efa voafafa dia anontaniako indray

1. sitlo ( 12/06/2007 16:19)
Saika nijery ilay lohahevitra napetrak'i vahinala aho amin'ny fomba fandefasana fichier mavesatra mihoatra ny 500 Mo dia efa voafafa ilay izy fa misy afaka mamerina ilay liens ve? Resaka ftp izay ilay izy.
novalian'i sitlo ny 12/06/2007 21:43
2. hery ( 12/06/2007 17:08)
Raha alefa amin'ny email dia

http://www.sendspace.com/
http://www.yousendit.com/

Sa hoe ahoana?
3. sitlo ( 12/06/2007 17:19)
misaotra betsaka hery, ilay yousendit toa 100 Mega fotsiny fa le iray mahatratra 300. Aleo fa afaka dekopena 300 M, efa ngeda ihany izany.
Misaotra
4. pissoa ( 12/06/2007 18:37)
Misy koa http://www.sendthisfile.com/ fa mbola tsy nampiasaiko fa jerijereo ao !
5. jefra ( 12/06/2007 18:39)
Zaho free no fampiasako. http://dl.free.fr/
1Go par http, 5Go raha ftp
6. sitlo ( 12/06/2007 20:00)
misaotra, dia manararaotra ny fisaorana koa amin'ilay klip bdb ao am dailymotion :}

ps: ilay an'i pissoa ohatra ny mandoa vola.
7. pissoa ( 12/06/2007 21:31)
dain ! :-D:-D:-D
tsy haiko ny qualite an'ny service fa toa misy soratra red be ao hoe register free account :oops:
8. sitlo ( 12/06/2007 21:43)
oups, kay tena free marina fa izaho tany amin'ny plans no nitonatonana.
mersy njy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3297