Arabaina 26 Jona M/kara na vizanin'ny Politika maloto aza

1. Jeankely ( 26/06/2007 04:59)
Arabaina i Madagasikara tratran'ny 26 Jona 2007. Ny firenena tarinany lasa alavitra ary izy sahirana satria Mpanao Politika manampahaizana amin'ny Politika maloto no nifandimby namono azy.
novalian'i tsoraka ny 28/06/2007 05:07
2. lamie ( 26/06/2007 05:46)
Arabaina isika Malagasy rehetra tratry ny Fetin-tsika,tsotra ny tena fiarabàna fa tsy tokony asiana teny hafahafa!Andriananahary anie hitahy antsika sy ny Firenentsika!
3. Jeankely ( 26/06/2007 06:28)
Ok, misaotra anao "lamie". Samy manana ny toetrany ny olona ry namana. Ny andro sahala intony tsy fifaliana fotsuiny fa fandinihana ny lalana nolalovana sy mbola ho diavin'ny firenena. Na marary ny fonao na tsia dia mbola mifandrombaka mitady ny hevitra hamotehana an'i Madagasikara ny mpanao politika maloto hatramin'izao.
4. marozevo ( 26/06/2007 07:42)
Reo mpitondra anay arovy lalandava koa...
Tsy maintsy misy olona mihira an'io hira io any Mcar androany.

Sady vavaka io no Politika.

Arahabaina daholo eh... Zara mba misy ny fety toy izao hifaliana, na indray andro ihany aza.
5. Jeankely ( 26/06/2007 08:29)
Mitohy foana ny Firariana soa sy fanasoavana ny Firenena fa tsy andro iray ry Havana ooo. Ho an'izay manadino no mila tairina kely amin'ny fety fa izahay aloha dia Malagasy ary avy ao Madagasikara ary hilevina ao ary tsy tia ho vazaha. Aty aminay hoy VINDINA bazylou=))=))rehefa resaka andafy. Lasa adala bazylou lou lou
6. mandrindra ( 26/06/2007 09:07)
"hiadana sy ho finaritra" daholo ho reharehan'i "Madagasikara soa" izay "Tanindrazana malala"
7. Jeankely ( 26/06/2007 09:18)
Misaotra e
8. naughtyboy ( 26/06/2007 10:53)
de samy arahabaina daholoe
9. Jeankely ( 27/06/2007 02:21)
Arabaina tokoa saingy mbola ao ny tia hiverin-dalana ka mitandrema tsara. Politika maloto nampivarina ankady ny firenena no tadiaviny haverina eto indray. hitsoahy impito mandifotr'olona.
10. tsoraka ( 28/06/2007 05:07)
Tandremo kosa fa fahaleovantena ara-toekarena izao no hiadivana an. Tena mihazakazaka marina ny firenena hafa fa aza variana mifandrombaka seza.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1004