vhv @sary rehetra efa mivoatra

41. xxx ( 24/06/2007 08:57)
za ko miombon-kevitra @pisoa sy harinah tsika aky mba fanalana azy ny eto an! ry tsy misy saina isany mazotoa eh! hi! hi!
42. harinah ( 24/06/2007 09:08)
Aino ary sao de tsy tadidin-dry ary fa ndry nanome sary ny anadahinay eh! tsy menatra kory : ndry anie mbola kely eh! so la hanenina na simba simba foana eh!
43. fasaly ( 24/06/2007 09:36)
harinah: niaraka nanao anzany asa ratsy zany angaha tsika, zà ndray raha mbola salama vatana afaka miasa tsy vositona am asa mahazàtra anareo any, diso varavarana enao na diso olona ....fa matoa mandroso ny fiainan'ny oul miasa ara-dalàna.....fady anay zany asa ratsinareo zany:-D:-D:-D
raha fanajàna tena am maha vehviavy indray toy enao izao ve no manaja tena ????? an a an kosa e! olo,a mpiady antsena manao fiteny vulgaire ve no hatao hoe manaja tena.....mbola diso fijery ihany ny bacc+5:-D

ny hafatro fotsiny atovy izay hampivoatra ny fiainanao...ny asa aloha karohina mba hitovy am oul zay vao mi patati mi patata....mi déprime ngamba enao no maatonga anzao....lozana mitsikera ny fiainan'ny hafa...vao sary fotsiny no hita de marary ny fo:P
44. Aino ( 24/06/2007 09:39)
Mpandefa : harinah [ Valio ] 24-06-2007 11:08:39
Lohateny : Re : vhv @sary rehetra efa mivoatra
Aino ary sao de tsy tadidin-dry ary fa ndry nanome sary ny anadahinay eh! tsy menatra kory : ndry anie mbola kely eh! so la hanenina na simba simba foana eh!
hoajay hoa le!! ny sary anky betraka ny olona miditra eto maka sary tsy mihera ah!! ny eto anie afaka alaina hatao copie eh, ary tsy sarotra mihintsy ny anaovana any izany!!!

ary raha ze resaka anadahy njy indray dia raha ny tenako no nandefa any ilay sary dia nangataka izy izay matoa misy ary tsy izay mangataka rehetra izao ankory dia homena dol koa!!! ary inn anefa no hidira-ndry ny @izany eh? tsy haindry raha efa niaraka koa izay na inn, na dia pinamana fotsony.
njy indray milaza fa miditra sy mitratraingotra @resaka ndry aho!!!

HOE TSY MISY HIDIRAKO???? AZA FADY NY TENANAO NO NANORATRA IZAO TARY @SARIKO. KO HOE TSY MITENY AHY INDRAY, MANDAINGA TSY MAHAY MANDAINGA IZANY RAHA INDRY.
Hoy i Aino:


Voalaza teo :
14. harinah : 23/06/2007 23:33:05
Fafao | Sakano ny hafany
tena defa miligilingy mintsy
DIA ALEO HILAMINA HOA IO ZAVATRA IO FA TSY IANAO HIRERY ANIE NO MAHAI-VAVA HATRATY IO HOE!! SAINGY ALEO MIFANAJA FOTSNY.
45. naughtyboy ( 24/06/2007 09:43)
Aza asina koi zany ry resaka mivadikatidoha zany fasaly fa resaky ny tsy manankatao:-*

1.refa tsy tsara i harinah aza b fialonana sy mitapitapy
2.refa tsy alehany de tokony angina fa tsy itsikera ny hafa
3.refa vendrana ny tena tsy tony no sehatra ampiderana azy
farany refa tsy faly de miala ato ary akapohy tsara @ vato ny loha ho afapo=))
46. fasaly ( 24/06/2007 09:44)
harinah:

fasaly ! na hiodi-kodia tena na hiodin-kavanana tena mintsy no tena makorely nanara-bazaha taty :zao vhv zao tompoko manaja ny tenany matoa tsy miseho @maha-izy azy eto: azonareo tsara tsy faha-menarana velively fa fanajana @maha-vhv ny tena



aza miteniteny foana wa! fa refa tsy mahalala ny fiainanlay oul dia mangina ny fahendrena.....eritreritra mandalo ny anao fa mi déprime am fiainana sy fiasàna loha loatra am fiainan'ny hafa dia izao no vokany.....ntsôoooo!
na hiodina ankavia sy havanana eo koa enao tsy hanana ny marina miintsy aloha e! toa fialonana no betsaka ny fahitako azy ka miteninteny foana sisa no hatao.....lazao dool fa zà tsy hamaly tsony.....
ny fatako fotsiny dia manana fiainana milam , madio, ny tenanay dia ampy izay fa ny anao aloha atovy izay ahitàna ny soa rehetra de mirary soa ho anao.....


47. naughtyboy ( 24/06/2007 09:47)
=D=D fasaly zany ka tena oul
48. xxx ( 24/06/2007 09:52)
xxx:

za ko miombon-kevitra @pisoa sy harinah tsika aky mba fanalana azy ny eto an! ry tsy misy saina isany mazotoa eh! hi! hi!


tafiditra anaty lasaka i pissoa marina:wink: taifiditra anty ny klioba an'i harinah.....:D


49. harinah ( 24/06/2007 10:05)
fasaly mideprime hoy enao jamais ary hampafantariko anao tsara fa za anie eo anilan'ny ray aman-dreniko eh! tsy mijaly ; manana nationalité ko inona no hampideprime @zany ; ts!!!!!!!! manana ny ampy ny aty ; ary tsy fialonana velively azonao? inona no hialonako @zay sary ca va pas non! sary io ko ! u*karerty ty herinao de tsy mai" ny ui do fa ko
50. robby ( 24/06/2007 10:07)
oadray....tena lasa adala koa ry harinah zany klé!
sipa milay be ireo koa kox ah! kox.....
aza mivaky loha amin'izany ry sipa manja ny serasera fa fialonana hita maso ny azy !
ny olona mpiteny an'izany no tena efa nanao kox....matoa tsy sahy miseho marina...sady izy kay mbola mitady olo-tiana tsy manana asa normale be izy rah hialona anareo....
51. harinah ( 24/06/2007 10:08)
diamondra 27 fantaro iza ary za eh!,
52. robby ( 24/06/2007 10:12)
harinah: ianao io volazanao io ! olona tsy an'asa mitady olontiana dia manadàla ny sipa manja ato amin'ny serasera mba manajà tena refa marary saina...
53. harinah ( 24/06/2007 10:20)
robby tsy hainao nga fa afaka mandainga ny eto sa enao mino ze miseho eto jereo ndray ny momba ahy eh!
54. pissoa ( 24/06/2007 10:22)
xxx:
tafiditra anaty lasaka i pissoa marina:wink: taifiditra anty ny klioba an'i harinah.....:D

za angaha tsy hitan'i xxx hoe tsy namaly intsony rehefa notenen'i Fasaly hoe resaka nanomboka tany amin'ny sary njay io :-D:-D:-D

Fa na zany aza, za tsy menatra : na coincée na tsia, ratsy be na manjakely ... hatramin'izao za tsy tia akanjo midoridandridana ! :-D:-D:-D
55. Fiffi ( 24/06/2007 10:25)
harinah:

fasaly mideprime hoy enao jamais ary hampafantariko anao tsara fa za anie eo anilan'ny ray aman-dreniko eh! tsy mijaly ; manana nationalité ko inona no hampideprime @zany ; ts!!!!!!!! manana ny ampy ny aty ; ary tsy fialonana velively azonao? inona no hialonako @zay sary ca va pas non! sary io ko ! u*karerty ty herinao de tsy mai" ny ui do fa ko
de rehefa manana zay ilainao enao , rehefa tsara ny fiainanao de tohizo zany fa aza ny hafa no haratsiana tahak'zao ! :evil::evil::evil::evil:


56. harinah ( 24/06/2007 10:36)
fasly hono tena olona hi!hi
57. harinah ( 24/06/2007 10:38)
hamapfantariko anreo eto fa za de lhl ka aza mivaky lo amiko eto eh! mana-bava ny aty
58. tslem ( 24/06/2007 10:39)
ra zah i harinah akipiko haingana any am mandrakizay ny masoko dia tsy mahita ny sarin'olona tsony tsony, minànà tangena:-D:-D:-D
59. harinah ( 24/06/2007 10:46)
hakimpiho aloha nenao de ho hita eo eh! nga forcena Andriamanitra no mandahatra eh! hakipiho ny anao eh! @zay ko tsy mahita ze soratako eto tsony sa ahona ?
60. fasaly ( 24/06/2007 10:47)
fiffi: aleo aky izy hanaratsy fa refa vizana ve tsy hangina a! tsy hampiova n'ny fiain'i oul izany....tsy hoe menantra amzay lazainy na ho rangitra am zay lazainy @ antsanga sy fanosorapotaka akory aho akory fa satria tsy misy marina miintsy fa raha ohatra ka marina dia hoe menatra ny tena ny fatako de nanana fianinana madio ara-dalàna hatrany dago ka hatraty ny tenanay nanana asa aradalàna hatrany dago ka hatraty ivelany....tsy misy soucis:P alzo hitatatata am aretitsaina mandalo eo izy aloha fa ho sitrana ihany avec le temps;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0085