vacances indray ity ny andro

1. Aino ( 22/06/2007 13:50)
mirary vacances mafinaritra ho antsika rehetra dia mazotoa dol mandende sy manao izay mafinaritra any fony.
ho anareo pi-forum dia mazotoa dol mi-forum.
ho any izay miasa kosa dia mahereza ary mazotoa miasa tsara, matetika manahirana izy io nefa tsy misy azo atao fa izay ilay fihainana ka dia mahereza dol.
ho any akama eto rehetra sy any @karajia kosa dia mamihina mafy sy manao bisous mipaoka be!! de mihaona eo ihany eh!!
mandalo kely fotsiny manko dia miala fa tsy maharitra ela dia mivaoka ny sehatra.
dia mihaona eo ihany tsika fa ande anao lava tongotra @izay manko aho lol. kiss hoy AinoFanaina

fasaly alefaso indray anky ny sary ny vacances fa aza mivaky loha any ireo fahavalo hatr@ izay ah kiss njy.
novalian'i sympa ny 03/07/2007 23:21
2. fasaly ( 22/06/2007 13:52)
hummm hitako injy no mandefa sary en bikini sahady kay efa vĂ´kasy sahady:roll::-D:-D milay e!
3. sympa ( 22/06/2007 17:03)
:snif::snif: zay tsisy vac zany :snif::snif:
4. Aino ( 23/06/2007 22:38)
fasaly efa 1semaine izay aza ko!!!:lol:
5. fasaly ( 23/06/2007 22:50)
zahay m septebmre vao maka vacc o!
aino aseseo ny sary en bikini aza loha fa indry zany no lasa aloha a! efa misy marary vavony ndray ao:roll:
6. Aino ( 26/06/2007 21:48)
fasaly hihihi ho avy atsy ho atsy eh!!
7. sympa ( 27/06/2007 22:43)
8-) :snif::snif:
8. dongadonga ( 30/06/2007 07:45)
:-D:-D:-D:-D:-D
9. Aino ( 01/07/2007 14:50)
lol any dago aza kay izao moa ririnina ko ande hilingilingy @bikiny
10. sympa ( 01/07/2007 18:57)
Aino :arrow: nga tsy manao vac @ sisin-dranomasina :^):^)
11. fanaina ( 03/07/2007 16:10)
sympa @ity indray mande mitoraka ity aho tsy andende firy fa hijanona ao tana sy antsirabe ihany, fa t@ taona lasa teo no tany janga no nande plage;)
12. sympa ( 03/07/2007 18:24)
Aino euh... fanaina :arrow: nga efa tonga eto dago nga :^)
13. Ralay ( 03/07/2007 19:23)
fanaina:Tandremo ary mifanena amiko any Bira any da hitsikiko de mody tsy mahalala an :lol:
14. sympa ( 03/07/2007 23:21)
Ralay =))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0907