Lasa i Ruth Graham Bell
1. LazaDaddy
(
15/06/2007 03:46)
Maty ny vadin'i Billy Graham izay nanolo-tena tanteraka niaraka t@ vadiny ho an'Andriamanitra sy ny fitoriana ny Filazantsara.
Fa ny manitikitika ny saiko dia toa "secte" ny fiheveran'ny ankamaroan'ny Gasy an'i Billy Graham. Inona ny antony?
Fa ny manitikitika ny saiko dia toa "secte" ny fiheveran'ny ankamaroan'ny Gasy an'i Billy Graham. Inona ny antony?
novalian'i ikaretsaka ny 21/06/2007 04:15
2. ikaretsaka
(
15/06/2007 05:00)
satria nahafeno ilay criteria rehetra nofaritantsika hatrany ambolohany hoe inona ny secte!
Soa fa notsilovin'ny fanahy masina ny malagasy
Soa fa notsilovin'ny fanahy masina ny malagasy
4. ikaretsaka
(
15/06/2007 05:27)
mbola azo atao hoe olana sy sakana tokoa ilay izy, satria mbola betsaka amin'izy ireny no mbola manimba ny fiaraha monina, sy ny olona adeptes aminy!
(tsy idirako lalina io fa angamba samy mahatsapa izany aby fa betsaka no mody fanina )
(tsy idirako lalina io fa angamba samy mahatsapa izany aby fa betsaka no mody fanina )
5. LazaDaddy
(
15/06/2007 05:41)
ikaaretsaka> izaho aloha tsy namaritra an'izany criteres izany fa ianao no nanao izany. Fa inona ny critere ilazan'ikaretsaka fa secte i Billy Graham raha tsy mahadiso?
6. ikaretsaka
(
15/06/2007 06:07)
efa diska loaka be io ary efa niparitaka teto momban'ny free masons.. fa averiko, ary azonao ny mijery librairie sy bibliotheques hanampy anao betsaka kokoa momban'ny free masons sy ilay grades bedebe an-dry zareo ireny.
Free mason (Franc macon) i Billy
On Thursday 2nd of May 1996 Billy Graham and his wife Ruth received the Congressional Gold Medal - the highest honor which Congress can bestow upon a citizen - in the Rotunda of the US Capitol in Washington, D.C.
To most people this is just another award that the Graham's are deserving of, but upon research, they reveal that all the people who gave that award to him are all powerful 33rd Degree Freemasons.
List Of Freemasons Who Have Worked For Billy Graham
William M. Watson - Director of the Billy Graham Evangelistic Association. He is a Freemason and also a member of the development council of Masonic run and founded Baylor University. (Billy Graham received a Baylor 'Masonic' Award)
He also was a member of the advisory council to the Southwestern Baptist Theological Seminary in Ft. Worth which had at least 3 Freemasons on its board of trustees, and likely more.
David M. McConnell - Director of the Billy Graham Evangelistic Association.
David is also a Freemason. He was also U.S. ambassador to the United Nations.
Arthur Lee Malory - Co-Chairman of the Billy Graham Crusade Advisory Committee for the 1973 St. Louis Crusade. Arthur is a 32° Degree Freemason and a deacon in the Southern Baptist Church.

7. LazaDaddy
(
15/06/2007 06:13)
ikaretsaka> izao aho vao naheno an'izany hoe Free mason izany i Billy. Misaotra anao fa dia hanadihady an'io aho fa liana te ahafantatra
8. ikaretsaka
(
15/06/2007 06:19)
Ary hanampiako azy dia izany no nahatonga ny' akamaroan ny Gasy nihevitra fa secte izy!
Voavaly ny fanontaniana!
Voavaly ny fanontaniana!
9. LazaDaddy
(
15/06/2007 06:22)
ikaretsaka> vao avy nanadihady sy niantso an-tariby aho izao fa tsy mitombina ireny fanendrikendrehana an'i Billy Graham ireny. Tsy mpikambana ao @ Free Mason velively i Billy Graham fa fanasoketana fotsiny io.
12. marozevo
(
15/06/2007 07:46)
ie.... tsy ny Malagasy ihany no milaza fa secte izy, fa ny rehetra mihitsy, afa-tsy ny amerikana angaha. Nefa manova inona aminy moa ny fiantsoana azy hoe sectes na ny filazana fa tsy secte izy.
Miezaka mitory izy, heveriny fa adidiny izany ary tsy diso amin'izany izy. Ny fandraisana izay toriany dia adidin'ny tsirairay, ka izay efa mitombina amin'ny finoana misy azy dia tsy taitra aminy.
Miezaka mitory izy, heveriny fa adidiny izany ary tsy diso amin'izany izy. Ny fandraisana izay toriany dia adidin'ny tsirairay, ka izay efa mitombina amin'ny finoana misy azy dia tsy taitra aminy.
13. vahiny2004
(
15/06/2007 08:30)
ny ahy izao ny fiheverako ny secte dia ireo izay manambaka ny hafa (soutirer de l'argent) @ fomba an-kolaka ka mampiasa ny fivavahana @ izay but -ny izay. Ka asa raha nanao an'io Billy Graham
Anisan'ny tsapako fa manampy ahy t@ finoana koa anefa nyz avatra lazain'ingahy io
Anisan'ny tsapako fa manampy ahy t@ finoana koa anefa nyz avatra lazain'ingahy io
14. marozevo
(
15/06/2007 08:35)
Ny tena dikan'ny hoe "secte" aloha, raha ny fahafantarako azy, tsy dia hoe mpanambaka na mitady vola an-kolaka foana e... mety mitranga izany fa tsy général.
Araka ny hevitro dia "secte = separé". Nefa par rapport à qui ?
Any ho any efa misy fanazavana, izay heveriko fa mahalaza azy tsara, nataon'i Hery.
Araka ny hevitro dia "secte = separé". Nefa par rapport à qui ?
Any ho any efa misy fanazavana, izay heveriko fa mahalaza azy tsara, nataon'i Hery.
16. caprio
(
15/06/2007 10:12)
De mbola tsy mazava @nareo foana ve ny atao we secte,kanefa efa mandeha matetika eto ny momba an'io,fa ny fihevitrareo zany de ireo atokom-pivavahana ato we secte ireo dia ratsy avokoa. Raha araka ny fandinihintsika t@io dinika io dia ny atao we secte dia ireo izay tsy mankasitraka ny fitondrana nisy teo @ireo fiangonan-dehibe,ka lasa namorona fianarana iray sy mampihatra ny zavatra fantany ao anaty baiboly,de tahaka an-zany koa Jesosy kristy,izy dia tsy nankasitraka ny fiangonan-dehibe sady nanohitra foana ireo fariseo sy mpanora-dalàna tao anatin'izany fiangonan-dehibe zany,zany we afaka miteny tsika fa ireo koa dia nihevitra an'i Jesosy ho secte,satria raha dinihina dia Jesosy dia teny an-dalàmbe no akabetrahan'ny toro-teny nataony,de tsy hafa fa tahakan'ny ataon'ireo mpitoriteny lazain-tsika fa secte ireo,koa zay no lazaiko we diniho sy eritrereto tsara kaloha we inona marina ny atao we secte,mifanohitra @baiboly ve
17. gasynamana
(
15/06/2007 12:23)
Izany ve de olana e! Ra namaky teto aho zao de naita fa LazaDaddy de secte.
Asaivo hazavainy amin'izay ny atao hoe secte, satria izy anisany.
Asaivo hazavainy amin'izay ny atao hoe secte, satria izy anisany.
18. LazaDaddy
(
15/06/2007 13:15)
caprio> misaotra anao fa kay tokoa moa i Jesoa aza nantsoina ho "secte". Dia i Paoly sy ny apostoly koa nantsoina ho "secte".
gasynamana> secte koa aho raha izany fa i Jesoa aza izy :)
gasynamana> secte koa aho raha izany fa i Jesoa aza izy :)
20. marozevo
(
15/06/2007 16:38)
Tsy ao amin'ny baiboly loatra angamba no tena mety hahitana ny hevitry ny hoe "secte" fa ao amin'ny tantaran'ny Fiangonana sy ny tantara nipoiran'ny antokom-pivavahana tsirairay. Dia amin'izay samy mitsara tena hoe secte ve ny Fiangonako.
Ndao ary hoe samy hamantatra ny tantaran'ny Fiangonana misy antsika avy isika.
Raha ohatra manko ka mba tafiditra ao anatin'ny faniriantsika ihany ny hoe "aoka mba ho iray izy rehetra", dia ny mandalina ny finoana misy ny tena aloha no tokony hatao voalohany fa tsy ny milaza hoe : "Ny an'ialahy secte fa ny ahy tsy secte - na ny hoe ialahy mitory eny an-dalam-be fa izahay mitory eny an-tsena na any am-piangonana".