Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
15/06/2007 06:13)
Raha ianareo no eo am toerako...
Manaona daolo,
Mba mila ny hevitrareo namana fa misy manahiran-tsaina kely! Izao no momba ahy, vehivavy aho, tsy mbola manambady, fa nisedra olana foana teo am fianako ka nanapa-kevitra mintsy aloh...
tohiny
novalian'i princesseN ny 01/08/2007 11:08
LazaDaddy
(
15/06/2007 03:56)
hoy ny lalana
Ahoana ny voalazan'ny lalana Gasy?
- tsimaintsy mankany an-tsekoly ve ny ankizy?
- voarara ve ny sekoly ao an-trano? (Home schooling)...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/06/2007 07:31
LazaDaddy
(
15/06/2007 03:46)
Lasa i Ruth Graham Bell
Maty ny vadin'i Billy Graham izay nanolo-tena tanteraka niaraka t@ vadiny ho an'Andriamanitra sy ny fitoriana ny Filazantsara.
Fa ny manitikitika ny saiko dia toa "secte" ny fiheveran'ny ankamaroan...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 21/06/2007 04:15
rapala
(
14/06/2007 18:12)
trafikan'ankizy .... mampalahelo
Trafikan’olona. Ankizy 43 nisy nangalatra, ny 15 tamin’ireo lasa any ivelany
14-06-2007 / 15:37
Nahatratra 43 ny ankizy nisy nangalatra tao anatin’ny 3 taona, ny 28 tamin’ireo dia tafav...
tohiny
novalian'i rapala ny 25/06/2007 15:29
Bita
(
14/06/2007 17:52)
Tsy ny menarana ihany no fetsy fa rehefa bibilava?
Tany @ tany feno bibilava no mipetraka ireto fianakaviana kely ary vao avy niteraka tsy ela ilay ramatoa. Rehefa @ alina dia tonga ilay bibilava iray mandeha minono @ ilay ramatoa ary rehefa mitomany ...
tohiny
novalian'i Bita ny 19/06/2007 17:13
fasaly
(
14/06/2007 14:50)
wéééééééééééééé!
faly miarahabé anareo dool ndray ny mpiforum raika mafàna fo ooooô!
de eto indray izany tsy tsy ankiala ô!
biz be daholo nareo fa ny feu de l'amour mitohy ihany:wink::-*:-*:-*:-*:-*:^)...
tohiny
novalian'i sympa ny 27/06/2007 16:28
hfr
(
14/06/2007 13:57)
tearano:hoy aba
mba mitady ny tononkiran'ny TEARANO ilay mitondra ny lohateny hoe "hoy aba" misaotra:lol:...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/06/2007 20:46
hery
(
14/06/2007 13:27)
Takelaka hafan'ny serasera
Fantatrareo daholo ve ny takelaka hafan'ny serasera? Misoratra eo amin'ny [url]http://namana.serasera.org[/url] daholo izay tadidiko :-)
[img]http://farm2.static.flickr.com/1423/547786095_583b8e1f5...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 15/06/2007 18:19
xxx
(
14/06/2007 12:40)
ha!ha!ha!iiiiiiiiiiii
hahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahhahahahahahahahahahahahahahahahahahaha!:miam:...
tohiny
novalian'i bidagda ny 22/06/2007 11:18
tezitra
(
14/06/2007 12:36)
Ravalo, investisseur, BAISE LA MAIN QUE TU NE PEUX PAS COUPE
Ravalomanana, investisseurs,populisme, jeu sur le sentiment popilaire
"Baise la main....peux pas encore coupé" PROVERBE ARABE
1)Pkoi ce colère :
Radidy a utilisé ça,
mpanjanatany= mp...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 18/06/2007 01:28
booboo
(
14/06/2007 11:58)
an-tsary
Ary androany mihitsy vao hitako hoe misy an'io kay :°). Milaaaaaaaaaaaaaay beeeeeeeeeee aby ny sary fa misaotra ê ...
Hono ho'aho, tsy afaka asiana commentaires ve izy aby aby ? na commentaires m...
tohiny
novalian'i fasaly ny 18/06/2007 13:03
romajoks
(
14/06/2007 10:27)
anirotra
saika mba itady ny tononkira any rebika mitondra ny lohateny oe: ANIROTRA misaotra...
tohiny
novalian'i melody ny 15/06/2007 21:56
Fiffi
(
14/06/2007 09:29)
Taovan-kena sy henam-biby no entin'ity lehilahy ........
Tratra ilay dokotera mpandidy sandoka
Taovan-kena sy henam-biby no entin'ity lehilahy nilaza azy ho dokotera mpandidy namitahana ireo olona nodidiany.
Noraisin'ny zandary fotsiny, teny Ando...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/06/2007 11:43
bobone
(
14/06/2007 07:02)
Atra de fitiavana
Atra de Fitiavana ary izay rehetra haterak\'Atra de tia!
de lasa hoa ny saiko , tsy mande lavitra isika ato anivon\'ny sera ihany!!! matoa ny olona iray manoratra ho anao de efa fitiavany anao manoka...
tohiny
novalian'i bobone ny 17/07/2007 07:07
ari.malala
(
14/06/2007 06:34)
bokin'ny Salamo
Miarahaba indray,
Mba naika hametraka fanontaniana indray aho , fa rehefa namaky ny bokin'ny Salamo aho dia nahita ireo teny toy ny hoe selà, dia tsy azoko hoe inona kay ny dikan'ireny teny kely i...
tohiny
novalian'i cutie ny 13/07/2007 19:17
Jeankely
(
14/06/2007 05:57)
Fomban'ny lasa adala no manao ny hendry ho hafahafa
Isiaka indray aloha dia hiafandrangitra eto ary izay iray leo. Ny adala rehefa mihetsika dia ny hendry no tadiaviny velisina. Mila tandrina raha sendra ny adala. Izay tian'ny adala tenenina dia lazain...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 18/06/2007 01:34
majesty
(
14/06/2007 05:25)
ny Kristiana sy ny "Peine de mort"
Lasa mirongatra be ny hala-jaza aty Mada,ny antony dia tsy fantatra marina fa araka ny fanazavan'ireo mpitandro ny filaminana dia eny Ambohidratrimo eny no hanateran'ireo olona ny zaza nangalariny (ts...
tohiny
novalian'i cutie ny 05/07/2007 20:07
anjac
(
14/06/2007 04:12)
asa ianao-black jack's
Mba sao dia misy mahay ilay hiran'i black jack's iny e! le oue asa ianao raha ohatr'ahy...
fa ny ahy ny fahoriako sy ny fijaliako tsy itairainako velively ......
tohiny
novalian'i sekabe ny 08/07/2007 14:14
lo
(
14/06/2007 02:01)
mampitandrina ny investisseurs hoe?
lasa resabe ilay hoe mampitandrina ny investisseurs ny filoha momba ny fitsabahana amin'ny raharaham-pirenena malagasy.
Marina tokoa fa manana ny fiandrianam-pireneny i Madagasikara, ary tsy tokony b...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 18/06/2007 01:42
LazaDaddy
(
14/06/2007 01:12)
Shimon Peres
Lasa filohan'i Israely i Shimon Peres. Ahoana ny hevitrao?...
tohiny
novalian'i cutie ny 15/06/2007 01:32
