traiteur

1. miantra ( 08/06/2007 12:26)
Miarahaba antsika rehetra!

Sao dia mba misy mahalala hoe ohatrinona eo hoe ny maka traiteur mariazy na fivoriam-pianakaviana tsotra any Madagasikara?

Misaotra mialoha:D
novalian'i cbd ny 12/06/2007 19:18
2. Bita ( 08/06/2007 13:43)
Misy akama be any ary tena tsara no mora ity: ny nomerao na tel: (00261)(0)331144380 ary ity ny adiresy email: miangalysoa@yahoo.fr Aza misalasala manontany azy. Ando no anarany. Fantaro fotsiny hoe afa-po ilay havanay naka an-dry zareo t@ Avril lasa teo. Dia mazotoa e dia mahavita be.
3. Fiffi ( 08/06/2007 16:07)
any talatamaty ambohibao toa misy koh sady ry zareo no manao ny sakafon'air mad.....(Thonny)
4. diamondra27 ( 08/06/2007 19:22)
salu akia miantra a!:-*:-*

oviana le mariazy de aiza no hatao
raha any tamatave de misy tonton-ko any azoko omena anao ny momba azy , manao hotely any manko izy




5. kally ( 09/06/2007 06:55)
Fa tsy tarif ve no ilainy hanaovany kajy aloha e? Sa..?
6. dongadonga ( 10/06/2007 12:52)
le tarif marina anié no ilaina fatsy ilay toerana eeh
7. sympa ( 10/06/2007 16:05)
Ny mihinana zao no milay ko [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-sushi.gif[/IMG]
8. diamondra27 ( 11/06/2007 12:09)
ka ilaina le tarif fa zahay mba te-hanome sopapa any @ konésansa :-P:-P
9. miantra ( 11/06/2007 13:30)
Miarahaba antsika rehetra.

Ilay izy aloha ao Tanà ihany no atao, ary tsy mariazy fa anniversaire-na mariage (40 ans).

Ny daty mbola tsy voafaritra mazava aloha hatreto fa mbola projet aloha ilay izy hatreto.

Dia mba te hanao budget izany no antony mba nanontaniko teto sao misy mahalala.

Misaotra daholo amin'ny valiny nomenareo.

Diam's: Bizna daholo izany an!!!!!:-*
10. diamondra27 ( 11/06/2007 13:34)
sao de @ octobre fa mety lasa tampoka any za an!
de any ndray isika no mihaona e!

(kalou mbola zipper-na ny sary vao alefa an!:wink:)
11. cbd ( 12/06/2007 19:18)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2964