Dia bala volamena koa ve io?
1. xxx
(
25/06/2007 09:05)
http://fr.news.yahoo.com/18062007/290/l-australie-expose-le-fusil-en-or-de-saddam-hussein.html :roll:
novalian'i sympa ny 27/06/2007 16:21
2. naughtyboy
(
25/06/2007 11:31)
koboko t@ tele herinandro lasa zay nomeny miaramila bekintana ny aussie fisaorana t@ fisamborana an'iS.Hussein
4. ikaretsaka
(
26/06/2007 11:38)
raha mamoaka bala volamena io no tena nilay ko!
lasa mpanakarena be ny dokotera, sy ny infirmiera sy ny mpanao autopsie misikotra ny bala ao anatin'ny olona voatifiny!
lasa mpanakarena be ny dokotera, sy ny infirmiera sy ny mpanao autopsie misikotra ny bala ao anatin'ny olona voatifiny!
5. naughtyboy
(
26/06/2007 11:56)
:-D :-Dlasa mpanakarena kely oe fa tsy mpanakarena b,le bala nge kely fa tsy takany grenade e tsy mazefatra firy akory
6. Bita
(
26/06/2007 13:14)
tsy aleo ve lesy atao zavatra hafa toy izay ato fitaovam-piadiana sa atao anaty tresorn'ny Banky kosa?
