Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
LazaDaddy ( 13/06/2007 08:11)
Ahoana ny fijerinao an'i Jesoa?
"Tsy misy mankany amin'ny Ray afa-tsy amin'ny alalako" hoy i Jesoa. => "Intolerant" ve i Jesoa araka ny hevitrao?... tohiny
novalian'i marozevo ny 24/06/2007 17:05
ari.malala ( 13/06/2007 07:54)
Ny vehivavy sy ny fanaovana pataloha
Miala tsiny aho fa tsy aritro mintsy ity: [quote]Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 11-06-2007 14:59:19 Lohateny : Re : azo sotroina ve ny toaka? zao an! misy teny ao à SM we: aza ho mamon-... tohiny
novalian'i cutie ny 07/07/2007 01:14
ravakamalala ( 13/06/2007 07:43)
farasisa
Inona marina no tena antsoina hoe "farasisa"? Inona no dikany amin ny teny frantsay? Toa efa henoko mantsy ilay hoe farasisa na toaka ohatra : dia hoe voa io aretina io ny zaza raha toa ka mpiso... tohiny
novalian'i Witcher4 ny 08/08/2023 18:07
bazylou ( 13/06/2007 00:30)
raha an'ilay 8 ny BP sy RY tOTAL
dia mety ilay midrikina!! Hausse du prix des carburants Ravalomanana dénonce Marc Ravalomanana a lancé un avertissement aux compagnies pétrolières à propos de la hausse des prix des carbur... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/06/2007 14:42
bazylou ( 13/06/2007 00:27)
ela ny ela marina
Tête à tête avec Didier Ratsiraka L’ancien président de la République Zafy Albert est à Paris depuis quelques jours. Bien qu’il s’agit d’une visite purement privée, elle a été mis... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/06/2007 19:21
bazylou ( 13/06/2007 00:23)
revin'i lery
marina ny fiangonana ka noprivatiseny tao ny fjkm!!:wink::wink:... tohiny
novalian'i bazylou ny 13/06/2007 09:07
xxx ( 12/06/2007 20:34)
tsy azoko ?
eto frantsa ny tenako , fa gaga aho fa matetika mahita fiara misy numero @ ny autocollant,betsaka no efa hitako misy hoe "64" . fanontaniana mba valio hoe izay mahalala , misy dikany ve io ?????... tohiny
novalian'i xxx ny 14/06/2007 17:59
kalangita2 ( 12/06/2007 17:39)
salut
mba mila ny tonon ilay hira " samy manana ny tiany" hirain ny pazzapa???????? merci... tohiny
novalian'i cutie ny 12/06/2007 23:18
niryna ( 12/06/2007 17:13)
1-Roa minitra ihany a!......2- Vakio ny ato an-tsaiko!
1. Amin'ity indray mitoraka ity dia roa minitra ihany no anananao hamaliana ireto fanontaniana telo A,B,D ireto. A. Zarao 1/2 ny isa 24 ary ampio 16 avy eo.Firy ny valiny hitanao? B.Firy amin'ny... tohiny
novalian'i niryna ny 22/06/2007 20:20
cbd ( 12/06/2007 16:40)
Draidraidrayyyyyy...... ! :-S
Ahoana ny fihetsikareo raha otr'izao ny ataon'ny vadinareo rehefa ao ampandriana ao [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Crade/pete-au-lit-2943.gif[/IMG] ... tohiny
novalian'i sympa ny 23/06/2007 11:00
sitlo ( 12/06/2007 16:19)
efa voafafa dia anontaniako indray
Saika nijery ilay lohahevitra napetrak'i vahinala aho amin'ny fomba fandefasana fichier mavesatra mihoatra ny 500 Mo dia efa voafafa ilay izy fa misy afaka mamerina ilay liens ve? Resaka ftp izay ilay... tohiny
novalian'i sitlo ny 12/06/2007 21:43
xxx ( 12/06/2007 14:32)
suicide
ilay suicide ve ry zareo dia geste fitiavantena be fotsiny sa dia tena leo ny fiainana de tsy te hiaina intsony??? toa tsy mieritreritra ny fahorian'ilay olona manodidina azy izy alohan'ny hanatanter... tohiny
novalian'i sympa ny 21/06/2007 00:40
tezitra ( 12/06/2007 11:22)
mahaleo Y 'EN A MARRE
Ils ont commencé à l'époque où g sui pa né; g commence à avoir ma 1ere meche de cheveux blanc, ils sont tjrs là,on dirait qu'y a pas d'artistes à Madagascar: 1)kc qu'ils ont apporté pour ... tohiny
karinah ( 12/06/2007 11:17)
hmmm, tsy ratsy kosa ah...
[i]collection 2007 indray hono[/i],... mmmmmh..vita iny ny nampalaza azy t@ 2004, dia hiverina indray... http://www.bonprixsecure.com/fr/shop.htm?id=178086137337386113-0-466e7f41&nv=1|1445 zah aloha ... tohiny
novalian'i karinah ny 12/06/2007 17:24
Fiffi ( 12/06/2007 09:46)
Ndao ho any Dago ry zareo an !
Ndao ry zareo ho any Dago kely fa zah aloha tena manina mafy an ! de : -1- http://www.wat.tv/playlist/487300/video/487297/Nicomad-Clip-Madagascar-La-Reine.html -2- http://www.linternaute.com/vi... tohiny
novalian'i Ratoa ny 01/08/2007 17:08
hery ( 12/06/2007 09:17)
Hira Ankalazao ny Tompo
Tafiditra ka azo alahatra sy henoina ao amin'ny Radiovazogasy.com ny hira 94 an'ny Ankalazao ny Tompo. http://radiovazogasy.com/?rub=radio%2Fplaylist&karoka=Ankalazao+ny+tompo ... tohiny
novalian'i marozevo ny 09/07/2007 23:13
mioucool ( 12/06/2007 07:25)
ambondrona iany e
mba betsaka iany v ny mpakafy AA ato sa...? :D... tohiny
novalian'i cute ny 15/06/2007 20:42
kallie ( 12/06/2007 07:20)
akanjo be
Eééé, aôna kay ny atao ra i-pipi nefa manao akanjo mariazy? lé izy tô sady lavabe no midoroboka? anjekaky ô, atoroy evitra reto a :oops: ... tohiny
novalian'i xxx ny 28/06/2007 20:21
hery ( 12/06/2007 07:18)
Babaique Havagna
Salama, Misy hira an'i Babaique hoe "Havagna..." iny ao amin'ny tononkira. Tsy fantatro hoe iza no tena marina fa samy nampiditra i Bditra sy Fiffi. Sao dia azo ahitsy sy ampifamenoana ho an'izay ten... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/06/2007 08:29
niryna ( 12/06/2007 06:17)
Ny anjely
Ity misy tantara kely ho antsika rehetra na ny tanora na ny ankizy dia afaka zaraina ity:D Indray andro izay hono nisy zazakely miandry ny fahaterahany. Indray andro izy dia nanontany t@Atra. ... tohiny
novalian'i marozevo ny 22/06/2007 18:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7126