tsy azoko ?
1. xxx
(
12/06/2007 20:34)
eto frantsa ny tenako , fa gaga aho fa matetika mahita fiara misy numero @ ny autocollant,betsaka no efa hitako misy hoe "64" .
fanontaniana mba valio hoe izay mahalala , misy dikany ve io ?????
fanontaniana mba valio hoe izay mahalala , misy dikany ve io ?????
novalian'i xxx ny 14/06/2007 17:59
3. booboo
(
12/06/2007 20:43)
xxx > mipetraka any @ dépt. des Pyrénées Atlantique angaha ianao ?
Sa tsy 64 moa ny any ? hihihihi aza hitako ka niteniteny foana zà lé :°)
Sa tsy 64 moa ny any ? hihihihi aza hitako ka niteniteny foana zà lé :°)
5. xxx
(
14/06/2007 17:59)
hay veuuu ? sady zah koa "blonde" no "du nord":-D izay no tsy hahaizako azy
fa merci kalou é!
fa merci kalou é!
