Mamangy ny fahoriana fijo a

21. tisera ( 10/06/2007 14:31)
miombona alahelo sy mirary fiononana tanteraka ho an'i fijo ary dia mahereza hatrany fa lalam-piainana daholo izany :cry: nefa mahaiza mitraka hatrany am-pitsikiana eo am-piatrehana ny fiainan-ko avy !:-*:-*:-*:-*
22. meva2 ( 11/06/2007 07:22)
Mivavaka ho anao sy ny fianakavianao aho.
Mahereza.
23. booboo ( 11/06/2007 08:50)
Mirary fiononana feno sy tanteraka ho an'i Fijo sy ho an'ny fianakavian'i Fijo รด !:-*
24. ari.malala ( 11/06/2007 11:59)
Mirary fiononana hoan'i fijo sy ny fianakaviana ny tenako.
25. mamzelkely ( 11/06/2007 13:16)
de mirary fihononana feno ho an fijo sy ny fianakaviany :-*:-*
26. Samoana ( 11/06/2007 14:20)
Tena tsy mba reko letsy izany vaovao mampalahelo izany fa ialana tsiny indrindra Rafijo a! Miombona alahelo aminareo mianakavy letsy no sady mankahery koa a!
27. ratonga ( 11/06/2007 19:53)
mirary fiononana tanteraka less ry fijo
d aza misosoka alahelo intsony:-*
28. lapino ( 12/06/2007 08:08)
Mahereza e, mbola ho lasa daholo isika fa tombon-dalana ny azy.
Dia amin'ny andro ohatra an'izao, tsara ihany asiana tsiky :)
29. sechat ( 12/06/2007 09:55)
mamangy @ fahoriana fijo a, dia mahereza fa lalam-piainana daholo izany.
30. Mitah ( 12/06/2007 15:57)
Mirary fihononana feno ho an'i Fijo sy ny fianakaviany. Miaraka ory aminao izahay. Aza misosoka alahelo intsony.
31. sasa ( 13/06/2007 05:49)
mbola mamangy ny fahoriana an'i fijo eto ihany na dia efa namangy aza ny namana dago tam alahady teo.
mahereza
32. mandrindra ( 13/06/2007 15:07)
mahaiza miononaary mitraka sy mahereza fa lalan'ny miakandrefambaranana io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4882