Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
Jeankely ( 12/06/2007 05:55)
Tsy vao izao fa ara-tantara mihintsy no voa i Madagasikara
Raha raisina ny fanjakan'andriana tamin'ny afovoantany dia na nanao ny betsimitatatra aza amiko azo lazaina tsy ampy raha mihoatra ny zava-bitan'ireo fanjakana andriana tamin'ny tany hafa. Raha ny mpa... suite
répondu par Jeankely le 13/06/2007 07:24
xxx ( 12/06/2007 05:51)
mila torohevitra
miala tsiny ra toa ka manao xxx na dia problema tsy de mila anaovana xxx aza ity arosoko ity izao dia miaraka amin'na olona 1, vehivahy aho, izao anefa dia naharay invitation ny fiancailles-ny ex-... suite
répondu par xxx le 15/06/2007 09:21
Zazala ( 12/06/2007 01:37)
Mahate hilaza hoy i Malza
Madiva hifarana ity ny enim-bolana voalohan'ny taona 2007. mangina ny feon-dakolosin'ny katolika taorian'ny "roaka mompera" nahazo ny misionera, ka ny FJKM no tompon'ny laka, itobahan'ny fanomezana av... suite
répondu par Jeankely le 13/06/2007 01:50
rrgmt ( 11/06/2007 21:46)
AHOANA KOA NY FIHETSIK'I SARKOZY tamin'ny vaovaoandroany iny
:roll:Niala tsiny izy fa tara fa niaraka an'i Poutine hono, toa sahalan'ny mamo ?:^)... suite
répondu par diamondra27 le 18/06/2007 06:27
maintsokely ( 11/06/2007 21:15)
Iza no efa nandefa entana (colis) tamin'ny Walexport ?
manao ahoana daholo, Sao dia efa nisy nandefa colis tamin'ny société Walexport ianareo ? (dégroupage maritime ?) dia inona avy no natao, ahoana no fandraisana azy any dago ? Ohatran'ny intéress... suite
répondu par maintsokely le 18/06/2007 14:26
pissoa ( 11/06/2007 20:54)
blaogy.org : Rohy hafa
Manahoana Aiza kay ny tokony ovaina mba hitranga ao amin'ny blaogy ny sokajy hafa amin'ny rohy ? Nanisy sokajy vaovao za dia tsy miseho any amin'ny blaogy ilay izy fa ilay efa default tao ihany ... suite
répondu par pissoa le 12/06/2007 05:09
nikopol ( 11/06/2007 20:54)
Raha mba mety
Mitady mpanao ody fitia mahay ... suite
répondu par sympa le 29/06/2007 12:07
diamondra27 ( 11/06/2007 16:56)
za zany malahelo an'i
kala,cathy,mimoza,fasaly,bellla, innorky,rebecca HM,cosabuena,radoko,kitjo,totofy,loliony sns mbola be de be le namana fa andraso kely aloha fa lasa aiza doly aza ry zareo ... suite
répondu par sympa le 27/06/2007 21:30
toovs ( 11/06/2007 15:27)
ny fahaizan'ny mpitondra sasany fitantanana
Tao am gazety tribune ka asa na marina na tsia fa hoe: Tsy misy mihitsy ny mangarahara amin'ny fandaniam-bolam-panjakana, ka na dia mangataka fanazavana ny nampiasana ireny aza izahay olom-boafidy, ... suite
toovs ( 11/06/2007 15:21)
sécurité routière
hoy ny gazety tribune hoe : Port de ceintures de sécurité, interdiction de téléphone à la conduite ainsi que celle des vitres fumées pour les automobilistes, éclairage obligatoire pour les bi... suite
répondu par Fiffi le 17/06/2007 11:44
diamondra27 ( 11/06/2007 12:44)
dons
mitovy daholo ireo fa samy hafa raha tsy hainao ny fihaviany dia mety avy @ satana izay na ampiasain'ny satana le olona ohatra don de guerison: misy mahay manasitrana raha entiny hanasoavany ... suite
répondu par marozevo le 19/06/2007 21:53
sympa ( 11/06/2007 11:58)
Mitomany ny foko........!
Miala tsiny ry reto raha manoratra ity za fa otrany tena marary be mintsy ny foko ato. Nisy topic izay nijereko tao @ forum iray izay izay mitovy @ serasera ity ihany fa @ teny vazaha le izy. Na... suite
répondu par sympa le 06/07/2007 09:36
zaagasse ( 11/06/2007 11:04)
samy tia nefa mifanohitra toetra
lehilahy a ary niarakat@vhviray nandritry ny 4taon tiako izy ary izy tia ahy ny olana de izy tsy ahitana hevitra rehefa miresaka.manitsy azy a sy mampianatra azy de tsy ao mihitsy izy tsy misy azony n... suite
répondu par zaagasse le 06/08/2007 12:46
Fiffi ( 11/06/2007 10:27)
humm........miainga any ny Mahaleo zandriny eeh ! milay an !
tena mitsiky fotsiny Dama an ! mahavita azy ny zandriny eh ! (raha mihaino fotsiny fa tsy mijery de tena voafitaka fa ohatran'hoe ry Mahaleo mihintsy no mihira azy an!) http://www.dailymotion.com/rel... suite
répondu par Fiffi le 11/06/2007 19:03
ratonga ( 11/06/2007 09:54)
omaly-tolakandro
http://www.dailymotion.com/relevance/search/vazo/video/x1qk6l_mahaleodama-franciaomaly-tolakandro... suite
répondu par Fiffi le 13/06/2007 19:11
soaihany ( 11/06/2007 09:45)
Hiverina@ Indulgence indray
Miarahaba antsika mpiserasera rehetra ahoana ilay hatreha mahefa miamboha mahavita ity indray angaha le kely tsy azo dominena intsony; dia haverina eto koa va ny indulgence satria miditra hatramin ny ... suite
répondu par marozevo le 15/06/2007 09:04
rebecca ( 11/06/2007 07:55)
fetin'ny fahaleovantena - Allemagne
Asabotsy 30 Jona manomboka amin’ny 06 ora hariva : hisakafo sy hitotorebika ny Malagasy sy ny fianakaviany miaraka amin’ireo Sakaizan’i Madagasikara sy Havan-tsy mahafoy. Ny toerana : ao amin... suite
répondu par Bita le 19/06/2007 17:38
rurik ( 11/06/2007 07:35)
Momban'ny maso
Manahoana daholo , saika mba hanotany we ry namana efa nandeha teto ty fanotaniana ty fa efa voafafa dia tsy hitako tsony. aiza angaha no misy dokotera afaka mitsabo maso we mba tena mahay ao madaga... suite
répondu par rurik le 19/06/2007 08:33
keir ( 11/06/2007 06:47)
loso anao North¢er
:oops:... suite
répondu par cute le 15/06/2007 20:55
xxx ( 11/06/2007 05:35)
Inona ny finoana misy anao,Protestanta sa Katolika sa ...?
Misy nosy tany iray izay,ny mampiavaka an\'izy io dia ny mponina ao aminy,izay iray finoana avokoa (\"kristiana\" tsy ho lazaiko ny finoany);ka ny mahagaga ao amin\'io nosy io dia tsy mba ahitana fonj... suite
répondu par marozevo le 23/06/2007 22:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8159