Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tsotso ( 19/06/2007 18:08)
MBA MANGATAKA NY TONONY NADALO TETO SAKELIDALANA
MBA MANGATAKA RAHA MISY MAHAY ILAY HIRA NADALO TETO AN'i SAKELIDALANA MISAOTRA MIALOHA... tohiny
falihaja ( 19/06/2007 17:58)
Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra. Marina sa diso izany?... tohiny
novalian'i boraingy ny 27/07/2007 13:08
xxx ( 19/06/2007 17:53)
Loha-trondro
Nisy mpivady tany Ambatondrazaka tany. Rehefa mihinana na mahandro trondro izy ireo dia an'ilay rangahy foana ny lohatrondro na dia betsaka toa inona aza ny trondro andrahoina. Indray andro dia nohani... tohiny
novalian'i tsoraka ny 29/06/2007 09:15
Fiffi ( 19/06/2007 17:40)
Savoir arrêter de prier.
Hono hoa ry zareo an ! raha namaky an'le top chrétien io zah androany de io no voalaza ao..... -Moa ve raha ohatra hoe misy zavatra , olona , faniriana sns....mba hangatahanao an'Andriamanitra , m... tohiny
novalian'i marozevo ny 30/06/2007 21:29
Bita ( 19/06/2007 17:05)
Inona ary izany?
Tonga ny tiako dia adinoko ianao?... tohiny
novalian'i sympa ny 21/06/2007 18:20
sympa ( 19/06/2007 13:31)
Sexy atraminy farany !
Tsy de aiko ny anao azy aminy teny gasy fa aleo atao @ teny vahiny ihany raha tsy izany tsy araka le izy :^) Une femme d'âge mûr a une crise cardiaque, et se retrouve à l'hôpital. Sur la table... tohiny
novalian'i sympa ny 22/06/2007 17:30
LazaDaddy ( 19/06/2007 12:16)
London: Vavaka ho an'i Mandritsara
http://www.mandritsara.org.uk/home.htm... tohiny
novalian'i cutie ny 03/07/2007 17:38
infinity ( 19/06/2007 11:51)
2m80
Nisy mpitondra kamiô sy ny mpanampiny izany niaraka niasa indray alina. Tonga teo anoloan'ilay Tunnel misy famantarana hoe ... tohiny
novalian'i ktsif ny 11/07/2007 15:16
irinamihaja ( 19/06/2007 11:12)
number one
hihi... tohiny
novalian'i Stretch ny 20/06/2007 06:38
hery ( 19/06/2007 08:44)
Fitaovana ampiasain'ny serasera
Miarahaba antsika rehetra. Mahafaly ny milaza amintsika fa nampitomboina iray indray ny lohamilina (serveur) miasa eto amin'ny serasera. Izany no natao dia mba hanatsarana hatrany ny tolotra aroso ... tohiny
novalian'i sympa ny 02/07/2007 07:32
nathie86 ( 19/06/2007 07:00)
aiza ao @ Baiboly kay ........???
no misy hoe tsy azo hoanina ny Kisoa fa fahotana izany? Misy rangahy zay mantsy miteny anà io fôna eh. Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i marozevo ny 06/07/2007 19:04
Tiks ( 19/06/2007 06:18)
fitia tsy tafita
hiran'i Nantenaina le izy e tena mba ilaiko ny tonony fa mba alefaso zay mahay zay fa mercie beaucoup... tohiny
novalian'i Tiks ny 21/06/2007 05:22
besa1 ( 19/06/2007 06:12)
zanak Isotry Fitiavana
Miarahaba antsika zanak'Isotry Fitiavana rehetra Mahafaly ny mampita vaovao amintsika fa ao anatin'ny fankalazana ny faha 140 taonan'ny fiangonana tanteraka isika izao ary ny tsangambato moa dia ny f... tohiny
novalian'i besa1 ny 21/06/2007 05:39
Jeankely ( 19/06/2007 01:38)
Ilaina ny Tsikera fa io ve no tokony ho betsaka @'izao?
Dia anisany momba ny tsikera aho ary ny firenena tsisy tsikera angamba ratsy indrindra. Saingy raha vao mipoitra dia tsikera no voalohany angamba tsisy ho vita. Ohatra tsotra: raha tsy miasa ny vehiva... tohiny
novalian'i tsoraka ny 28/06/2007 09:12
jefra ( 18/06/2007 19:25)
16 taona lasa izay: 10 Aout 1991
Nalaina tamin'ny emission Resistances n'ny France 2 tam taona 1992. Mamelabelatra ny fitokonana misy sy ny fitifirana nataon-dRatsiraka tamin'ny 10 Aogositra 1991. Zaraiko ho an'izay liana. Tsy hidir... tohiny
novalian'i Andribe ny 19/12/2008 20:39
niryna ( 18/06/2007 17:44)
Ry dada malala,ry dada malala
Sao dia mba misy mahatadidy an'io hira io ianareo. Ry dada malala,ry dada malala. Misento ny foko,misento fa lavitra anao. Misaotra betsaka... tohiny
novalian'i kazanov ny 01/02/2016 08:52
marozevo ( 18/06/2007 17:20)
ex - NDA
Sao dia mba misy mpianatra teny amin'ny NDA Antsirabe tamin'ny taona 1978 - 1983 eto ? Izay tao dia mahafantatra tsara hoe inona io NDA io.... tohiny
novalian'i lloyd ny 26/08/2007 13:34
Fiffi ( 18/06/2007 13:55)
les chiens qui aboient n’ont jamais empêché une caravane de
[color=#FF3300][size=20]Mahaleo , encore Mahaleo ![/size][/color] Antsahamanitra a été plein comme un Å“uf durant les deux concerts du groupe Mahaleo, vendredi et samedi dernier. En effet, malgrÃ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/06/2007 08:10
Oully ( 18/06/2007 13:43)
JJ RABEARIVELO, Sombin-dova - 6 Jolay 2007
Ny fikambanan’ny Poety sy ny Mpanoratra Malagasy / Havatsa - UPEM sampana Frantsa dia faly manasa anao amin’ny fampisehoana miavaka ho fahatsiarovana ny faha-fitopolo taona nahafatesan’i Jean Jo... tohiny
novalian'i pissoa ny 19/06/2007 00:01
Oully ( 18/06/2007 13:42)
JJ RABEARIVELO, Sombin-dova - 6 Jolay 2007
Ny fikambanan’ny Poety sy ny Mpanoratra Malagasy / Havatsa - UPEM sampana Frantsa dia faly manasa anao amin’ny fampisehoana miavaka ho fahatsiarovana ny faha-fitopolo taona nahafatesan’i [b]Jean... tohiny
novalian'i Oully ny 28/06/2007 16:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.6849