Antsy ve sa? (Akoho taman-trano)

1. Bita ( 26/06/2007 17:30)
Dia hotohizako i ndray ny tantaran'i Durand: (sady tena marina ity an: tany Nosy-be Hellville no nitranga anontanio ny olona any raha tsy mahatoky ianareo) Nanana akoho efa taman-trano ireto mivady ireto ary efa nomen'ilay Rangahy hoe Mboty ny anaran'ilay akoho ary toy ny zanaka an-trano mihitsy aza no nanaovan-dry zareo azy. Dia indray andro anefa tonga namangy ny Ray aman-drenin'ilay Rangahy dia hoy ilay Ramatoa: tsisy vola ato an-trano ka inona no arosoko i reto Rafozako? Nieritreritra teo izy farany dia hoy izy hovonoiko ny akoho hanajako ireo olona ireo. Ary dia novonoiny tokoa ary ilay akoho. Rehefa tonga ary ilay rRangahy toy ny mahazatra efa tsenain'ilay akoho na miantsoantso izy hoe mboty mboty mboty.... Tsy nikoaika ilay akoho dia gaga izy saingy noho ny fanajany ny RADniny dia nanontany fotsiny izy hoe: lasa aiza i Mboty. Tsy namaly koa ilay Ramatoa. Rehefa teo am-pisakafoanana dia akoho ny laoka ary dia efa kopy ilay rangahy. Niakatra ny hatezerany. Nandrasany anefa ny RAD nandeha vao tezitra izy. Dia hoy izy: nataonao ahoana ilay akoho? novonoiko hoy ny valiny.
Novonoinao ahoana? ohatra ireny famonoana akoho ireny re hoy ilay Ramatoa ihany namaly.
Izay nataonao t@ ilay akoho no ataoko aminao hoy ilay Rangahy: nohidiny tsara ny trano, ny lakle nataony tany ampaosy, nalainy antsy, nampangotrahany ny rano. Dia ahoana no nataonao an'ilay akoho? Nalako ny volony hoy ilay Ramatoa. Hoy ilay rangahy tsy mila ampangotrahana ny rano manala ny akanjonao ka alao. Avelao ary aho ho atsy an'efitra ilany atsy hoy ilay Ramatoa hanala akanjo. Mandehana hoy ilay rangahy fa tsy misy lalana hivoahanao akory any. Tsy handositra aho hoy ilay Ramatoa fa hanala akanjo araky izay ilainao. Hendry hoy ilay Rangahy sady mbolas tezitra be ihany. Nanala akanjo ilay Ramatoa , tao tao ela ny ela hoy izy niteny malefaka afaka ny volony ilay akoho. Avy ilay Rangahy niaraka t@ antsy saingy efa toa nihanangatsiaka ny fony ary raha nahita ilay Ramatoa niboridana izy dia nalatsany ny antsiny ary nisy toa ohatry ny antsy nipoitra tany ambany tany ka dia notsindroniny t@ iny ilay Ramatoas no nikiaka mafy izy roa:roll::oops::lol:
novalian'i sympa ny 27/06/2007 16:32
2. Imahaka ( 27/06/2007 07:29)
ts lee :°):lol::-D, resaka bi Bita kay no niafarany
3. tslem ( 27/06/2007 10:10)
imahaka:
resaka bi Bita kay no niafarany

:-D:-D:-D
io no tena nampiomehy ah fa tsy d ny tantaran'i Mboty lôtra=))=))=))=))=))=))=))
4. sympa ( 27/06/2007 13:24)
Imahaka =))=))
5. xxx ( 27/06/2007 15:33)
=))=))=))=))=))=))=))=))
Mba aiza ry Bita no ahitanao tantara ôtran'zany fôna a ? :)
6. sympa ( 27/06/2007 16:32)
Bita :arrow: izany tantara izany aloa mbola tsy reko mintsy raha tsy izao enao mitantara azy izao :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1232