samy tia nefa mifanohitra toetra

21. Jeankely ( 13/06/2007 02:10)
Izay indrindra ry "zaaqasse" e. Aza manalabaraka Kung Fu ary sipa iray tsy mahafaty izany. Ny veheivavy no misy izany 1 er amour izany fa ny bandy izay tia ny bandy no hiarahany sy hasoaviny ary rehefa katraka ianao mahazo foana fa aza mivareraka amin'ny sipa iray izany fa jereo sahala ny rindrina tsy mila asiana sira. Izany no vrai Kung Fu. Tandremo sao KF fopla an.
22. zaagasse ( 13/06/2007 05:49)
merci les jean kely a reveko le passe e za miondana filozofia kf iringiriny sady ny kf anie ka olona tsy misentiment raha ny tena marina e hoy ny lesona oe adinoy ny mandreraka anao @fanaovana zavatra vaovao(le ezaka io an)ny mangina koa volamena e hoy tsika malagasy indray mande ve no manta vary de...hainareo le izy e.ny koba no ande totoina betsaka nefa koa anie raha matavy be zany tsitian'ny olona ndray.diso aho teo aloha fa hoy amel bent:j'ai le droit à l'erreur.aza tsaraina ho coureur de ju_pon ny bandy fa une fois n'est pa coutume
23. Jeankely ( 13/06/2007 06:32)
Tsisy "erreur" izany fa revy io ary "experience' ry zandry e. Izay lasa dia dila fa aza mifarirotra izany. Ny tena KF. "Grand ecart" avy dia matakatra ny tena milay. sa ahoana e?
24. zaagasse ( 28/06/2007 06:41)
misotra ry jeankely ireo nanome torohevitra.fa hay ve enao mipetraka any indonesia e tena tsara kosa an any no fiaviantsika malagasy .tsy tokony hiresaka aminy tsony ve aho amin'izao sa tokony hijanona ho mpinamana.mety hisy vokany ratsy eo@fiarahandr'i zareo ve zany.tena tsapako fa efa tsy aminy tsony ny fitiavako misaotra nankahery e.ny kf kosa ane tsy oe olona tsisy sentiment e rehefa nofo sy ra de misy an'zay fa ny toetra sy ny itondrana azy no tsy mitovy.za zao te hiaro ny ahy nefa @fomba feno fandeferana no anaovako izany.
25. tsoraka ( 29/06/2007 05:39)
Efa hoe ny hena lasan'ny saka tsy fihinana intsony fa efa maloto hoy ny akama iray ambony io. Ny eo antanana no harovana tsara.
26. zaagasse ( 29/06/2007 09:42)
ka zay anie e, raha saka kely kosa ve no omena trondro be de ho laniny? ary avy eo de simbainy fotsiny.
27. rahiratra ( 01/07/2007 02:53)
Ka angaha io trondro ry zandry fa olona misy saina. Rehefa manaiky ho lanin'ny sasany indray mandeha ny vehivavy tsy harak'ialahy intsony fa aza mivareraka mihintsy. Ny lehilahy no tia tsapatsapa ary ny vadiny vadiny ihany fa ny vehivavy raha midona any ively indray mandeha dia efa tsy mila an'ialahy intsony izy izay. Nefa anontanio ny vehivavy ihany raha mba tia hamely kely ivelany koa izy.
28. zaagasse ( 04/07/2007 07:17)
marina ihany anie le oe midona any ivelany izy de tsimila anao tsony saingy zao inona ary no nanomezany anao par accident ve sa par l'ingorance ataony ahoana ary no fanovany ny ro matsatso ho laoka matsiro.....
29. tsoraka ( 04/07/2007 08:37)
Tsy mazava ilay ro matsatso sy laoka matsiro fa rehefa mivoaka ka mahasahy lelafin'ny hafa ny vehivavin'ialahy ka fantantr'ialahy dia tsy misy afatsy ny mandefa azy ho lelafindry zalahy ambongadiny no tsara. Tia ho donampahoriana ngaha ialahy tsy mahita ireo hoe fitia tsy mety maty ka rehefa manao fitiavana amin'ny vadiny ry vehivavy sasany ny lehilahiny no ao antsainy. Ialahy no fihininy nefa hafa ny ao anaty masony. Vehivavy no nilaza io ao ambadika ao ka mitandrema fatratra.
30. zaagasse ( 19/07/2007 13:08)
misaotra amin'ilay torohevitra rehefa lasa izy de avela handeha "tsy tazonina izay tsy tamana" ary mato izy nandeha de "niova izay ilay fitia"fa ny hoe enao no fihininy nefa olon-kafa no ao an-tsainy de iny indray aloha de azy irery iny atonao ahoana moa ny hibaiko ze fisainany any fa aleo ho azy iny rehefa manome anao izy de hano fa aza maka lagy ho ahy aloha de zay e tsy raharahako ze eritreriny any.
31. Jeankely ( 22/07/2007 05:29)
HIHIHI.Tsy raharahinao izay omby maty fa ny hena no haninao ve ra-Zaagasse a=))=))=))
32. zaagasse ( 23/07/2007 06:35)
ie ka omena ahy kosa ve tsy hohaniko.za anie kristianina be e,ary ny kristianina tsy manda fanomezana zany mihitsy...:D:D:D:D
33. Jeankely ( 23/07/2007 09:47)
Fanomezana tsisy romoromo sa ianao no nitady?=))=))=)).Tandremo mahazo fanomezana misy fitaka=))=))
34. zaagasse ( 06/08/2007 12:46)
voaray fa misaotra betsaka.tsy porofom-pitiavana ve ny fanomezana tsisy romoromo..tsara an!!mamy be mihitsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.087