Tsy mahazo manambady intsony raha tsy feno 18 taona.......

1. Fiffi ( 25/06/2007 08:13)

Législation
Mariage interdit aux mineurs
Marc Ravalomanana a confirmé à Mahajanga, hier, la loi votée au Sénat sur l’âge minimum du mariage, qui est désormais fixé à 18 ans. Une révolution dans les mœurs.

Le mariage fait l'objet d'une nouvelle loi annoncée par le président de la République. L'âge marital légal est dorénavant fixé à 18 ans et sera rigoureusement respecté.

Se marier à 14 ans ne sera plus autorisé par la législation malgache. L'annonce du président Marc Ravalomanana lors de la cérémonie d'inauguration officielle du nouveau complexe mère-enfant à Mahajanga hier est à inscrire dans les annales.
"Une nouvelle loi sur le mariage vient d'être votée au Sénat. Elle stipule qu'aucun mariage civil ne sera autorisé avant 18 ans et que cet âge marital légal sera rigoureusement respecté", déclare Marc Ravalomanana devant une foule immense à Mahajanga.
"Vous les jeunes, refusez toute proposition de mariage avant cet âge, et que vos parents fassent aussi attention", exige le président de la République qui note que tout acte
d'émancipation des mineures avant leur maturité ne sera plus toléré.
Initiée depuis quelques années avec l'Unicef, la plate-forme de la société civile pour l'enfance et le ministère de la Justice, cette loi a été finalement votée à l'unanimité jeudi au Sénat. Ceci est en quelque sorte une victoire et constitue un pas en avant pour la valorisation des droits des enfants à Madagascar.
Ces derniers temps, Marc Ravalomanana émet des discours liés à la santé de la reproduction des jeunes. Avant-hier, il a pointé du doigt l'avortement, en promettant que les soins liés au planning familial seront dorénavant gratuits dans les centres de santé de l'île. Cette fois-ci, devant de nombreux jeunes Majungais, il met le point sur les "i" concernant le mariage.
Noyau dur
Les organismes, associations et Ong œuvrant dans la protection des droits des enfants ne peuvent que se réjouir de cette initiative. "Nous saluons ce geste qui montre l'engagement du gouvernement malgache à protéger les enfants", souligne-t-on auprès de l'Unicef Madagascar, ainsi que d'autres organisations.
Pour Danny Rakotosolofoniaina, jeune étudiante habitant dans le quartier d'Ankorondrano-Andranomahery, cette décision ne lui fait ni chaud ni froid. "Le mariage est un choix. C'est à chacun de voir", explique-t-elle. Comme elle, plusieurs de ses copines prennent l'union maritale à la légère. Elles quittent le foyer parental après les fiançailles pour se réfugier dans un nouveau foyer.
Mais une autre réalité suscite encore des craintes dans le sud de l'île qui reste le noyau dur de cette mobilisation. "Cette nouvelle loi n'aura pas d'impact sur les us et coutumes des habitants de cette partie de l'île. Là-bas, les jeunes filles sont réservées dès leur naissance, et échangées contre des zébus à un âge précoce", souligne Soazara, une enseignante mobilisatrice sociale dans une commune rurale de Toliara. Elle craint que cette loi soit inapplicable, surtout en brousse.
De son coté, Martial Rakotomahazo, un père de famille,la cinquantaine bien sonnée trouve la décision incomplète. “Le mariage est une chose, les rapports sexuels en sont une autre. Aussi il faut interdire carrément les rapports sexuels précoces avec ou sans consentement. C’est la seule façon de limiter les viols de plus en plus fréquents et de lutter contre les maladies sexuellement transmissibles”, fait-il remarquer.
Les débats sont ainsi ouverts.

33% des jeunes filles de 15 à 19 ans mariées
Madagascar ne peut que s'affilier aux objectifs du Millénaire du développement qui préconisent la limitation du nombre de naissances à trois enfants par femme, en insistant sur la promotion du planning familial. Madagascar doit s'y plier en faisant des engagements dans le Madagascar action plan (Map).
La situation des jeunes est très effrayante, si on se refère au rapport du World's Youth Data Sheet 2006. Il y est précisé que chez les jeunes filles âgées de 15 à 19 ans, 33% sont mariées, 40% ont des rapports sexuels et 15% deviennent mères.
Fanja Saholiarisoa L'Express de Madagascar
novalian'i pariniza ny 19/07/2007 18:31
2. tess ( 25/06/2007 08:36)
tsara kosa izany an!
3. Jeankely ( 25/06/2007 09:56)
Tsara ary ilaina ny matotra vao manambady. Na io aza afaka fotsiny fa mbola miantehitra amin'ny Dada sy Mama ny 18 taona Malagasy. Ity fiainana kely veta ity anie no mahatonga ny hoe tsy maintsy mivady satria kely bevohoka e=)).=))=))Kely nefa manao izay hita ao anty TV=))=))
4. lapino ( 25/06/2007 10:19)
http://jentilisa.blaogy.com/post/122/3066 misy tsikeran'i Jentilisa mahaliana
5. kally ( 25/06/2007 12:47)
Misaotra an'i Jentilisa : izao ilay tsikera mampandroso sy misy fandinihina fa tsy hoe tenin'ny Filoha dia tsara avokoa sy mitondra amin'ny fandrosoana.
6. Kota ( 25/06/2007 20:54)
kally:

Misaotra an\'i Jentilisa : izao ilay tsikera mampandroso sy misy fandinihina fa tsy hoe tenin\'ny Filoha dia tsara avokoa sy mitondra amin\'ny fandrosoana.


Tsara ny manao remise en question na koa tsikera ny fanapahan-kevitra iray, ny mitsara kosa hoe ny andaniny tsy misy fandinihina fa ny ankilany tsikera tena mampandroso sy misy fandinihina ve tsy hitanareo hoe simpliste be e? \"diso ianao, izaho marina\" !!! ny fahitàko dia izay mihitsy no tena tsy mampandroso ny malagasy : tsy mba mahay mampivady sy mampiady hevitra fa rehefa tsy mainty dia fotsy !! izany hoe tsy tokony haka décision mihitsy rehefa atao ny dinika satria vao misy lafy ratsiny iray dia efa wa wa wa ! misy avantage sy inconvénient daholo ny zava-drehetra fa ny fandanjalanjàna ireo no tokony hatao. Raha izaho manokana aloha dia heveriko tsara foana ny manisy fenitra fitaizàna ary azo atomboka amin\'ny zavatra madinidinika toa io kara-pamokarana fa tsy mitovy hevitra amin\'ny jentilisa aho hoe tokony hisy tombotsoa eo no ho eo sy goavana ho an\'ny olona vao hanao zavatra. Rehefa tsy mahavita zavatra kely dia tsy hahavita zavatra lehibe mihitsy.
Fa nahoana moa no tonga dia terena hoe rehefa tsy obligatoire intsony ny fampianarana dia tsy hianatra ny olona... misy zavatra azo atao isorohana izany ary tsy voatery ny fanjakàna irery no hanao izany fa ilay milaza izay moa ohatran\'ny mampivanàka olona indraindray.
Ohatra lazaiko eo ambony io dia momba ilay hoe zaza tsy ampy taona no miteraka : anisan\'ny efa sorohina anatin\'ny planning familial izany kanefa moa raha tonga ihany izany ary tsy ferana : mety marina fa ratsy izany fa mety mbola ratsy lavitra noho izany koa ny manala zaza!!!ny an\'ny jentilisa ny contraire an\'izay ka inona izany no atao ?
Tsy milaza aho hoe tsy hisy mihitsy ireo tranga lazain\'ny jentilisa fa tsy voatery koa ho tsy maintsy ho izay ! ngaha raha tsy mivady ny olona dia tsy afaka manao kopia ho an\'ny zanany ?...
Rehefa miteny amboalohany hoe \"lalàna mampiady hevitra\" dia tena ampiadiana tokoa ny hevitra fa tsy faranana amin\'ny hoe tsy misy fandinhina ny filoha !


7. Fiffi ( 25/06/2007 21:03)
ny anaha indray aloha ny fahitako azy de:

-tsy ratsy le hevitra fa zao aza: misy tovovavy bevokoka nefa vao 16 , 17 taona...de ahoana ? de inn no atao ? hanao IVG zany ?

-tsy de tena hitako loatra ny olana am le hoe tsy maintsy feno 18 ans vao mahazo manambady.....satria zao:

-ny zavatra tena tsara indrindra ve tsy ny fampianarana ny ankizy ny vie de couple aloha ? indrindra fa ny resaka sexualité ?

-mino zah fa raha acquis ny resaka sexualité de tsy hisy ny ankizy voatery hanambady satria henatra ho an'fianakaviana hoe bevohoka ny zanany de tsy maintsy voatery hanambady ....

-de ozy zah hoe: fa maninn raha io aloha no atao bb kkoh any am-pianarana ?
8. bazylou ( 28/06/2007 01:43)
tsy takatry ny prezdanareoizany ry fiffi fa avo lenta loatra hono, sady iza koa no handany saosy hampianaranaireto tanora gasy lanyandro mi.... etsy sy eroa!! aleo atao alalana dia ekonomika e!!
9. naej ( 28/06/2007 09:45)
Rehefa izay ny hevitr'i jentilisa dia hevitrao izay fa aza mitompo teny fatratra ianao hoe io tsikeranao io dia mitombina 100% fa izay mifanohitra @ anao dia tsy ampy fandinihana,tohanako ny tsikera nataon'i Kota ,
NY ZAVA-DREHETRA MISY LAFY TSARA SY RATSY AVOKOA fa ny FAHAIZANA MANDANJALANJA no zava-dehibe . Ka na ho bevohoka tsy misoratra aza ny tovovavy mineurs rehetra , inona no tsara kokoa ? izy nahafantatra fa manaonao foana sy mandika ny tsy azo atao sa izy manao izay tiany fotsiny fa tsy mijery izay mety ho voka-dratsy aterak'izany? apetraka hoe: tsy misy lalana mametra ny taona hanambadiana dia tsy mampaninona ve zany raha mihazakazaka manabady daholo ireo tsy ampy taona sy tsy matotra rehetra? hanao ahoana ny ho avin'ity firenentsika ity raha izany no mitohy? ekeko fa tsy hahasakana 100% ny fiterahan'ny tanora tsy ampy taona na ny fanalan-jaza izany nefa kosa FARAFAHARATSINY NAHAFANTATRA IZY FA MANAONAO FOANA , ary adidin'ny tsirairay tonga saina sy mba mahalala eo @ fiaraha-monina ny MANAZAVA SY MANORO HEVITRA ireny tanora tsy ampy taona ireny ny antony
handrarana azy tsy hiditra eo @ sehatry ny fanambadiana aloha loatra,atoro azy ihany koa ny momba ny firaisana :ny fiantraikany sao izy de midona @ poteau sns...
10. Fiffi ( 28/06/2007 15:20)
bazylou:

tsy takatry ny prezdanareoizany ry fiffi fa avo lenta loatra hono, sady iza koa no handany saosy hampianaranaireto tanora gasy lanyandro mi.... etsy sy eroa!! aleo atao alalana dia ekonomika e!!
noheveriko mba nahita fianarana hiany aza bazylou mba afaka mandinika ny zavatra miseo


11. bozyboleta ( 29/06/2007 10:49)
Efa tafiditra any @ programam-pampianarana ambaratonga faharoa efa ela ihany ny SRA (Santé Reproductive des Adolescents). Efa resahina @ radio sy ny tv isanandro ihany koa ny tsy tokony hanaovana firaisana alohan'ny fanambadiana.
Efa ezaka izay ho an'ny fanjakana fa fitaizana toy ny rehetra io, ny RAD aloha no tompon'andraikitra voalohany.
Heverina fa ho arofanina ihany koa io lalàna vaovao io fa tsy voatery hahafoana 100% ny voka-dratsin'ny filalaovan'ny tanora fitiavana. Tena mampalahelo tokoa aloha ny mahita fa kely de milalao fitiavana ny ankizy gasy e! Ary tsy menatra misehoseho eran'ny lalana.
Anjaran'ny RAD tsirairay no mampianatra ny zanany ny tokony hataony.
Nisy niteny tao ambony tao hoe raha bevohoka ary izany ve le ankizivavy de tsy hahazo hanambady? Ka hanambady ve satria bevohoka ary mampitondra henatra ny RAD, nefa vao teraka koa de hisaraka satria tsy matotra akory?
Anisan'ny ambony ny taux aty Madagasikara raha divorce ary miha-tanora koa ny taonan'ireo mpangataka divorce sady miha-kely ny faharetan'ny fanambadiana. Ny ankamaroany tsinona de satria voatery nanambady fa bevohoka.
12. pariniza ( 19/07/2007 18:31)
Tsara ny hevitra fa miankina @tsirairay ihany io
Misy aza anie olona efa maherin'ny 30taona mbola tsy mahita vady ihany,ka raha mahavelo-tena soa amantsara moa izay mikasa hivady 18taona inona no olana?????????????????????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3751