Sahirana nefa tsy zakan'ny Mpanohatra ny vahoaka satria?
1. Jeankely
(
24/06/2007 03:33)
Dia tsy azo lavina fa sahirana ary sarotra ny fianinana. Ny resaka menaka lafo nohon'ny solika aloha dia tsy i Madagasikara ihany no misy io fa mba jereo ny firenena hafa (Indonesia, Malaysia,...). Ny vahoaka dia miasa hantrany ary manatanteraka ny fampandrosoana. Raha miaraka amin'ny mpitondra izy dia mety handroso haingana raha toa ka mety sy ara-drariny ny ataon'ny mpitondra. Ny vahoaka ihany koa no ahafahan'ny mpanohatra manjera ny fitondrana rehefa samy tonga saina amin'ny tsy fetezan'ny fitondrana ny vahoaka. Ny an'ny Malagasy kosa anefa dia hita mibaribary fa natao ho fitaovana fakana seza ny vahoaka ary rehefa azo ny seza dia any ny vahoaka fa ny hatoka sy ny kibon'ny mpitondra nifanesy no mitombo.Milaza ny mpanohatra iray fa mitady ny hisian'ny Mpanohatra iray lalana na iray hevitra ary hita angazety fa namangy ny Filoha iray sy ny namany tany Pararantsa izy. Dia hitan'ny vahoaka fa efa may na najavona izany ny "Grand Dossiers" tany amin'io Dadatoa io. Ny maty teny Iavoloha izany efa madio ary ny rehetra samy fikafika hakana fitondrana daholo fa ny vahoaka ihany no haroso hijinja eo. Koa mijery sy manamaso ny vahoaka ka iza izany no ahavita hitarika azy raha izy ihany no ho faty, lany vodipataloha, fisaka noana. Efa misaina ny vahoaka ka sarotra ary tsy zakan'ny Mpanohatra sadasada.
novalian'i tsoraka ny 28/06/2007 04:59
2. Jeankely
(
25/06/2007 03:15)
Tsy sahy miditra amin'ity ry miseho manampahaizana satria antoko politika tsy natao hampianatra sy hitarika ny vahoaka ho olompirenena; mahay ny tokony hatao ahasoa ny firenena no ajoron'izy mianakavy fa antoko hafahafa izay mifaninana amin'ny baolina risoriso. Rehefa akaiky fifidiana vao antsoina ny mpikambana. Aza manaiky taritina amin'ny fanabeazana ny hatoky ny hafa ry vahoaka fa isiaka ihany no miasa mafy sy mahantra fa ry zalahy manao tonokalo ny fahantran'ny vahoaka.
5. marozevo
(
25/06/2007 20:04)
Angaha efa novonoinareo ilay ombilahy masiaka hitatazanay ny rany ?
Toa mbola velona kooo...
Toa mbola velona kooo...
6. Jeankely
(
26/06/2007 02:17)
Ialahy tsy mahazaka vahoaka raha mbola diska loaka no aroson'ialahy. Aleteo anaty sainan'ialahy izay. Na hanompa sy hanao ialahy ny PRESIDENT-nay Malagasy foana aza ialahy dia tsy mahazaka vahoaka tonga saina. Izay rehefa miasa na sahirana dia anay ary tsy mbola nitaty ra-kena tany amin'ny mpitondra izahay fa manao ny fivelomanay tsy misy fifandraisana amin'ny politika. Tandremo ihany ry vahoaka fa ry mpanakerena andafy sady mamiravira ny fahatrana no mpanaratsy Madagasikara no milaza fa hanamboatra ny fahantrana. Fa adala angaha isiaka. Donc donc donc isiaka miasa vao mihinana ry zalahy manao politika be atoka koa mitandrema.
