Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Aino
(
09/06/2007 15:19)
manja kosa Shakira eto ah!!
http://www.dailymotion.com/related/1328549/video/x12ysu_shakira-hips-dont-lie-parodia/1:-D:-D:-D...
tohiny
novalian'i cbd ny 14/06/2007 08:30
sania
(
09/06/2007 12:50)
namana mtad namana
sania no anarako mbola vaovao iahny d mtad namana tsotra na lahy na vavy 15-25 tona, zay fa miandry valiny avy @nareo é...
tohiny
novalian'i marsvao ny 17/08/2007 22:09
xxx
(
09/06/2007 12:45)
maladies nosocomiales
azo sokajiana ho "maladie nosocomiale" ve ny "staphylocoque doré"? raha eny, dia inona no tokony ho ataoko, satria voa io karazana microbe io aho izao. il y a 3 mois exactement no nivoahako ny hôpit...
tohiny
novalian'i watafon ny 11/06/2007 15:41
naughtyboy
(
09/06/2007 12:25)
tsikitsiky lava
:lol: http://www.dailymotion.com/video/xsh45_pazzapa-1tsikistsiki-lava milay tony vazo tony sa ahona ry zareo na efa ela aza no tsy heno..
[i]Nahitsin'i hery[/i]...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 15/06/2007 13:11
nikopol
(
09/06/2007 07:55)
saryindraimipika ???
misy ilay "namana " sariindraimipika iny manoratra ary amin'ny vavolombelona dia rehefa jerena nefa ny momba azy dia tsy misy soratra hoe tsy mpikambana ato io olona io...
nefa dia mbola mitohy manor...
tohiny
novalian'i rapala ny 10/06/2007 11:01
ronaldo09
(
09/06/2007 07:55)
Mangingina ndray ny ao an-tanana
Amizao aloha dia mangingina indray ny ao an-tanana,toa tsy aharezam-peo intsony mpanohitra!Ny avy ao amin'ny fitondrana koa revo eo amin'ny asany !
Mahafinaritra e!...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/06/2007 08:49
Tiks
(
09/06/2007 07:27)
tam'3
Hiran'i Fakr vaovao le izy, misaotra mialoha de mba alefaso haingana...
tohiny
novalian'i dongadonga ny 10/06/2007 11:26
Achia
(
09/06/2007 07:27)
demande
je demande la chanson de Hanta Tiana de seigneur pleint de sagesse...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/06/2007 07:00
Jeankely
(
09/06/2007 07:05)
Ny vahoaka ve midika ho manara-drenirano na mpanompo foana?
Foana ny fanandevozana na mbola misy mpanjaka aza angamba amin'ny faritra isanisany eran'i Madagasikara. Tsy misy intsony ny voaozona ho mpanompo hatrany amin'ny taranany. Ankehitriny dia azo lazaina ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/06/2007 05:26
Fiffi
(
09/06/2007 06:48)
Mahamenatra.....
Fa dia farahidiny toa inona loatra re ny tenin-drazantsika no atao valalan’amboa ? Mahamenatra ny fikilasiana ny teny Malagasy ho tenin’olona ambany ka raha vao io no ifampiresahana dia mihevitr...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/06/2007 08:39
ravaka2007
(
09/06/2007 05:56)
Hafanana
Mba hangataka an'io hira io ô!!
Misaotra e!!...
tohiny
novalian'i edge ny 11/06/2007 13:14
bazylou
(
09/06/2007 00:43)
hay ve!!
misy an'izany lalan vaovao izany koa ao madagasikara hoe ny vato rehetra milanja 5g mahery dia tsy maintsy omena ny depite hatolotra ny firenena e!!
Dinnnnnnnn, ka inona no hitadiavana vatosoa raha...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/06/2007 19:11
linarako2
(
08/06/2007 22:38)
Raha fivavahana dia alefaso,raha toa tsy izy aoka ihato
Angamba tsy misy vola aloha ny mandefa sy mizara izay fahaizana noratovony amin'ny fivavahana.Tato ato dia tena tsy lasa mihitsy.Efa nisy nitaraina ihany hoe toa mivoana izy izany kanefa dia ny eo iha...
tohiny
novalian'i marozevo ny 22/06/2007 18:56
tezitra
(
08/06/2007 18:46)
12 milliards ariary, 60 milliards fmg detournés, oh my god!
C 5 millions d'euro,ils vont blanchir, cacher vite ça,et donc direction suisse:
3 effet:
[b]1)effet direct:[/b]L'offre de devise à Madagascar va diminuer par rapport au demande.chutte de Monna...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/06/2007 03:06
niryna
(
08/06/2007 18:45)
Mamangy ny fahoriana fijo a
Tonga any dago hono i fijo nandevina an-dreniny.
Dia manome fampaherezana ho azy aho sy ny namana rehetra izay mety tsy mahita ity famangiana ity
Aza misosoka alahelo intsony fijo a.
(l)niryna...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 13/06/2007 15:07
sallyg56
(
08/06/2007 17:54)
mtad namana
ny anarako dé sally d mitad namana tsy mfid na lahy na vavy na firy tona na firy fa zay fa d manantena anareo é...
tohiny
novalian'i cassy87 ny 23/01/2008 09:35
ratonga
(
08/06/2007 16:55)
manahy aho
http://www.dailymotion.com/related/2844366/video/x1sn84_manahy-aho...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/06/2007 08:17
sallyg56
(
08/06/2007 15:43)
trafic d'uterus
@ zao ndray ry reto misy olona any an-dafy d mkidnape adolescente na jeune eo ho eo @ 15-18 ans reny sady @ zay @ andro atoandro b, de le akizy zay ny ts naafaty anazy d nisy tsy nety ny uterus de nal...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/06/2007 08:09
tess
(
08/06/2007 14:51)
Lessiveuse
Raha nimenomenona ity rangahy iray manoloana ny vadiny...:
- tena mila manao regime mihintsy enao fa tsy lasa ah!
Miha mahazo taona enao dia lasa ngezabe fa mila manao regime mihintsy...
jere...
tohiny
novalian'i cbd ny 14/06/2007 10:08
miantra
(
08/06/2007 12:26)
traiteur
Miarahaba antsika rehetra!
Sao dia mba misy mahalala hoe ohatrinona eo hoe ny maka traiteur mariazy na fivoriam-pianakaviana tsotra any Madagasikara?
Misaotra mialoha:D...
tohiny
novalian'i cbd ny 12/06/2007 19:18
