Lasa i Ruth Graham Bell

61. niryna ( 18/06/2007 04:59)
Ny fanomezam-pahasoavana nomen'Atra azy rehetra no azoko ho lazaina kely.Manao fanangonana zavatra ho an'ny mahantra ny zanany lahy ka alefa any amin'ireny firenena mahantra ireny.Isaky ny faran'ny taona ary tena betsaka mihitsy satria saiky manome daholo ny fiangonana rehetra.Rehefa mitory teny ny vadiny dia mahatratra ho 75.000/andro X 3 no tonga manatitrika ny fitoriany teny.Toerana iray fotsiny io an.Maro tokoa ny olona manantona an'Atra amin'izany ary mizara boky ho an'ireo manantona sy manaiky an'Atra ho Tompo izy hianarany.Tsy mangataka vola izy fa afaka manantona sy miantso ny olona raha misy fanontaniana.Ny zanany vavy koa dia voaantso ho mpanompon'Atra rehefa nijaly mafy tamin'ny fanambadiana.
Izay fahasoavana nomen'Atra azy no tokony ho zaraina fa tsy ny hoe izao izy na tsy izao.Asa aloha e !
62. ikaretsaka ( 18/06/2007 05:03)

io no tsy azoko koa... tsy maintsy mijaly sy manana olana foana ve vao voaantso?
63. ikaretsaka ( 18/06/2007 05:07)
azafady fa diso fanindry
Ny zanany vavy koa dia voaantso ho mpanompon'Atra rehefa nijaly mafy tamin'ny fanambadiana.

tsy maintsy hoe misy sedra sy fijaliana foana ve vao voaantso?

io lazain'i niryna io koa ve tsy resaka clientelisme: sanatria lasa showtime sy azahoana kil (fans) ilay izy...
64. niryna ( 18/06/2007 05:25)
ikaretsaka:

azafady fa diso fanindry
Ny zanany vavy koa dia voaantso ho mpanompon'Atra rehefa nijaly mafy tamin'ny fanambadiana.

tsy maintsy hoe misy sedra sy fijaliana foana ve vao voaantso?

io lazain'i niryna io koa ve tsy resaka clientelisme: sanatria lasa showtime sy azahoana kil (fans) ilay izy...

Mitantara fotsiny aho fa olona nijaly mafy ilay ramatoa ka tamin'izy nitory teny no nanambara ny nahazo azy.Fijoroana vavolombelona izany no tiako ho tenenina,tsy ho voatery hijaly daholo va voaantso ny olona ka,marina ny anao.

65. ikaretsaka ( 18/06/2007 05:33)
ah ok! misaotra fa mazava!
66. gasynamana ( 18/06/2007 08:45)
"Dia niantso ilay jamba teo aloha indray izy ka nanao taminy hoe: Omeo voninahitra Andriamanitra; izahay mahalala fa mpanota izany Lehilahy izany. Fa izy namaly hoe: Tsy fantatro na mpanota Izy, na tsia; zavatra iray loha ihany no fantatro; jamba aho teo aloha, fa mahiratra aho izao...Ary namaly ireo ka nanao taminy hoe: Tena teraka tamin'ny ota ialahy, ka ialahy indray va mampianatra anay? Dia noroahiny izy...Hoy Jesosy taminy: Raha jamba hianareo, dia tsy ho nanan-keloka; nefa hoy hianareo ankehitriny: Mahiratra izahay; dia tsy afaka ny helokareo." Jaona 9:24-25;34;41

De noho ianao milaza ho mahiratra tokoa ralazaDaddy dia jamba ianao. Tsy mahita afatsy sosy sisa fa very ilay Je.:-D:-D:-D
67. marozevo ( 18/06/2007 21:10)
Aza atao an'izany moa izy e...
68. ikaretsaka ( 20/06/2007 03:27)
mba milaza ny heviny kosa ny olona ko
raha hendry izy dia mandinintena hoe maninona no ataon'ny olona an'izany
69. marozevo ( 20/06/2007 18:41)
Mba fiangaviana ny ahy kooo... nefa rehefa tsy mety dia aleo ary atao an'izany indray izy e...
70. LazaDaddy ( 20/06/2007 23:39)
ikaretsaka:
mba milaza ny heviny kosa ny olona ko raha hendry izy dia mandinintena hoe maninona no ataon'ny olona an'izany
Marina ny anao fa izaho aza mba gaga ry ikaretsaka :)


71. ikaretsaka ( 21/06/2007 04:15)
dia mila mandinin-tena amin'izay
http://www.jesuits.ca/Prayer/examen_of_conscience.php misy torolalana kely @ teny angalisy

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0077