saryindraimipika ???

1. nikopol ( 09/06/2007 07:55)
misy ilay "namana " sariindraimipika iny manoratra ary amin'ny vavolombelona dia rehefa jerena nefa ny momba azy dia tsy misy soratra hoe tsy mpikambana ato io olona io...
nefa dia mbola mitohy manoratra foana ilay izy avy eo !
misy fanazavana ara-teknika ve io sa ???
novalian'i rapala ny 10/06/2007 11:01
2. Fiffi ( 09/06/2007 08:24)
satria tsy nofenony ny mombamomba azy....

noheveriko hoe rehefa tsy mameno ny momba de tsy afaka mamaly dinika koh.....
3. nikopol ( 09/06/2007 09:03)
tsy marina zany ry fiffi an ! be dia be ny namana tsy mameno ny mombamomba azy ao nefa hita ihany ...

raha misy fanazavana hafa dia miandry
4. xxx ( 09/06/2007 09:25)
ny fahalalako azy dia rehefa manana ps fotsiny dia afaka mandray anjara eto @ forum , na mandahatra hira rvg na mandray anjara @ lalao fa zany oe refa tsy mameno ny mombamomba izy dia tsy afaka mandefa hafatra na mahazo hafatra na mijery momba2 ny namana , tsy afaka mijery sary.....
5. Fiffi ( 09/06/2007 10:15)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4655b1993d501
6. xxx ( 09/06/2007 14:01)
nikopol:

nefa ny momba azy dia tsy misy soratra hoe tsy mpikambana ato io olona io

ka mpikambana ato ange izy izany e :)
nikopol:

nefa dia mbola mitohy manoratra foana ilay izy avy eo !
misy fanazavana ara-teknika ve io sa ???

ka mpikambana ve tsy ho afaka hanoratra e :)


7. pissoa ( 09/06/2007 17:42)
Hoy i nikopol:

nefa ny momba azy dia tsy misy soratra hoe tsy mpikambana ato io olona io

Ny tian'i Niko nambara angamba dia hoe tsy hita ny momba azy fa misy soratra hoe tsy mpikambana ato io olona io ry xxx fa mba nisy hadisoana kely ry xxx a ! :lol::lol::lol:
8. hery ( 10/06/2007 08:38)
nikopol> Io rohy nolazain'i Fiffi io no misy ny valiny
9. rapala ( 10/06/2007 11:01)
hery: ary rahoviana izy io no hanomboka anan-kery hono?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1833