Babaique Havagna

1. hery ( 12/06/2007 07:18)
Salama,
Misy hira an'i Babaique hoe "Havagna..." iny ao amin'ny tononkira. Tsy fantatro hoe iza no tena marina fa samy nampiditra i Bditra sy Fiffi. Sao dia azo ahitsy sy ampifamenoana ho an'izay tena mahay an'ilay hira?
http://tononkira.serasera.org/?rub=tononkira/hira&id=3020 ny iray
http://tononkira.serasera.org/?rub=tononkira/hira&id=4508 ny iray

Misaotra
novalian'i Fiffi ny 12/06/2007 08:29
2. Fiffi ( 12/06/2007 08:29)
heu....ny anaha aloha de nalaiko avy tam pochette ka sao de zah no nanao hadisoana tam fandikana azy na le pochette mintss no misy fahadisoana ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1389