trafic d'uterus

1. sallyg56 ( 08/06/2007 15:43)
@ zao ndray ry reto misy olona any an-dafy d mkidnape adolescente na jeune eo ho eo @ 15-18 ans reny sady @ zay @ andro atoandro b, de le akizy zay ny ts naafaty anazy d nisy tsy nety ny uterus de nalefa . mapiasa an'reny chloroform reny mits izy refa aka anao fa mtandrema ze ankizvavy @ io tona io na ny zanakareo sy zandrinareo é
novalian'i Fiffi ny 09/06/2007 08:09
2. xxx ( 08/06/2007 15:57)
intox!
3. xxx ( 08/06/2007 15:58)
nanana karatra donneur d'organes izy ...
4. Fiffi ( 08/06/2007 17:13)
sallyg56:

@ zao ndray ry reto misy olona any an-dafy d mkidnape adolescente na jeune eo ho eo @ 15-18 ans reny sady @ zay @ andro atoandro b, de le akizy zay ny ts naafaty anazy d nisy tsy nety ny uterus de nalefa . mapiasa an'reny chloroform reny mits izy refa aka anao fa mtandrema ze ankizvavy @ io tona io na ny zanakareo sy zandrinareo é
heu.....mba omeo kely ny source azafady an ! de aiza aloha le hoe any andafy ? heu....de mba ahoana hono no nahafantaranao an'zany nefa enao toa any dago raha tsy diso ny voalaza ao am momba anao ? heu....mba tena manara-baovao isan'andro hiany manko zah ka tena mbola tsy naheno an'zany an ! de mba alefaso ny source eh ! (le honohono manko mampatahotra ny olona fotsiny)


5. Fiffi ( 08/06/2007 17:17)
sallyg56: :-w:-w:-w 15 taona ? :-w:-w taiza no nahenonao an'zany ? raha manana source enao de alefaso eto an !
6. sallyg56 ( 08/06/2007 17:42)
le izy ankizy any @ lycée fa ts t@ gazety aloé, namanamana eny le izy fa za tsy sahy tena niresaka t@ mazava fa zay ny enoko d nataotra ah! fa maninona ah no maagaga anao oe 15 tona ah?
7. kelly13 ( 08/06/2007 18:42)
dinika mahagaga :o
8. Fiffi ( 09/06/2007 06:46)
"sallyg56":
le izy ankizy any @ lycée fa ts t@ gazety aloé
zay le nataoko hoe "honohono"
"sallyg56":
namanamana eny le izy fa za tsy sahy tena niresaka t@ mazava fa zay ny enoko
namanamana eny le izy....:-w:-w :roll: namanamana eny an ?
"sallyg56:
fa maninona ah no maagaga anao oe 15 tona ah?
satria nahaliana anaha le dinika nataonao...(tsy misy source)
bref.....rehefa tsy misy source de tandremo hiany ny filazan-dravatra fa sady tsy mety ny honohono no mampatahotra ny ankizy fotsiny ! bdb manko ny ankizy eto !
sady tsy misy fahamarinana le izy .....
9. nikopol ( 09/06/2007 07:45)
asa aloha na marina na tsia io uterus io e , ny ahy no henoko dia ilay trafikana voaploos indray, gravy an ! misy sipa manadala zany hono ianao, dia entina miaraka matory aminy, dia rehefa veo, asa inn no produit na fika ampiasaina fa, rehefa maraina dia voaploss ray sisa no tafajanona.
ny anle bandy iray izay hono lasa nihena be mintsy ny lanjan'izy roa
tandremo ihany ry reto an
10. Fiffi ( 09/06/2007 08:09)
humm...."hono" fa anaty gazety na TV ve no nahenonao an'io sa namana fotsiny koh ? :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1501