1-Roa minitra ihany a!......2- Vakio ny ato an-tsaiko!
21. niryna
(
22/06/2007 18:51)
kally:
niryna:
Andao ary atao hoe raiso kely hoe io kitapo latsaka io?
Fiteny ilay raiso sa tsy fiteny.
Esory manalavitra any ity ....ity.Fiteny izany sa tsia.
=))=))
Esory lavitra any kosa no fiteny fa tsy esory manalavitra izany angamba.
Izaho kosa tsy mbola naheno olona niteny hoe raiso manalavitra izany fa hoe anesory no fandre na hoe mandraisa.
Sa hoe raiso manalavitra akondro roa eto ianao:-D
Angamba mety izay no tsy namalian'ny ankizy fa tsy hay hoe inona izany tenenin'i Nyrina.
Misaotra anao nanoro ahy,efa nohazavaiko ihany koa ilay izy avy eo ka:P
22. niryna
(
22/06/2007 20:03)
niryna:
[quote=niryna]
2. Mahay mamaky eritreritr\'olona ve ianao?
Andramo vakina hoe ny ato an-tsaiko ! :D
Mieritreritra isa aho amin\'izao fotoana izao ka eo anelanelan\'ny 1-50.
Ireo isa ireo dia impair(odd number),saingy tsy mitovy izy ireo.Izany hoe mety ho 15 fa tsy mety hoe 11.
Efa nifidy isa ve ianao,firy izany?
(l)niryna
Ity ary valiny e,efa nasian\'i diamondra27 ho valiana moa izany ilay izy:D
Mamaky ny ato an-tsaina hoy aho ka isa 1........50
Isa impair na (odd number).
13-15-17-19-21-23-25-27-31-35-37-39-41-43-45-47-49.
23. boubounezy
(
22/06/2007 20:19)
za alou vô zao vô niditra ato nefa ny valiny efa eo ka tsisy ho lazaina ntsony diam nyrina (l):-*
24. niryna
(
22/06/2007 20:20)
boubounezy:
za alou vô zao vô niditra ato nefa ny valiny efa eo ka tsisy ho lazaina ntsony diam nyrina (l):-*
Dia tsy mamaky ilay valiny aloha aky a,jereo ilay fanontaniana a.Salut indray aloha indry e:*