Mamangy ny fahoriana fijo a

1. niryna ( 08/06/2007 18:45)
Tonga any dago hono i fijo nandevina an-dreniny.
Dia manome fampaherezana ho azy aho sy ny namana rehetra izay mety tsy mahita ity famangiana ity
Aza misosoka alahelo intsony fijo a.
(l)niryna
2. kelly13 ( 08/06/2007 18:46)
fampiononana feno ho an'i fijo
3. naughtyboy ( 08/06/2007 19:20)
mahereza ry fijo fa lalanampiainana izany
4. melody ( 08/06/2007 19:26)
Mamangy ny fahoriana ary dia mahereza drako ô


[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img267.imageshack.us/img267/2016/sympathy1xc1.jpg[/IMG][/URL]
5. diamondra27 ( 08/06/2007 19:32)
na dia tsy mpino aza fijo dia lazaiko anao hatran ny voalazan'ny SM manao hoe: misy azompahoriana ve aminareo? ......
Miaraha mifaly @ izay mifaly ary miaraha-mitomany @ izay mitomany koa tonga eto @ alalan'ny internet izany ny tenako hitsapa alahelo anao sy ny ankohonanao.
Lalana tsy maintsy izorana izany ary tombon-dalana ny azy ka dia mahaiza re mihonona.
Aoka ho lasan'izay ny ratsy ary ny soa no hifanatrehanareo mpianakavy @ manaraka.
Tsy manambola aman-karena azo omena anao ho ravindamban'ny maty satria virtuel no hahalalana anao koa dia tsarovy fa tsy irery ianao fa indreto izahay namanao eto @ serasera midodododo sy miombona alahelo aminao ka aza mihafahafa raha misy mba azonay hatao aminao(fampaherezana sns...)
_________________________________


rehefa vita ny fitsapàna alahelo dia tsy maintsy miatrika ny fiainana @izay, dia ao no hahatsapanao hoe: iza no tena namanao satria miara-miombona aminao ny alahelo sy fifaliana
Koa mirary mba hatanja-tsaina ho anao ny tenako.

Tsy maintsy atao mahery ny saina satria olona nahitàna masoandro iny lasa iny, be dia be ny souvenir vita sy fifaliana ary fijaliana niarahanareo; fa aza atao mahalavo izany an! tandremo sao dia lasa mpisotro dité be loatra

(l):-*:-*:-*:-*(l)
DM namana tsy manadino
6. karinah ( 08/06/2007 20:12)
niryna:

Tonga any dago hono i fijo nandevina an-dreniny.
Dia manome fampaherezana ho azy aho sy ny namana rehetra izay mety tsy mahita ity famangiana ity
Aza misosoka alahelo intsony fijo a.
(l)niryna
Sotra betsaka an'i nyrina mampita ny vaovao!!!:(:(:(

Fijo::( mahereza, fa isika rehetra izao mbola ho any avokoa(l)

Izahay namanao miombon'alahelo tanteraka!:( mahereza!(l)(l)(l):-*


7. mabloo ( 08/06/2007 20:28)
mirary fiononana sy fankaherezana ho anao sy ny fianankaviana ny tenanay!
8. linarako2 ( 08/06/2007 20:50)
Mahereza fijo. (l)(l)(l):-*
9. maditra ( 09/06/2007 01:18)
Mamangy fahoriana ry namana a! Mahereza fa izay no lahatra!
10. tslem ( 09/06/2007 03:52)
Mirary fiononana tanteraka ho an'i fijo sy ny fianankaviana.Aza misosoka alahelo !
11. nikopol ( 09/06/2007 07:50)
mirary fiononana less bainina a
12. Fiffi ( 09/06/2007 08:22)
Mirary fiononana tanteraka ho an'i fijo sy ny fianankaviana.Aza misosoka alahelo !
13. voara ( 09/06/2007 09:27)
Miombokalahelo aminao zahay namana ,koa mahereza ry fijo sy ny fianakaviana
14. pissoa ( 09/06/2007 10:14)
Mirary fiononana sy faherezana ho an'i Fijo sy ny fianankaviana ! :-*
15. andry08 ( 09/06/2007 17:52)
Mamangy amin'ny fahoriana, mahereza!
16. sipagasy ( 09/06/2007 17:55)
mamangy @ fahoriana ry fijo ary, aza misosoka alahelo intsony, fa tombon-dalana ny azy fa isika miankandrefam-baravarana rehetra dia mbola ho any avokoa, :-*
17. tywa68 ( 09/06/2007 19:09)
Courage Fijo a ! :-*
18. sitlo ( 09/06/2007 19:22)
Aza misosoka alahelo intsony tompoko!
19. rapala ( 10/06/2007 10:58)
Mahereza hatrany fijo a!:-*
20. Rafotsy ( 10/06/2007 11:21)
Mamangy @ fahoriana ary mirary fiononana ho anao sy ny fianakavianao ! Aza misosoka alahelo e !:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2591