bee ny sarin-dry ah! sady tsy ny oul ny handidy izay ataon-jy, ary tsarovy fa ny ratsy tsy kely lalana, fais gaffe ma jolie(l)(l)(l):-*
111. karinah ( 25/06/2007 08:13)
Averiko indray: Harinah, tsy zaho velively.:idea::idea::idea:
112. diamondra27 ( 25/06/2007 09:03)
dreamm:

io no sariko tiko apetaka ao indray ry zareo ....;-)
samy manao izay tiny io ko!....


___________________

:-D:-D:-D

ye, fotsifotsy ny lanitra
analànao azy mitsy izy an!:wink:

dain de zay de faly kou sw le!

113. robby ( 25/06/2007 09:08)
diamondra27: milay mitsy ny revin'i sipa e! merci an!
114. dreamm ( 25/06/2007 09:15)
diamondra27: hahahahah! tsy miboridana io sariko io an!:-D
115. diamondra27 ( 25/06/2007 09:21)
dreamm: pose doly akia zao a!
otr'izao nge le mba ataon'ireny star retra reny e!
tsy hitako ze maharatsy azy
fa zany we refa tiana aratsiana de aratsiana
na koa we mba milaza ny marina de mety manafitohina
ohatra zao we: mety mahatarika hevitra hafa ny lhl ny fahitana zao sary zao.Azondry angamba ny tiako lazaina

za aza faly fa mba manana gasy manja tahaka izao koa



116. harinah ( 25/06/2007 10:51)
ao doly ndray ve ry mora rangitina isany an! iza no tean tsy mahazaka ato eh! robby niresaka tsara tsika t@ hafatra fa saingy zao aiza ,no halalanao na vhv za na lhl raha tsy mifanatry-tava sika
117. nikopol ( 25/06/2007 12:40)
ny olona manopa tahaka an'i harinah itony tokony havoaka ny IP sy ny ps-ny hafa ...
Afaka mifanala fa ilay ompa efa tsy fanajana tafahoatra ...
118. nikopol ( 25/06/2007 12:45)
dia avoaka koa ny mail- nisoratany anarana tato amin'ny serasera ...
matetika mantsy eto no manompa nefa any ambadika hafa ny resaka
119. fasaly ( 25/06/2007 13:02)
manampatra ny danin'i kibony wa! raha marina indray anie ilay izy mi assume fa fanosora-potaka mihitsy e! raha tam site afa aloha efa afaka notoriana e! mé bon!;.......ny ahy zavatra hafa afaka hisangina fa ny fandotoana olona kosa tsy ekeko.....itako mahazo vahana be mihintsy ilay izy ko! asa aloha ....
gaga fotsiny ny tenanay raha mbola notohizany tany am blog tany ilay izy.....soa fa valider na vao mivoaka pub sinon tsy arako mitsy....
otran'ny hoe izy mitsy no nitantana ny fiain'oul hatrizay ka mi confirme mihitsy am vava ratsiny izy.....mbola ho ela mihitsy vao hivoatra....
120. diamondra27 ( 25/06/2007 14:19)
harinah: aoka re zay fa ataoko fa tsy fotoanany angamba androany hanaovana ity toetra ity .
Ny antony de jereo ny mahazo reo olona nila ravin'ahitra taty an-tany lavitra, nefa de izao fahafatesana izao no hita sy vantanin'ny fianakaviana

De zay fotoana kely andalovana ity ve dia tsy mba ifankatiavana fa ilaozana mifandrangitra.

Teny atsipy ihany iny fa avereno raha tsy mety.
:-*

mirary fampaherezana ho an'ny fianakaviana fa tena tohina tokoa ny fo ary malahelo.
Fiainana daholo izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1564