vhv @sary rehetra efa mivoatra

61. fasaly ( 24/06/2007 10:49)
tslem:

ra zah i harinah akipiko haingana any am mandrakizay ny masoko dia tsy mahita ny sarin'olona tsony tsony, minànà tangena:-D:-D:-D
=))=))=))=))


62. robby ( 24/06/2007 10:53)
harinah:

hamapfantariko anreo eto fa za de lhl ka aza mivaky lo amiko eto eh! mana-bava ny aty

hita mihintsy hoe olona stable ara menataly ity harinah ity.....tena marary saina mi déprime marina klé hialao pà sao mamindra.....

63. harinah ( 24/06/2007 10:57)
deiny zao de de mitsoka ko ; inon ny olana ! tsy mba fanalana azy ty eh! aza mora tezitra
64. robby ( 24/06/2007 10:58)
oadray kle tsy stable ara menataly no tiko ho soratana ....
65. rush ( 24/06/2007 11:00)
harinah:

deiny zao de de mitsoka ko ; inon ny olana ! tsy mba fanalana azy ty eh! aza mora tezitra
mba misaina e!izany ve @ inareo no atao hoe fanalana azy?manaratrsy ny namana ho makorelina?izany ve no atao hoe fanalana azy?aza mivadikondana aty fa maharikoriko e!


66. harinah ( 24/06/2007 11:03)
rush ! ka refa tsy mahatnty mibotsona eh! nga voatery ho tsara foan no teny atao eto
67. robby ( 24/06/2007 11:11)
mianara aloha miaina ry harinah vao mianatra manàla azy a! hita mintsy fa tsy nandia fianarana marina fa bacc boritra notsoponina taiza angaha ny anareo...?
68. karinah ( 24/06/2007 11:52)
xxx:

izany mivoatra izany dia tsara rehefa manao akanjo, pataloha, maillot de bain, short, jupe,tsy manana complexe ary sahy mijoro @ heviny. Vehivavy miasa, manana ny maha-izy azy. Tsy voatery ho tsara tarehy fa vehivavy dia ampy:°):lol:
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D


69. karinah ( 24/06/2007 11:54)
robby: manala azy, valina fanalàna azy, efikasy kosa anh :lol::-D:-D:-D
70. karinah ( 24/06/2007 11:58)
:-P:-P:-P:-P
71. robby ( 24/06/2007 12:08)
karinah:

robby: manala azy, valina fanalàna azy, efikasy kosa anh :lol::-D:-D:-D


inona izao no tiana lazaina amin'io ry karinah...?


72. karinah ( 24/06/2007 12:20)
:-D :-D :-D :-D :-D
73. harinah ( 24/06/2007 12:28)
tsy nadia fianarana fa tsy manao toy ny hafa
74. harinah ( 24/06/2007 12:30)
ce ma vie tsy nisy anadeha sarety kory no nakaty fa samy nandoa @ na millions ary ko ra tsy nadia faianarna tsy tonga ty ! donc vava samy mahazaka fa reska ty sady fanalana azy! hi!hi!hi!
75. karinah ( 24/06/2007 12:40)
zah nandeha kofafa :-P :lol::-D:-D:-D:-D
76. miangalyandria ( 24/06/2007 15:03)
Gaga mihitsy aho rehefa mahita fifamaliana be toy izao eto amin'ity sehatra ity. Fa maninona raha hanoratanao lay olona dia any ianao manasa vangy fa tsy eto no mitatatata eto e ?

Raha manoratra ho azy ianao mahavoa roa : afaka ny fonao no mitondra tsikera mahasoa ny namana ! Izany no atao hoe namana ! Izao ataonao izao dia tsy fitiava-namana fa tena fankahalana olona tsotra izao fotsiny satria ny hanaratsy no tanjonao fa tsy ny hanova.

Izaho tsy manana sary eto, ny ataoko mijery fotsiny dia rehefa misy tiako ambara dia manoratra kely aho, teny soa fa tsy teny ratsy, ohatra hoe "raha lehilahy aho ho'aho dia nalaiko vady Fasaly", any amin'ny sariny any misy an'izay tsikera izay.

77. fasaly ( 24/06/2007 15:42)
miangaliandria: ny ny mahagaga anie dia olona tsy naninona azy no ilàna vanony tsotra zao e! ....
na nanoratra taty amiko aza tsy novaliko akory fa dia maninona izao ny mpametraka sary , zahay aza tsy manisy olana am sarinay ko! fa dia fahasiahana gratos ny azy alou e!
78. karinah ( 24/06/2007 16:12)
Miangalyandria: miombon-kvt!!:-*
79. diamondra27 ( 24/06/2007 17:04)
harinah:

diamondra 27 fantaro iza ary za eh!,


_________________________

koboko fa za tsy hiteny e!
vao maika nanao confirmation aza enao @ famalinao rehetra raha tsy hoe: nisy namboarina indray.

Fa za ato de mime be mihintsy @ resakareo manao gera be
Efa we aza miadiady zany wa fa tsy mety

80. diamondra27 ( 24/06/2007 17:12)
fanontaniana kidaladala ny ahy an:fa maninona kosa raha vao karinah no mamaly de misy tsy mankasitraka

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0085