olana taratasy

1. xxx ( 26/06/2007 21:30)
mba mila hevitra o
za zany manana namama vazah, vhv
de tsy mety omen`ny mairie extrait d`acte de naissance hono izy saria we enfant de la DDASS, pere inconnu.
Nanana raikely izy ary reconnu n`io raikely io saingy taty aoriana dia nisy olana taminy dia tsy te-hierika intsony sy tsy te-hitondra ny nom de famile n`io raikely io intsony ilay namako dia nanova anarana satria hono we mahatsiaro salie izy etc...de nitondra ny anarandreniny jeune fille izy izao,
de rehefa manao demarche admin de tsy mety satria hono lazain`le ao @mairie we avereno soratana @anaran`raikeliny ny nom-ny
fanontaniana f`angah misy an`izany tsy azo omena extrait d`acte de naissance zany koa/
De inona zao no tokony ataony nefa izy tsy te-hitondra ilay anarandraikeliny
2. diamondra27 ( 26/06/2007 21:35)
marihina fa io olona io dia malemy ara-batana ary tsy mifandray amin`ny namaNy sy ny fiankaviany intsony satria hono hoe:miaraka amin`ny gasy(metisy ary manana taratasy vazah ara-dalana)
3. Fiffi ( 26/06/2007 21:38)
xxx:

fanontaniana f`angah misy an`izany tsy azo omena extrait d`acte de naissance zany koa/
heu....tandremo tsara aloha fa ny "extrait d'acte de naissance de tsy mi-existe intsony fa lasa "acte de naissance intégrale"

manarak'zany de tsy zay mairie misy anao no ahazahoanao an'io acte io fa tsy maintsy ny mairie tany am-toerana nahaterahan'le namanao...

tsy mi-delivré an'io intsony ny mairie hipetrahana fa tsy maintsy manao ny fangatahana any am mairie de naissance an !


4. xxx ( 26/06/2007 21:41)
diamondra27:

marihina fa io olona io dia malemy ara-batana ary tsy mifandray amin`ny namaNy sy ny fiankaviany intsony satria hono hoe:miaraka amin`ny gasy(metisy ary manana taratasy vazah ara-dalana)
dia maninona nefa no niafina xxx nandefa an'ilay dinika nefa tratra indray eto?


5. pissoa ( 26/06/2007 21:47)
sady zao lasa fantatro hoe manana ps hafa i diams satria tokony mbola tsy afaka manoratra eto amizao :-D:-D:-D

(Hi hi, aza bedesina zah an ^^ )
6. cutie ( 26/06/2007 21:58)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 26-06-2007 23:47:40
Lohateny : Re : olana taratasy
sady zao lasa fantatro hoe manana ps hafa i diams satria tokony mbola tsy afaka manoratra eto amizao

:roll::roll::roll::roll:
7. diamondra27 ( 26/06/2007 23:00)
xxx::D de tsy maintsy mamaly andry ve akia za?
ka tsy tiko hita atsy @ fandraisana le izy nge e!mahavaly ny fanontanianao ve?

mba ampio @ le toro-hevitra aloha fa zany ps zany tsy urge e
le namana mampalahelo fa bloque doly ze ataony

misotra an`i fiffi alou namaly fa lazaiko an`io izy

pissoa:manana ps xxx ve?:-D:-D
ampiasaiko io refa manao resaka toy zao za fa tsy entina hanaratsiana na hanopana akory ka.:wink:

Afa-po doly zany zao an.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2055