trondro
1. bazylou
(
17/06/2007 20:15)
Niady hono ireto trondro roa, ny 1 trondro be ary ny iray trondro kely. Noho ny ady dia latsaka tanteraka ny mason'ilay trondro kely ary farany aza moa dia tsy tafaverina taoa anaty rano intsony izy fa tavela tery amin'ny plage.. Ary rehefa izany dia nalahelo mafy izy ,,Inona ary no hira natony hoy ianareo ??????
"" Seul sur le sable, les yeux dans l'eau........"""
"" Seul sur le sable, les yeux dans l'eau........"""
novalian'i sympa ny 19/06/2007 20:46
2. Fiffi
(
17/06/2007 20:17)
:-D:-D:-D:-D tsy ratsy kosa an ! :-D:-D heu....nefa :( kosa na de izany aza ...saingy blague ! :-D:-D:-D
4. sympa
(
17/06/2007 23:50)
bazylou :arrow: T^ io kosa aho notena latsaka ny sokako kle [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/MDR-mort-de-rire.gif[/IMG]
7. apache
(
18/06/2007 14:07)
Torak'izany koa ny zavatra nataon'ny Israeliana tamin'izy ireo niampita ny ranomasina mena.
Mosesy : "Asio an'le vazo tout au fond de l'ocean iny analàna làlana eh!!!
- tairo eh!!!!
Mosesy : "Asio an'le vazo tout au fond de l'ocean iny analàna làlana eh!!!
- tairo eh!!!!
11. xxx
(
19/06/2007 08:22)
"Misy trondro vaovao hono hoe: Kilagibasy no a narany , aiz'izy no mipetraka? any anaty rano"
