mba nakaiza dol?

1. Aino ( 29/06/2007 13:54)
gaga aho fa tsy misy hita hintsony ilay akama bonne taloha @chat hireny!!
novalian'i sympa ny 02/07/2007 08:54
2. fasaly ( 29/06/2007 14:09)
efa indroa amzao zao njy ry aino no nitady anlay akama bonne ao am tsaty:wink: fa iza loatra aky izy ireo?????
3. Aino ( 29/06/2007 14:14)
hihihihi ka lasa hadinoko hatr@ ps aza ko!! hoatra zao hoe welie,nnnn,momona ect...
4. Aino ( 29/06/2007 14:15)
fasaly izany anga anky tadidiko hintsony hoe efa nitady aho fa rehefa mahatsiaro dia manotany hihihihi
matetika manko aho lasa kamo mijanona ao fa tsy misy tazako ry zareo
5. betty ( 29/06/2007 15:32)
de iza koa ry aino? :p
6. Aino ( 29/06/2007 17:23)
Vania
gire
sarobidy
dera
nanou
texe
miarina
facri
sipasipa
fifi
raclo
maelys
foune
ect..
7. ftma ( 30/06/2007 07:25)
Aino efa niova ps ny akamaroan'ireo, izaho aza ao tsy maharaka ko, mety tsy mitovy koa ny ora fidiranareo nanou zao efa lasa ... facri ao foana an, sipasipa efa lasa ... , fasaly lasa ...ndraso fa atoroko anjy rehefa mandeha ao njy :-*:-*
8. lanto ( 30/06/2007 07:33)
Oul tsy d fantatro dhl izany anontanian'i Aino izany , Raha betty no anontanianjy de fantatso :-p
9. fasaly ( 30/06/2007 08:15)
ny ahy aloha miova isaky ny mba miditra satria indray mande isaky ny roa volana angaba no miditra:-P
10. sympa ( 30/06/2007 13:24)
very oll njay i Aino marina :-D:-D
11. wooda ( 30/06/2007 14:01)
Za tena "raide dingue" @ Ocean, izy ao fona kanefa kosa mora sosotra izay fa tonga de mandaka raha misy zavatra tsy tiany izay!
de mody ataoko hoe:

!safosafo Ocean

fa i Botlives01 indray no manafosafo :-D:-D

Miova pseudo daolo ny ankamaroany ao fa ireo lazain'i Aino ireo mbola misy tsy haiko
12. sympa ( 01/07/2007 14:45)
wooda :-D:-D
13. Aino ( 01/07/2007 14:49)
maro 2izy izy ireo no niova ps ny sasany indray las adia tsy niverina hintsony
14. sympa ( 01/07/2007 18:52)
Aino :arrow: "nilasa tsy miverina intsony" ve :-D:-D
15. sasa ( 02/07/2007 05:36)
Aino i texe kosa mbola ao fa tsy mitovy ny ora fidinarareo ao,i sarobidy tsy afaka miditra tsony noho ny asa, fa ny sasany miova pseudo daholo hi hihihi d lasa tsy hay tsony
16. sympa ( 02/07/2007 08:54)
ohatra zao i sasa zao tsy hita ao tsony :roll: :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7277