Mahate hilaza hoy i Malza

1. Zazala ( 12/06/2007 01:37)
Madiva hifarana ity ny enim-bolana voalohan'ny taona 2007. mangina ny feon-dakolosin'ny katolika taorian'ny "roaka mompera" nahazo ny misionera, ka ny FJKM no tompon'ny laka, itobahan'ny fanomezana avy amin'ny Filoham-pirenena.
http://madagasikara-soa.com/pictures/malaza-a.jpg
http://madagasikara-soa.com/tribunes.php?ID=24 :-w
novalian'i Jeankely ny 13/06/2007 01:50
2. marozevo ( 12/06/2007 08:41)
Dia inona ny olana ?
3. Jeankely ( 12/06/2007 08:52)
Aza adino fa be koa ny "Malaza tsy hinana to vilian-tsahona".
4. xxx ( 12/06/2007 14:02)
Mbla tsy fantatrareo ihany angah ilay hoe: atrehi-mahefa iamboho-mahavita.

Tsy olana @ KAtòlika velively rah izay fanampian'ny Fanjakana. Ary rah niandry an'io dia efa maty ela. Tsy any ny fiaraha-miasa takian'ny Katòlika fa ny fifanajana dia ampy anay.
5. marozevo ( 12/06/2007 19:39)
Sao dia ny Fanjakana no tena mila ny Fiangonana rey olona ah...
6. Jeankely ( 13/06/2007 01:50)
Avadio "Silamo" rehefa tsy nahomby daholo ny "christian" e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0535