TAHOTRA SA FISEHOSEHONA
1. xxx
(
22/06/2007 10:52)
Mba te hanotany hoe inona mahatonga ny olona (lehilahy na vehivavy)refa te hiaraka amin'ny olona de mahay miresaka ery nefa avy eo nony te hisaraka tsy sahy miteny mivantana fa manao scène be mandainga, mitsoka sns...
Tsy azo ho sakajiana ho "lâche" ve ny olona manana izany toetra izany??
De misaotra mialoha e:)8O:?:
Tsy azo ho sakajiana ho "lâche" ve ny olona manana izany toetra izany??
De misaotra mialoha e:)8O:?:
novalian'i rhina ny 01/08/2007 08:30
6. diamondra27
(
22/06/2007 12:40)
anjaranao mahalala we efa te-hisaraka amiko izy no miala fa raha hiandry le olona hiteny eo ianao de harary fo fotsiny eo
andàna any an-kafa ndray manorim-pitia de ataovy metimety noho ny teo aloha ny bonheur
f'angah tsy hainareo le hira e:
tara e tara loatra e
ny fitiavako anao
diso aoriana loatra akia
hay ianao efa vita sonia:-D:-D
any an-kafa indray manorim-pitia
courage e!

7. naughtyboy
(
22/06/2007 13:08)
ra oul mahavita an'zany sady tsy tena lhl no tena vhv fa sarintsariny fa tonga de omeo ny sahaza azy ..fa inn tko no azo omena azy reny kalo:roll:??
ny marina ngamba fa ra direkta sy kodetety mety simba eo ny zanak'oul:-D
ny marina ngamba fa ra direkta sy kodetety mety simba eo ny zanak'oul:-D
8. la
(
22/06/2007 14:17)
naughtyboy> omena ny tsiky kely izy sady itodihana lamosina no lalana mody asina ol:D:)
Sa tsy mety zany??? fa tena lâche mihintsy oloha reny olona reny e!! nefa matetika izy faly ery hoe vopetraka le sipa na le bandy nefa tsy fantany fa izy mintsy no tena mapme be:D
Sa tsy mety zany??? fa tena lâche mihintsy oloha reny olona reny e!! nefa matetika izy faly ery hoe vopetraka le sipa na le bandy nefa tsy fantany fa izy mintsy no tena mapme be:D
9. booboo
(
22/06/2007 15:56)
Diamondra27 > lé sahaza ? fantsika sy martoa ary hazo hiantonana :-D:-D:-D...afaka atao tsotsotra koa : noeud coulant :-D:-D:-D
12. la
(
25/06/2007 07:02)
mamzelkely> mety ho marina ny eritreritrao hoe matahotra ny handratra olona izy nefa tsy moramora kokoa ve ny mitsotra toy izay mamitaka olona.
Manjary ny fotoana iarahana mitombo ihany ny zava-bita miha betsaka voa maika mandratra olona bebe kokoa:lol::D
Manjary ny fotoana iarahana mitombo ihany ny zava-bita miha betsaka voa maika mandratra olona bebe kokoa:lol::D
13. Bita
(
26/06/2007 17:38)
Natao hoe jamba sy marenina izay tia
Kanefa ianao mbola mahita sy mandre
Tsy naharesy ny sainao toherinao ny fonao tia
tsy ghaiko afenina kanefa mba ninia
..............manontolo
Ny henatrao, mampihatsara velatsihy
Raha izaho indray .........
Ny hasambarana tsy hoe: modina adala, mody tia
Ny hasambarako dia fantatro fa t sy eo anilanao
Ny hasambaranao ry olon-tiako eny an-tsandrin'olon-kafa any
Ny hasambarana ekeko ao.......
Akory ianao ny @ io xxx??? Ny tohiny dia hoy Dillie hoe: Fa izahay tsy mitana izay tsy tamana...... Avy hatrany dia mandeha tsy miandry an'iza.....

14. la
(
27/06/2007 06:04)
naughtyboy>aona le mahomby aloa fa sode tsy mitovy ny famaritana azy e:)fa aona ary zany le sahaza mba teneno hevitrao fa zay no evitray ko loll
Bita>hay ve efa an'olokafa izy zany ny blm de we manin ono izay tsy miteny.
Bita>hay ve efa an'olokafa izy zany ny blm de we manin ono izay tsy miteny.
15. Jeankely
(
27/06/2007 10:25)
Ny tena marina atoroko anao ry havana xxx fa ny probleman'ny lehilahy dia ny tiany tsy azony ary izay mifanadrify aminy eo no omeny ny hafatra sy resaka fitiavana mavesatrabe dia mazava fa lainga ilay izy. Noho izany malaina ny hanazava izy fa mialabala tsy mahateny dia miandry anao vehivavy hanao ny tsy mety izy ahafahany miala sisa.
16. Imahaka
(
27/06/2007 10:32)
fiainana daholo izany fa samy manana ny paikany e.Misy koa ange ny olona na teneninao izao aza hoe andao hisaraka ohatran'ny vao maika miteny aminy hoe mifikira e.
Ka io arakaraka ny olona iarahana no hoe tenenina mivantana na hoe atao amin'ny fomba ankolaka.
Ka io arakaraka ny olona iarahana no hoe tenenina mivantana na hoe atao amin'ny fomba ankolaka.
17. imeva
(
28/06/2007 15:46)
Mandratra tokoa ny fisarahana. Eny fa na dia mitombona tsara aza ny antony indraindray. Mety hisy ny "lache", fa ny henoko matetika dia ny mba tsy handratra ny fon'ny iray na izy roa no antony hanaovana ireny scene ireny.