Lasa i Ruth Graham Bell

21. Fiffi ( 15/06/2007 19:30)
http://translate.google.com/translate?hl=fr&sl=en&u=http://en.wikipedia.org/wiki/Ruth_Graham&sa=X&oi=translate&resnum=4&ct=result&prev=/search%3Fq%3DRuth%2BGraham%2BBell%2B%26hl%3Dfr
22. marozevo ( 15/06/2007 20:05)
Misaotra nanolotra an'io. Misy teny manaitra ahy ao.
".... fondée par son père". Io izao raha ny hevitro, dia tena secte satria izy no nanorina azy avy amin-na finoana iray efa nisy.
Asa anefa fa mba hevitro fotsiny iny.
23. vahiny2004 ( 15/06/2007 21:40)
raha azoko tsara izany dia tsy misy co-notation négative ilay hoe secte ,fa juste hoe nisaraka t@ fiangonam-be fotsiny (catholique , protestant ) ?

Ka ny protestant izany azo atao hoe secte n'ny katolika satria nisintaka t@ katolika izy raisina ho fiangonana tany am-piandohana ?
24. marozevo ( 15/06/2007 22:49)
ie.... araka ny hevitro dia izay koa.
25. cutie ( 15/06/2007 23:35)
Ka ny protestant izany azo atao hoe secte n'ny katolika satria nisintaka t@ katolika izy raisina ho fiangonana tany am-piandohana ?

zay mitsy :lol:
26. LazaDaddy ( 15/06/2007 23:51)
mampatsiahy ahy ny "Fariseo" sy i Jesoa, Ny Sanhedrin sy ny Apostoly.

Hoy i Paoly tamin'ny fitsarana azy:
"Je t`avoue bien que je sers le Dieu de mes pères selon la voie qu`ils appellent une secte"
27. ikaretsaka ( 16/06/2007 15:58)
fa i Paoly nahafantatra ny ninoany,fantany tsara ny fototra ninoany na tara aza izy vao nino, niaraka t@ ilay naorin'ny Tompo teo @ Piera, nitambatra t@ apostoly, nanontany an'i Piera sy nanao tatitra sy naka ordre tany izy, ary tsy nisaraka t@ ireo ka nanao ny azy manokana...
izay no naha samihafa azy tanteraka!
28. marozevo ( 16/06/2007 19:16)
Misy hevitra somary adaladala ity :
Nisy izany finoana iray voalohany, dia izay niala tamin'iny dia secte, dia lasa lehibe io secte io ka tsy atao hoe secte intsony. Dia misy miala indray amin'io dia secte, dia lasa lehibe dia misy miala, dia secte indray.... ainsi de suite....

Hevitra adaladala ihany....
29. cutie ( 16/06/2007 20:10)
marozevo:-D
30. marozevo ( 16/06/2007 20:28)
Fa ahoana le !....
31. cutie ( 16/06/2007 20:33)
tsy misy maharatsy an'zany nge ry marozevo na adaladala aza le hevitra refa tsy mivarina any @fanaovan-dratsy sy fitaoaman-dratsy fotsiny e:lol:
32. marozevo ( 16/06/2007 20:37)
Dia mampihomehy be mihitsy ve ? Mba ataovy toy izao :) fotsiny e.
33. cutie ( 16/06/2007 20:40)
samihafa reo koa :lol:
34. marozevo ( 16/06/2007 20:42)
Raha tsy samihafa ve hangatahiko hovaina e...
Ary hono ho'aho ! Ary toa isika mianadahy irery sisa eto.
35. cutie ( 16/06/2007 20:44)
samihafa ny dikany koa
refa tena mampime de le ray no ataoko
refa mampitsiky fotsiny de le io :lol:
36. marozevo ( 16/06/2007 20:46)
Ary rehefa io :oops:dia inona
37. cutie ( 16/06/2007 20:50)
de menatra koa :-D
38. marozevo ( 16/06/2007 20:52)
Tara kely aho vao afaka nanoratra fa mbola nijery ny mombamomba anao.:idea:
39. cutie ( 16/06/2007 20:55)
fa manin no nojerena
lainga daholo ny any :-D
40. marozevo ( 16/06/2007 20:59)
Fa angaha tsy azo jerena ! Io ary ilay efa nahiako. Mampalahelo be za oh ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0083