London: Vavaka ho an'i Mandritsara

1. LazaDaddy ( 19/06/2007 12:16)
http://www.mandritsara.org.uk/home.htm
novalian'i cutie ny 03/07/2007 17:38
2. cutie ( 19/06/2007 12:18)
Mandritsara akaikin'ny Antsohihy ve io
3. xxx ( 20/06/2007 00:53)
can you translate please your texte, because I don't speak english very well. thanks
4. naughtyboy ( 20/06/2007 09:20)
c U there
5. LazaDaddy ( 21/06/2007 00:22)
cutie:
Mandritsara akaikin'ny Antsohihy ve io



6. cutie ( 21/06/2007 00:59)
de tsy mba sarisary tsaratsara no napoitra :-w:-w:-w:-w
Mpandefa : naughtyboy [ Valio ] 20-06-2007 11:20:19
Lohateny : Re : London: Vavaka ho an'i Mandritsara
c U there

de omeo ny tatitra refa avy any :lol:
7. cutie ( 21/06/2007 02:05)
i LD nga handeha any @ io Mandritsara prayer day io :roll:
8. naughtyboy ( 21/06/2007 09:25)
cutie >>eny tompoko
9. cutie ( 21/06/2007 22:53)
merci naughtyboy:lol:
10. naughtyboy ( 23/06/2007 09:54)
pas d'souci cutie
11. Bita ( 25/06/2007 06:39)
Aza adino ary ny anohana amam-bavaka Cutie raha tsy afaka mandeha ihany fa fanampiana tsara indrindra izay raha tsy misy atokona fa sao adinonareo @ fankalazana n y 26 Juin lay 30 June e!
12. cutie ( 26/06/2007 02:10)
bita
zahay tsy manao 26 juin ka
ary i bita koa aza tandremo sao de manadino manohana am-bavaka fa sao variana ny 26juin any :lol:
13. Bita ( 26/06/2007 17:08)
Tsy hadinoko ka sady toa manomboka @ 6 ora hariva vao manomboka ny fankalazan 26 jona any ka ny maraina izany mbola malalaka afaka manohana amam-bavaka tsara. Dia mahereza ary mazotoa sy mahavita be........:arrow:
14. cutie ( 26/06/2007 17:10)
isika rehetra :lol:
15. naughtyboy ( 01/07/2007 17:50)
cutie elana tsiny fa tsy afaka t@ io andro io nony fotoana tsy azo nanoarana ka tsy afaka mampita vao2:oops:
16. cutie ( 01/07/2007 21:41)
no pble :lol:
hojereko @website iahny ny fandehany :lol:
17. Bita ( 03/07/2007 17:32)
Nahatsiaro anareo mihitsy aho ry Cutie ary mino aho fa ho tontosa tsara ny zavatra natao tany Mandritsara
18. cutie ( 03/07/2007 17:38)
zany ve ry bita:)
za nge tsy any England e:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0789