fafana ny dinika nosoratan'i harinah fa maharikoriko
1. maholykely
(
25/06/2007 21:40)
ahona kay no mamafa an'ireo hafatr'i, harinah reo fa tena maharikoriko sa tenenina @tompon'andraikitra
novalian'i mamzelkely ny 27/06/2007 12:42
3. fasaly
(
26/06/2007 04:59)
tsy haiko aloha fa mba efa nandefa hafatra ihany aho hamafàna azy .....satria izaho anisan'ny voakasika amin'ny ompa nataony donky miandry aho na azo fafàna ity dinika ity na tsia....
4. Fiffi
(
26/06/2007 06:10)
[size=16]de mangataka ny tompon'andraikitra hamafa an'io koh zah[/size]
5. vancleef
(
26/06/2007 06:38)
maharikoriko anareo koa inona noho hamakinareo an'ilay izy ! Fa fianarana manao delation sy censure angaha eto @ serasera. Rehefa misy zavatra tsy tian'ny sasany dia mitaraina any @ Hery hoe fafao io. Tsy voatery ianao mamaky ny dinika rehetra ary rehefa tsy mandika ny lalàna ilay izy dia tsy hitako ny hamafan'azy.
Je suis contre la pensée unique et la censure sous toutes les formes
Je suis contre la pensée unique et la censure sous toutes les formes
6. Fiffi
(
26/06/2007 06:43)
vancleef:de zay zany ny anao ! samy manana ny azy io an ! de vakio tsara koh aza ny zavatra rehetra nolazainy ao de ho azonao hoe inona no mahatonga ny olona mangataka an'io fa tsy hoe mangataka am tsisy antony akory.......:roll:
Je suis contre la pensée unique et la censure sous toutes les formes
7. hery
(
26/06/2007 07:03)
Manahoana daholo.
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/policy ny fitsipika dia jereo raha misy hafatra tsy mifanaraka amin'ny fitsipika dia alefaso aty amiko ILAY hafatra. Bambaray be ilay hoe fafao ny dinik'i harinah satria manjary voatery hijery ny hafany rehetra aho.

8. kally
(
26/06/2007 07:21)
Ny tsy azoko anie toa nojereko ity izy, ianareo mamaly ao koa dia avy eo hoe fafao.Maninona no mandray anjara rehefa tsy tia?:roll:
9. Fiffi
(
26/06/2007 07:31)
Mpandefa : harinah [ Valio ] 24-06-2007 10:53:10
Lohateny : Re : vhv @sary rehetra efa mivoatra
ts!!!!!!!!!!!!! za anie tsy miteny ny manao maillot eh! sady reraka eo fona na hamoaka ny momba ahy ary , mpikambana fotsiny za fa ny momba rehetra ao lainga ny antony mba fanalana azy ty fa tsy fampiderana ny maha-makorely anareo mianakavy ry fasaly zany moa de hita mintsy na tsy lazaina ary ary aza mandray tsy raisina ry aino an! sa mahana za anie tsy niteny anao eh! hita zao fa ny vhv miboridana ato kox daholo manin tsy averina in-20000000 ny moba ahy tsy koi mintsy atao mivandrvandra sady ovay ndray ny loko ho hitan'ny olona kokoa zany ny maha-vendrana anareo kox reto ;
Mpandefa : xxx [ Valio ] 24-06-2007 10:54:52ka zao kosa aza ve de mba rariny ? :roll:
Lohateny : Re : vhv @sary rehetra efa mivoatra
fasaly kox taiza zao teana no nivaoka
10. xxx
(
26/06/2007 07:31)
za koa mba gaga, ry 'zareo miaraka mifanjevo sy mifamaly ao dia avy eo hoe fafao! maninona raha tsy valiana sy tsy vakiana fotsiny ilay koz.
aleoko aloha manao xxx eto fa ny an-dry zareo raha vao tsy manohana ny heviny dia ataony mitovy torosy amin'ny ankilany ha ha ha ha.
aleoko aloha manao xxx eto fa ny an-dry zareo raha vao tsy manohana ny heviny dia ataony mitovy torosy amin'ny ankilany ha ha ha ha.
11. Fiffi
(
26/06/2007 07:34)
"harinah":
tsy fampiderana ny maha-makorely anareo mianakavy ry fasaly
"xxx":de rariny zany ireo voalaza ireo ?
fasaly kox taiza zao teana no nivaoka
12. kally
(
26/06/2007 08:27)
Fiffi:
de rariny zany ireo voalaza ireo ?
Hono ho'a Fiffi,toa tsy ireo teny ireo no nanombohany ny dinika fa toa teny hafa e? Tsy efa namaly ianareo vao nilaza an'io nadikan'i Fiffi eo ambony eo io izy?
Efa hitanareo fa vao natombony ny dinika dia hita fa dinika handrangitany an'izay tsy mahatanty dia avy ianareo mamaly fa tsy avela ho eo fotsiny ka aiza ary no..? Asanareo koh!samy olon-dehibe samy mahalala ny tokony ataony angamba.
13. nikopol
(
26/06/2007 09:29)
tsy tokony fafana ka ! fa avoaka eto fotsiny ny mail-ny
olona mi-traiter olona kox zany tena efa midepasse fanajana ! na dia hoe rangitra aza ...
sady efa nisy teto io famohahana mail io ry hery a
olona mi-traiter olona kox zany tena efa midepasse fanajana ! na dia hoe rangitra aza ...
sady efa nisy teto io famohahana mail io ry hery a
14. xxx
(
26/06/2007 11:11)
raha tsy marina ilay voalazan'ilay lazaina fa manaratsy tsy hitako izay tokony ampikorapaka ny be sy ny maro. Ao ambany ao aza moa dia misy miteny mihitsy hoe manala-baraka. Tsy tokony hisy baraka afaka izany raha toa iaraha-mahafantatra ny tsy fahamarinan'ilay voalaza. Nefa koa ara-tsiantifika misy ilay hoe "marina mandram-paha voaporofo ny mifanohitra aminy" :P
kalama fotsiny ry zareo a!C'est tjrs la vérité qui blesse. Donc aza blessé!!!8O
Farany: aza valiana tsotra izao izy, resaka kely fotsiny ange no hanombohany resaka dia ianareo no tonga dia mamaly avy hatrany ka mampihititra ny resaka ho lasa lavitra e!
Aleoko manao xxx hatrany fa za dia neutre aloha amin'io. Samy diso dia samy tsy diso ianareo mifamaly amiko.

15. rush
(
26/06/2007 11:17)
xxx:ka inona ary io hoe vérité io e?lazao eto mba ho hita ary!!!
kalama fotsiny ry zareo a!C'est tjrs la vérité qui blesse. Donc aza blessé!!!8O
16. xxx
(
26/06/2007 11:51)
Tsy azoko inona no mampiakatra an'i Rush toa io ? Avereno vakiana ny nolazain'i xxx 26-06-2007 13:11:23 fa toa mandray an-tendrony fotsiny ianao izany.
17. nikopol
(
26/06/2007 13:47)
hoy i xxx 26-06-2007 13:11:23
raha misy milaza fa kox maman'i xxx frustré(e) de ahoana ?
raha tsy marina ilay voalazan'ilay lazaina fa manaratsy tsy hitako izay tokony ampikorapaka ny be sy ny maro. Ao ambany ao aza moa dia misy miteny mihitsy hoe manala-baraka. Tsy tokony hisy baraka afaka izany raha toa iaraha-mahafantatra ny tsy fahamarinan'ilay voalaza. Nefa koa ara-tsiantifika misy ilay hoe "marina mandram-paha voaporofo ny mifanohitra aminy"
raha misy milaza fa kox maman'i xxx frustré(e) de ahoana ?
18. kally
(
26/06/2007 13:50)
xxx:
raha tsy marina ilay voalazan'ilay lazaina fa manaratsy tsy hitako izay tokony ampikorapaka ny be sy ny maro.
Ary i xxx izany anie mody tsy miady tsy miady nefa ny kibay an-kelika ihany e!:^)
Fa ny fanafodiny voalohany angamba dia ny mangina ry namana isany. Izany hoe io moa samy manana ny fanfody mahasitrana azy kanjo fa izay mety aminareo atao e!:lol:
19. xxx
(
26/06/2007 15:30)
:-D :-D ary aleo aho tsy hanohy intsony fa sao tafiditra anatin'ny tsy misy idirako,izao lazain'i kally fa miady tsy miady :-D:-D, aleo aho hande fa mazotoa ianareo e!
20. fasaly
(
26/06/2007 16:18)
xxx:
raha tsy marina ilay voalazan'ilay lazaina fa manaratsy tsy hitako izay tokony ampikorapaka ny be sy ny maro. Ao ambany ao aza moa dia misy miteny mihitsy hoe manala-baraka. Tsy tokony hisy baraka afaka izany raha toa iaraha-mahafantatra ny tsy fahamarinan'ilay voalaza. Nefa koa ara-tsiantifika misy ilay hoe "marina mandram-paha voaporofo ny mifanohitra aminy" :P
kalama fotsiny ry zareo a!C'est tjrs la vérité qui blesse. Donc aza blessé!!!8O
Farany: aza valiana tsotra izao izy, resaka kely fotsiny ange no hanombohany resaka dia ianareo no tonga dia mamaly avy hatrany ka mampihititra ny resaka ho lasa lavitra e!
Aleoko manao xxx hatrany fa za dia neutre aloha amin'io. Samy diso dia samy tsy diso ianareo mifamaly amiko.
8O:roll::arrow: