volo manify produit ampiasaina
1. maholykely
(
29/06/2007 18:13)
bjr inona ry reto no mampaniry volo fa za tena manify volo be ! sady olioly
novalian'i nanjas ny 01/02/2008 14:26
2. Fiffi
(
29/06/2007 20:23)
maholykely:ny olioly kosa angamba de efa zay le volonao de atao ahoana ? ny mampaniry volo indray...heu...."hono" an ! sasany am ranon'apango ?
bjr inona ry reto no mampaniry volo fa za tena manify volo be ! sady olioly
3. kally
(
30/06/2007 06:45)
Misy olona efa manify volo hatry ny nahaterahany mihitsy, io dia tsy misy fanafany fa izay ny volonao, fa ny fomba fanapahana azy no azonao amboarina dia mba ohatry ny hoe matevina izy.
4. mamzelkely
(
30/06/2007 07:30)
nefa misy shampooing spécial ho an volo manify kely ko ange manome volume azy fa refa manao volo ftsn de aza fotetahana menaka satri zao le enao somary oly volo io de mety asina menaka refa manao volo de lasa vômaika mifotetaka be le volo fa manao le bain ts gras reny mits bdb , na apres shampoing ftsn apesaina na lait de brushing bdb fa eviter-o le menaka :)
5. sipagasy
(
30/06/2007 14:46)
misy koa ireny karazana produits any @ mpivarotra afrikana ireny ohatra hoe 'placenta' fa tena mampaniry volo tokoa e!
euuhh azafady aloha e! fa aiza ianao no monina???
euuhh azafady aloha e! fa aiza ianao no monina???
6. menalamba
(
30/06/2007 15:04)
Ao @ Ratsimamanga misy fanasana volo sy ahosotra atao hoe "farehitra" tena mampaniry volo be tokoa,fa ny ahy somary niraraka taty @ takolako ka lasa naniry be hatramin'ny volombavako:D
7. ari.malala
(
02/07/2007 06:33)
sipagasy, mety misy aty Dago v io placenta io fa ny voloko koa manify kely mints
8. bidagda
(
02/07/2007 20:46)
mety tsy misy io any fa mpivarotra afrikana aty @ dezaka io resahin'i sipagasy io fa ny ahy taloha ny voloko tena nanify be sady tsotra be izao lasa matevimbe satria notapahiko foana misy mantsy milaza fa rehefa tapahina foana ny volo lasa matevina zao ny ahy lasa ohatra ny zezika somary solao kely raha tsy mahamenatra anao, aza mihinana fanafody izany fa maniry volo hatr@ tratranao eo surtout raha vavy ianao, na tapaho ataovy borikely mihitsy fa tsy solaina
9. sipagasy
(
03/07/2007 10:24)
ari.malala:
sipagasy, mety misy aty Dago v io placenta io fa ny voloko koa manify kely mints
tena tsy haiko akia kouuh, fa ny ao @ ratsimamanga anie ka tena ahitana zavatra tsara akia e! any mandeha fa ny ahy na savony hanasana volo aza any no hafarako kouuh:-*
11. ikaretsaka
(
03/07/2007 13:27)
ilay farehitra:
zahay indray lahy fa mihasola :oops:
fa ny ahy ny fanaoko tena maka farehitra eny ambanivohitra eny mihitsy, moa raha ao Tana dia eny @ "mpivarotra tapakazo" dia dorana ho carbonisé ilay izy, tasiana rano kely, tongolo gasy voapotsitra, dia menaka amande na olive, dia menthe voapotsitra kely, iny no anaovana bain doil
somary maimbomaimbo aloha e:°)
fa avy eo sasaina @ rano mafana sy atody ary savony gasy, tsy tsotsofina sy rohidrohitina @ brushing fa avela @ zao
fa niverina naniry indray ko
zahay indray lahy fa mihasola :oops:
fa ny ahy ny fanaoko tena maka farehitra eny ambanivohitra eny mihitsy, moa raha ao Tana dia eny @ "mpivarotra tapakazo" dia dorana ho carbonisé ilay izy, tasiana rano kely, tongolo gasy voapotsitra, dia menaka amande na olive, dia menthe voapotsitra kely, iny no anaovana bain doil
somary maimbomaimbo aloha e:°)
fa avy eo sasaina @ rano mafana sy atody ary savony gasy, tsy tsotsofina sy rohidrohitina @ brushing fa avela @ zao
fa niverina naniry indray ko
13. zetamae
(
04/07/2007 09:07)
mitovy @ voloko mihintsy ny anao ry maholykely, efa be izay zavatra natoron'olona ahy mba hampatevina ny voloko kanefa tsy nahomby daholo satria efa io no naturel aminy ka tsy mety. Ka miteny aminao aho aza misahirana fa de avelao amin'io sao de mivadika zavatra hafa eo indray.
14. mimich
(
10/07/2007 14:10)
tsy tsotsofina sy rohidrohitina @ brushing fa avela @ zao:-D:-D:-D:-D:-D
15. nanjas
(
01/02/2008 14:26)
slt, mixena ny tongolo be de iny ranony iny no ahosotra @ hodi-doha de fonosona tsara mandritra ny 1/2ora eo d avy eo sasana madio tsara amin'ny shampoing.
nb:volo maloto no anaovana azy
nb:volo maloto no anaovana azy