samy tia nefa mifanohitra toetra

1. zaagasse ( 11/06/2007 11:04)
lehilahy a ary niarakat@vhviray nandritry ny 4taon tiako izy ary izy tia ahy ny olana de izy tsy ahitana hevitra rehefa miresaka.manitsy azy a sy mampianatra azy de tsy ao mihitsy izy tsy misy azony ny ampianariko azy.nanenjika ahy ny havany satri za hono maditra niaritra anzany izy.za moa no voalohampitiavany tianray aman_dreniny a saingy halany aty aoriana nisaraka izahay ny antony de nampirafy izy zanefa no mpanao io fomba io teo aloha.vita ny fianarako dia nanohy taty andrenivohitra aho de lasandry zalahy izy. io miaraka aminy io nefa promotion teo aorinako.hoanareo sipa ny bandy ve rehefa mahay mampiresaka de babonareo sa ny lavitry ny maso lavitry ny fo.ny olana teo aminay koa dia ny elanelana eo @ara tsaina sy arapinoana izy katolika za protestant omeo vahaolana aho aona no fanadinoko azy sa tokony hiverina aminy za anefa tia azy no sady entin'ny hambo fa lhl e lazainy fa nampijaly azy aho nefa tiany hono aho complexé ve izy.nianatra kung fu aho ary te hampiseho ny fahaizako amin'ny rafilahiko nefa ny fitsipika de oe mandefera,hatraiza anefa?lasa mandrangitra azy foana aho ary te hila gafy nefa mahatsapa fa tsimety zany.manana sipa aho tstiako nefa io satria par raison no iarahanay fa tsy par sentiment ampio e
répondu par zaagasse le 06/08/2007 12:46
2. nikopol ( 11/06/2007 11:34)
da metimety zany tananao zany zaagasse.:lol:
le sipa par raison no ataovy difotra be
3. Fiffi ( 11/06/2007 12:20)
nisaraka izahay ny antony de nampirafy izy zanefa no mpanao io fomba io teo aloha
de samy nanao zany nareo koh ! nanao vengence izy zany ?
hoanareo sipa ny bandy ve rehefa mahay mampiresaka de babonareo sa ny lavitry ny maso lavitry ny fo
heu.....tsy ny sipa rehetra kosa no manaoan'zany an ! tsy nahandry anao fotsiny de zay fa tsy hoe....sady sao kosa aza tsy de tena tia anao tahaka ny nitiavanao azy izy ?
ny olana teo aminay koa dia ny elanelana eo @ara tsaina sy arapinoana izy katolika za protestant
iza no nanisy olana tam io ? enao sa izy ? sa ny RAD-ny ? raha ny RAD-ny manko de:-w:-w:-w na izy...satria firifiry ny olona miaraka , mivady mihintsy nefa tsy mitovy fa tahak'zao ?
omeo vahaolana aho aona no fanadinoko azy sa tokony hiverina aminy za anefa tia azy no sady entin'ny hambo fa lhl e
de asanao koh ! ka hitondra ho aiza nefa zany hambo zany eh ?
manana sipa aho tstiako nefa io satria par raison no iarahanay fa tsy par sentiment ampio e
enao kosa zany mitaraina nefa hay manana sia hiany ? sa ve hoe fy ny eroa de.....:?:
4. xxx ( 11/06/2007 12:29)
Samia maka ny fiainany razoky a. Tiavo ilay amizao raha tsy izany iaraho aloha mandram-pahitan'izay tena tiana. Ilay taloha, tantara efa lasa dia aza fohazina intsony. 8)
5. diamondra27 ( 11/06/2007 12:32)
Maninona mi-culpabiliser zany e,
c'est l'amour y a tjrs du chagrin

tsy hoe: nisy bandy mampiresaka fa raha io lazainao no dinihina de
1: misy ny zavatra tsy itovizana=finoana
2: enao nampijaly de mba nahita izy de votsotra enao
3: tokony nomenao toky ihany izy na de mifanalavitra aza nareo satria tsy voatenyizany tao @ le zistoara, ny vhv manko mila toky refa tia mba ahafahany mandray décision
4:mety hoe: coup de foudre ngamba le bandy?
5: aza manao vazansy zany fa mahazo ny anjaranao foana enao
mahereza de tonio tsara ny fo de tohizo ny kung fu
de tiava ny fahavalonao, raiso namana ry zareo raha tantinao fa raha tsy tantinao de alaviro satria manome hevi-dratsy anao
6. karinah ( 11/06/2007 12:38)
zaagasse: ny ambom-po anie tsy mitondra mankaiza fona e :°), sady ianao no diso nampirafy ilay olon-tinao izany, ka mahafaty anao ve ny milaza aminy fa tsy mahafoy anazy enao, ary efa nahatsapa ny fahadisoana? tsisy mangataka voan-tahamaina hono!:lol:, amiko ny fiarahna resaka raison izany tsy mahasambatra, :°), anefa raha toa ka mbola manaiky anao ilay olontinao voalohany dia andehana mifona any aminy! tsy mahafaty ny mahatsapa ny hadisoana!!
7. Imahaka ( 11/06/2007 12:53)
izany ve ry karinah? 8)
8. karinah ( 11/06/2007 13:02)
Imahaka: tena marina izany koh! tsy izy ary ve no diso voalohany?:roll:
9. sitlo ( 11/06/2007 13:26)
Eo izy ampirafesina koa tsy eo vao:
aza manahy
za hanohitra an'izay fakampanahy.
:-D
Dia mbola tsy leom-boan'anana koa dia mba misy tia an'ialahy amin'izao dia mbola kianina koa hoe par raison, avy eo lasan'olona indray iny dia hoe za efa aikido :-D, mila matotra kely letsy eh
10. sechat ( 11/06/2007 13:35)
sitlo> :-D
11. karinah ( 11/06/2007 13:36)
:-D:-D:-D:-D
12. patrick2002 ( 11/06/2007 13:38)
mitoto koba hatavy lesy ah!
13. Fiffi ( 11/06/2007 13:41)
sitlo:

Eo izy ampirafesina koa tsy eo vao:
aza manahy
za hanohitra an'izay fakampanahy.
:-D
Dia mbola tsy leom-boan'anana koa dia mba misy tia an'ialahy amin'izao dia mbola kianina koa hoe par raison, avy eo lasan'olona indray iny dia hoe za efa aikido :-D, mila matotra kely letsy eh
hummm.....=D=D=D sitlo ! tena marina kosa aloha io nolazaindry io an !


14. la ( 11/06/2007 15:54)
Zao zaagasse a!
-Ilaina mandefitra nefa atramin'izay zaka ihany fa fiainana mbola lava aleo zao mbola pisipa zao de misaraka refa ita fa mifanadala fotsiny toy izay refa misy zaza
-Na lavitra aiza na aiza refa mifankatia sy mifanaja de zay maharitra fona io fa na mifakahita isaky ny 1segondra aza refa tsy mahay mifanaja de misaraka fona no iafarany fa tsy hoe tsy anjara akory fa iniana atao
-Ngamba sode torabato miverina ny mahazo anao satria enao ary mba nampirafy azy taloha de mba mahita koa izy zao de mba avelao izy iaina ny fiainany de enao koa efa nahita de iaino ny fiainanao fa aza de varina manadala zanakolona fona. MIRIORIO FONA nge NY ANGIDINA FA ANY ANKADY FONA NO IAFARANY e!
-Nareo bandy mantsy refa sendra ny sipa tsotra sy mandefitra "midingindrambo" ery hoe tena mavita azy, fa refa sendra ny sipa mazaka anareo de mibababa amizay hoe aona
Fehiny de soa ny lavo ahay amindra e! soa koa ny kenda ahay itsako tandremo so de in2 mahita ny maizina fa mba miovà amizay; ary refa tsy zaka tsony le mandefitra de tsara ny misaraka fa efa kotin hoe niala nenina e!! fiainana wa mbola lavitra:):( sady mapalaelo enao nefa zay koa ngamba le todim-pitia e
Maztoa an
15. kallie ( 12/06/2007 06:59)
sitlo> Eka ouzzzzz
16. Jeankely ( 12/06/2007 08:23)
Aza marari-mpitiavana izany Ra-zaagasse e. Rehefa lasan'ny saka ny hena tsy fihinana intsony fa na avela haniny na darohana ny saka dia ny hena ariana. Izy nefa tsy saka fa olona tsy azo atao inona nohon'ny lalana koa mizahava fa mahita milay noho iny ary mba mahaiza mifidy izay mitovy fijery na afaka mifameno. Olona avy hiarahan'ny "Promotion" taoriana ve atao inona indray. Izaho aloha dia tsy mila izany. Kung Fu izany mafy loha fa tsy mati-pitiavana.
17. la ( 12/06/2007 10:31)
Enjana zany tenin Jeankely zany zaagasse 8O:D
18. zaagasse ( 12/06/2007 10:58)
tsy maninona fa za ihany no za na niala ary izy e sa ahoana hoy ianareo?tsy maninona io fa reveo hoy tsika rehefa eny mamasina ka resy..
19. kallie ( 12/06/2007 11:11)
nisy anzany iany mo tany ka oe.... :lol:
20. cute ( 13/06/2007 01:30)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0482