Inona ary izany?

1. Bita ( 19/06/2007 17:05)
Tonga ny tiako dia adinoko ianao?
novalian'i sympa ny 21/06/2007 18:20
2. pissoa ( 19/06/2007 18:18)
bandy :°)
3. wooda ( 19/06/2007 18:38)
pissoa->ein? Tsy sipa ve? :°)
4. pissoa ( 19/06/2007 18:41)
efa hoe bandy hoa :°)
5. fanaina ( 19/06/2007 18:46)
miandry valiny:°)
6. wooda ( 19/06/2007 18:51)
Torimaso :)

Bita->le tianao sa ilay tiako?
7. wooda ( 19/06/2007 18:55)
:°)
8. sympa ( 19/06/2007 20:24)
Ordinatera :^):^)
9. la ( 20/06/2007 04:48)
Serasera8O:)
10. pissoa ( 20/06/2007 21:39)
O ry Bita aaa, inn amizay le valiny ?!
11. Bita ( 21/06/2007 11:16)
Izay tianao dia tiako ka. Ka raha tonga ny tiako dia adinoko ianao?
12. sympa ( 21/06/2007 13:41)
:roll: tsy azoko :roll:
13. pissoa ( 21/06/2007 17:26)
za koa tsy mahazo :oops:
14. sympa ( 21/06/2007 18:20)
Bita :arrow: Mba azavao fa tsy mahazo ny aty ééé :roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0769