fafana ny dinika nosoratan'i harinah fa maharikoriko

21. robby ( 26/06/2007 16:40)
bonjour fasaly biz :-*:-*:*:*:*
22. kally ( 26/06/2007 16:49)
Nanao ahoana ry reto ny harendrina toa tsy nisy nitantara?Natsiro ve ny vorontsiloza? Sa monamonain'ny hena kisoa dia kamo hitantara?:lol:
23. matrix ( 26/06/2007 17:45)
fasaly: korazy nenikely a!:?:-* tsy mapiova nao moa izay vavan'i olona any :-*:*:*:*:*
24. fasaly ( 26/06/2007 18:36)
robby, mat.::-D:-D:-D:-D zà nge tsy manin e! biz nkounkou an!:-*:-*:-*
25. maholykely ( 26/06/2007 19:31)
st za ko ary mba gaga ko ahona le hoe mifona harinah voafafa nefa manin reo tsy voafafa sa tianareo ny mijery ny mpanakorontana toy io
26. fasaly ( 26/06/2007 19:38)
ié zay aloha e! nefa ilay iray efa nisy mpamaly ihany koa anefa ...tsy olana fa avelao amzao e! mba misy souvenir:-P
27. Fiffi ( 26/06/2007 20:19)
kally:

Hono ho'a Fiffi,toa tsy ireo teny ireo no nanombohany ny dinika fa toa teny hafa e? Tsy efa namaly ianareo vao nilaza an'io nadikan'i Fiffi eo ambony eo io izy?
de mampiova inn nefa io ? ireo no nolazainy voasoratra ao ! bref.....


28. xxx ( 26/06/2007 20:31)
fita wa ry fiffi ny fanompàna no hita nibaribary tao koa hodiantsy hita....
29. Fiffi ( 26/06/2007 20:45)
zah mba gaga.....ny hafa njay no omena tsiny ve klé !
30. kally ( 26/06/2007 20:47)
Fiffi:

de mampiova inn nefa io ? ireo no nolazainy voasoratra ao ! bref.....



..Ny niova? Tsy narary fo sy nitaraina ohatr'izao ianareo raha tsy namaly ny resak'adalany.:wink:
31. Fiffi ( 26/06/2007 20:49)
:roll:
32. xxx ( 26/06/2007 20:56)
kally : iza moa no nahalala hoe adala ilay iaka....
neverina fa olona azo hiadiankevvitra ka hay taty aoriana be vao fantatry ny hendryizany rehetra izany...mazava angamba izay fa aza tonga dia faly manome tsiny
33. kally ( 27/06/2007 07:08)
xxx:

kally : iza moa no nahalala hoe adala ilay iaka....
neverina fa olona azo hiadiankevvitra ka hay taty aoriana be vao fantatry ny hendryizany rehetra izany...mazava angamba izay fa aza tonga dia faly manome tsiny



Tsara aloha rehefa mazava..ny hoe faly toa tsy dia hitako loatra ny hafaliako ,fa raha nahatsiaro nahazo tsiny i xxx dia tadidio fa tsy izay no tanjoko tamin'ilay resaka:wink:
34. mamzelkely ( 27/06/2007 12:42)
xxx:

raha tsy marina ilay voalazan'ilay lazaina fa manaratsy tsy hitako izay tokony ampikorapaka ny be sy ny maro. Ao ambany ao aza moa dia misy miteny mihitsy hoe manala-baraka. Tsy tokony hisy baraka afaka izany raha toa iaraha-mahafantatra ny tsy fahamarinan'ilay voalaza. Nefa koa ara-tsiantifika misy ilay hoe "marina mandram-paha voaporofo ny mifanohitra aminy" :P
kalama fotsiny ry zareo a!C'est tjrs la vérité qui blesse. Donc aza blessé!!!8O
Farany: aza valiana tsotra izao izy, resaka kely fotsiny ange no hanombohany resaka dia ianareo no tonga dia mamaly avy hatrany ka mampihititra ny resaka ho lasa lavitra e!

Aleoko manao xxx hatrany fa za dia neutre aloha amin'io. Samy diso dia samy tsy diso ianareo mifamaly amiko.


amin'ny mahaolombelona kosa anie mba choqué ihany ny olona hoe olona ts mahalala fiainana de tonga de manaratsy sy manopa ee, ts te hiditra lalina amin'ny le resaka za fa hitako hoe misy marina io lazain xxx saingy amin'ny mahaolombelona ny tena sy ireo olona vôteny ireny de mba marary izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6513