1-Roa minitra ihany a!......2- Vakio ny ato an-tsaiko!
1. niryna
(
12/06/2007 17:13)
1. Amin'ity indray mitoraka ity dia roa minitra ihany no anananao hamaliana ireto fanontaniana telo A,B,D ireto.
A. Zarao 1/2 ny isa 24 ary ampio 16 avy eo.Firy ny valiny hitanao?
B.Firy amin'ny karazan'ny biby tsirairay avy no mampidirin'i Mosesy tao amin'ny sambony talohan'ny tondra-drano be?
D.Raiso manalavitra ny 20 euro ny 7 euro.
Ohatrinona euro no ananao?
******************************************************
2. Mahay mamaky eritreritr'olona ve ianao?
Andramo vakina hoe ny ato an-tsaiko ! :D
Mieritreritra isa aho amin'izao fotoana izao ka eo anelanelan'ny 1-50.
Ireo isa ireo dia impair(odd number),saingy tsy mitovy izy ireo.Izany hoe mety ho 15 fa tsy mety hoe 11.
Efa nifidy isa ve ianao,firy izany?
(l)niryna

novalian'i niryna ny 22/06/2007 20:20
5. xxx
(
13/06/2007 09:18)
niryna:
D.Raiso manalavitra ny 20 euro ny 7 euro.
Ohatrinona euro no ananao?
Tsy azoko , toa tsy dia misy gasy miteny ohatr'izao angamba
8. niryna
(
14/06/2007 04:28)
xxx:
niryna:
D.Raiso manalavitra ny 20 euro ny 7 euro.
Ohatrinona euro no ananao?
Tsy azoko , toa tsy dia misy gasy miteny ohatr'izao angamba
Raha azavaiko lavabe dia fantatrao ny valiny ka:roll:
Raisa, manalavitra ,ataovy hoe 20 ariary sy ariary fito indray aza e.Tsy mbola teny gasy ve:lol:
9. niryna
(
14/06/2007 04:30)
diamondra27:
Satria nahoana no 13 aza ,
he he he sekiré
Tena secret tokoa ry diamondra, tena io no saika nataoko fa novaiko indray ny tato an-tsaiko soa ihany ,kanjo io ianao nanome azy :D
10. diamondra27
(
14/06/2007 11:52)
Raisa, manalavitra ,ataovy hoe 20 ariary sy ariary fito indray aza e.Tsy mbola teny gasy ve
tena tsy teny gasy akia io a!
za tsy mahay le dikany aloha e
tena tsy teny gasy akia io a!
za tsy mahay le dikany aloha e
11. niryna
(
14/06/2007 17:04)
diamondra27:
Raisa, manalavitra ,ataovy hoe 20 ariary sy ariary fito indray aza e.Tsy mbola teny gasy ve
tena tsy teny gasy akia io a!
za tsy mahay le dikany aloha e
Andao ary atao hoe raiso kely hoe io kitapo latsaka io?
Fiteny ilay raiso sa tsy fiteny.
Esory manalavitra any ity ....ity.Fiteny izany sa tsia.
=))=))
12. niryna
(
14/06/2007 17:09)
Diamondra a.Andao ary ataoko teny anglisy indray.
D.Take & Euro away from 20 Euro.
How many euro do you have?
Dia ahoana raha tsy mahay teny anglisy indray?:cry:
13. diamondra27
(
15/06/2007 07:02)
tena tsy arako akia a!
mety mbola reraka be koa ny saiko zany!
le roapolo ve no take-na sa le ariary fito e?
fa tsy 13 ve wa le izy sa -13
:idea::idea::idea:

15. niryna
(
20/06/2007 16:54)
[quote=niryna]
1. Amin'ity indray mitoraka ity dia roa minitra ihany no anananao hamaliana ireto fanontaniana telo A,B,D ireto.
A. Zarao 1/2 ny isa 24 ary ampio 16 avy eo.Firy ny valiny hitanao?
B.Firy amin'ny karazan'ny biby tsirairay avy no mampidirin'i Mosesy tao amin'ny sambony talohan'ny tondra-drano be?
D.Raiso manalavitra ny 20 euro ny 7 euro.
Ohatrinona euro no ananao?
Aleo ary ho zaraina roa ilay izy e.

16. niryna
(
20/06/2007 16:55)
niryna:
2. Mahay mamaky eritreritr'olona ve ianao?
Andramo vakina hoe ny ato an-tsaiko ! :D
Mieritreritra isa aho amin'izao fotoana izao ka eo anelanelan'ny 1-50.
Ireo isa ireo dia impair(odd number),saingy tsy mitovy izy ireo.Izany hoe mety ho 15 fa tsy mety hoe 11.
Efa nifidy isa ve ianao,firy izany?
(l)niryna
Ity indray ny iray,sao misy mijery fa lavabe ka aleo zaraina:D
18. niryna
(
21/06/2007 17:09)
niryna:
[quote=niryna]
1. Amin'ity indray mitoraka ity dia roa minitra ihany no anananao hamaliana ireto fanontaniana telo A,B,D ireto.
A. Zarao 1/2 ny isa 24 ary ampio 16 avy eo.Firy ny valiny hitanao?
B.Firy amin'ny karazan'ny biby tsirairay avy no mampidirin'i Mosesy tao amin'ny sambony talohan'ny tondra-drano be?
D.Raiso manalavitra ny 20 euro ny 7 euro.
Ohatrinona euro no ananao?
Aleo ary ho zaraina roa ilay izy e.
Omeko ary ny valiny ry diamondra27 a.
19. niryna
(
21/06/2007 17:20)
niryna:
[quote=niryna]
1. Amin'ity indray mitoraka ity dia roa minitra ihany no anananao hamaliana ireto fanontaniana telo A,B,D ireto.
A. Zarao 1/2 ny isa 24 ary ampio 16 avy eo.Firy ny valiny hitanao?
24:1/2=48:arrow:24x2=48 satria raha divisena- aminin'ny division dia lasa manome multiplication.
48+16=64
B.Firy amin'ny karazan'ny biby tsirairay avy no mampidirin'i Mosesy tao amin'ny sambony talohan'ny tondra-drano be?
Tsy misy =0 Noa no noresahin'Atra hanao sambo fa tsy Mosesy.:cry:
D.Raiso manalavitra ny 20 euro ny 7 euro.
Ohatrinona euro no ananao?
7 euro izay no nasiako noraisinao,io izany no tokony anananao,raha naka 13 euro ianao dia nangalatra:roll::D
20. kally
(
21/06/2007 17:31)
niryna:
Andao ary atao hoe raiso kely hoe io kitapo latsaka io?
Fiteny ilay raiso sa tsy fiteny.
Esory manalavitra any ity ....ity.Fiteny izany sa tsia.
=))=))
Esory lavitra any kosa no fiteny fa tsy esory manalavitra izany angamba.
Izaho kosa tsy mbola naheno olona niteny hoe raiso manalavitra izany fa hoe anesory no fandre na hoe mandraisa.
Sa hoe raiso manalavitra akondro roa eto ianao:-D
Angamba mety izay no tsy namalian'ny ankizy fa tsy hay hoe inona izany tenenin'i Nyrina.